Fanontaniana ho an'ny Bandy gasy reetra

1. kissie ( 29/10/2008 12:23)
:) coucou daol ô! Aôna no afatarana fa tena tia sipa 1 nareo?
Za manko mitady anle bandy tena tia anà (l)
2. Chuan ( 29/10/2008 12:43)
hihihih , lay izy klou lava be raha hazavaina Kissie , fa tena mila owe cours du soir intensif mihitsy kle
3. kissie ( 29/10/2008 13:05)
zao ar e!ra misy bandy tia de possible ve mteny izy we aleo mjan pinaman lo tsik? sa tsy tia izy manao anio? :?
4. vale ( 29/10/2008 13:07)
mety efa misy oul miaraka miny angamba..
5. sakaizakely ( 29/10/2008 14:11)
tsy efa misy rubrik manokana hiresahana fitiavana ve 8O 8O
6. vale ( 29/10/2008 14:55)
za vo saika hiteny !lol diso rubrik ity dinika ity.lol
7. fahamarinana ( 29/10/2008 15:27)
:arrow: vaovao angamba i kissie dia tsy nahalala..sady ho an'ny lehilahy koa ilay fanontaniana kouh (l)
8. kissie ( 30/10/2008 06:43)
Aiza ary no misy anzan dinika zany e? :oops: nareo tsin tsis met ilazalaza ny hevitrareo!!!!sa aôna?ts tinareo le resak :roll:
9. kissie ( 30/10/2008 07:03)
sakaizakely,fahamarinana
10. epsedo ( 30/10/2008 16:39)
slt za alo mbola tsy nilona tao anatin fitiavana ka tsy dia aiko we ahona no tena tia sipa iray fa ny eritreritro dia hoe "tsy saropiaro be loatra " Zay no fahafatarako azy ô!
11. tarondro ( 26/11/2008 07:24)
amiko refa tia ny kof boay de ny fahasarotam-piaro no hita voalohany,eo koa ny fanontaniana ny passénao izay angamba no mba fatako
12. Lejoba ( 26/11/2008 15:48)
satry hahita azy foana, dia satry hotantaraina azy daholo io antsanga tsy aman'orana rehetra io, dia te hamalifaly azy foana. Dia tsy maharay lamba vao antsoiny na jereny.
Dia na zvt tsy tiana @ sipa hafa aza raha hita aminy dia tsy mahasosotra, vao mainka itiavana azy.
Satry ery hanadala azy, @ izay izy mihomehy foana sy mikapokapoka .... (l) (l) (l)
13. kotobekibo ( 03/12/2008 10:59)
tarondro:

amiko refa tia ny kof boay de ny fahasarotam-piaro no hita voalohany,eo koa ny fanontaniana ny passénao izay angamba no mba fatako


Zà tsy d'acc @ izay teninao izay , satria zà izao tsy saropiaro na d kely aza , tsy midika izany fa tsy tia an'ilay sipa zà . Na misy mikoty eo imasoko aza ny sipako , vao maika mampimé ahy izany . Izy no atokisako fa tsy ny bandy hafa , bandy bandy ihany . Ref te andeha izy d lasa any koa ; tsy ifanerena izy ity . Aller simple iny , fa tsy misy retour . 8)

kissie:

:) coucou daol ô! Aôna no afatarana fa tena tia sipa 1 nareo?
Za manko mitady anle bandy tena tia anà (l)


Samy mahay mampiesona @ teny fanambaboana dôly bandy retra , samy manana ny fomba fiteniny , fa eo @ ny fihetsiny no tena ahalalanao azy .
Ref mi-s'interesy aminao , ny momba anao , ny @ izay ataonao sy nataonao na ny tianao hatao , ary mikarakara sy manampy anao @ zvt maro . (l)
14. ni81 ( 03/12/2008 11:25)
Samy mahay mampiesona @ teny fanambaboana dôly bandy retra , samy manana ny fomba fiteniny , fa eo @ ny fihetsiny no tena ahalalanao azy .
Ref mi-s'interesy aminao , ny momba anao , ny @ izay ataonao sy nataonao na ny tianao hatao , ary mikarakara sy manampy anao @ zvt maro
zany an!
15. kotobekibo ( 03/12/2008 11:30)
ni81 > Mety lagy izao ny bandy hafa fa atoroko anareo ny sekren-dry zalahy :-D :-D :-D
16. ni81 ( 03/12/2008 12:06)
ni81 > Mety lagy izao ny bandy hafa fa atoroko anareo ny sekren-dry zalahy
tsara ho fantatray vehivavy ireo ka! misaotra an'i koto nampilaza fa misy hitandremana :lol: :lol: :-P
17. kotobekibo ( 03/12/2008 12:13)
ni81 > tsisy fisaorana akia a! ;-)
18. fitiatantely ( 03/12/2008 12:38)
ra za ndray aloha ts miasa saina @ zany e! rehefa tiko izy ka afaka miaraka izahay! milay ny revy sns de ampy! ts te hahalala ze fitiavany za, ny mifikitra be aminy no ts atao sao taraiky eo. Fahafinafetana sy mitady ze mahafinaritra no tena ilaina @ fiainana , ka ze tinao de tiavo, raha afaka miaraka de miarahà, aza miraharaha ze hoe tena tia v izy sa ts, Hevitro manokana io an! ts voatery ho arahina, mety ho tsara mety ho ratsy 8)
19. kotobekibo ( 03/12/2008 12:48)
fitiatantely > raha zà aloha tsy hoe isanandro vaky izao d hieritreritra hoe tia ahy v izy , mety milay ny revy , fa raha androany ianao ampireveny , ny ampitso alikainy tahaka ny inn , d ampireveny kely indray , d avy eo ataony mahamay indray ...
Mety manotany tena zà @ izay . Atoko ny tambany d ho hita eo :roll:
20. fitiatantely ( 03/12/2008 13:01)
ka ts mafinaritra zany no dikany de hialana! mila milay foana, ze ts milay hipitsihana, ts miasa saina é!revy sy fafiny no tediavina , ny vady ihany no tsy azo atao an'izany sao very eo, fa raha sipa aza miasa saina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0535