Liste des messages

Liste des messages, inserés par rurale, par ordre de date
rurale ( 06/08/2009 07:54)
Ny zaza sy taiza raibe sy ny renibe
Misy ny milaza fa tsy mahay n'in in (fianarana io an!) ny zaza taizan-draibe sy renibe, misy fiteny zay aza oe " taizan-drenibe voky hanina fa donto saina", za manokana zao ny mifanohitra izay no hita... suite
répondu par rhina le 29/09/2009 11:28
rurale ( 24/10/2008 12:58)
momban'ny voanjobory
Asa ra tokony eto za no hanontany ity: - fa in kay ny voanjobory @ teny frantsay - De in no ifandraisan'ny voanjobory sy ry ranenitoa (pam's) :) ... suite
répondu par ikaretsaka le 03/11/2008 17:08
rurale ( 17/10/2008 11:54)
ô! mila namana aho e!
Manahoana daholo! 'Za zany oul va2 be, mitady namana b d b :lol: Izao alou zany de mbola tsy mahita rirany fa miandry anareo namana hi-serasera sy hanorotoro e! misaotra! :D ... suite
répondu par AUDIN le 05/02/2011 18:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068