Ny zaza sy taiza raibe sy ny renibe
1. rurale
(
06/08/2009 07:54)
Misy ny milaza fa tsy mahay n'in in (fianarana io an!) ny zaza taizan-draibe sy renibe, misy fiteny zay aza oe " taizan-drenibe voky hanina fa donto saina", za manokana zao ny mifanohitra izay no hitako, satria ny zanako zao de ao bebe sy ny dadabeny andro tokon'ny fiainanany satria zay miasa. Ahoana ny mba hevitrareo @ zay?
novalian'i rhina ny 29/09/2009 11:28
2. tess
(
06/08/2009 09:26)
tsy voatery ho arahina ara bakiteny daholo ireny ohabolam-pitenenana malagasy ireny fa hivadika ati-doha eo ny farany,
ny fatako fotsiny dia ny taizan-drenibe sy raibe otran'ny zaza mihanta izany,
fa taolo taolo fihetsika izany hoe somary matotra .... 8)
ny fatako fotsiny dia ny taizan-drenibe sy raibe otran'ny zaza mihanta izany,
fa taolo taolo fihetsika izany hoe somary matotra .... 8)
3. ni81
(
06/08/2009 09:42)
ny fatako fotsiny dia ny taizan-drenibe sy raibe otran'ny zaza mihanta izany, fa taolo taolo fihetsika izany hoe somary matotra ....:lol: :lol: zà tena taizan-drenibe sy raibe! dia tena marina ilay hoe taolo taolo fihetsitsika io, sady tia hiran'ny taolo :)
4. tess
(
06/08/2009 09:46)
:-D :-D :-D :-D C confirmé izany hihihihi fa misy cousine keliko zay aky taizandrenibe fa konikononina be tsy nety matotra ndray anefa fa toy zaza foana am lay mihanta
5. ni81
(
06/08/2009 09:51)
Misy ny milaza fa tsy mahay n'in in (fianarana io an!) ny zaza taizan-draibe sy renibe, misy fiteny zay aza oe " taizan-drenibe voky hanina fa donto saina", za manokana zao ny mifanohitra izay no hitako, satria ny zanako zao de ao bebe sy ny dadabeny andro tokon'ny fiainanany satria zay miasa. Ahoana ny mba hevitrareo @ zay?arakarany io. Misy zanaky ny namako izay eto france (gasy izy fa manambady vazaha), izy mivady mandeha miasa ary miala vao maraina ao an-trano, ary tsy mody raha tsy alina. Dia ny zanany lahy tokana mipetraka any @ ireo rafozany ary tsy alaina raha tsy week end na hoe misy andro tsy fiasana lavalava.
Tena hitako sarotiny mihitsy ireo dadabe sy bebe @ zavatra homena hanin'ilay zaza ary tena ferany mihitsy aza fa tsy tiany hono ilay zaza sao ho lasa matavikely (marina ny azy aloha).
Io zaza io dia vao 10ans fa lava (1.60m) fa izy aloha tsy matavy fa tena tia milomano sy manao foot.
6. ni81
(
06/08/2009 09:53)
tess> ka lé zavatra henoiny no tsy maintsy henoiko ange e! Dia lasa nahay karazam-piteny be dia be ntaolo koa aza :-P :lol:
7. ari.malala
(
06/08/2009 09:55)
Matotra firesaka kokoa ndray araka ny fahitako anazy satria izy rolah zao ao @ dadanay sy mamanay satria zà le mandeha miasa foana, fa refa miresaka iz mtsam kely fa tena otran miresaka @ oul efa lebe reny mints :-D ny fitiavana hiran'ny ntaolo ndray amiko arakaraky ny feeling, fa zà taizan'i dadanay sy neninay fa reny hiran'ny années 60 reny tiko dool mitns :-P
8. tess
(
06/08/2009 10:06)
Tena hitako sarotiny mihitsy ireo dadabe sy bebe @ zavatra homena hanin'ilay zaza ary tena ferany mihitsy aza fa tsy tiany hono ilay zaza sao ho lasa matavikely (marina ny azy aloha).
Io zaza io dia vao 10ans fa lava (1.60m) fa izy aloha tsy matavy fa tena tia milomano sy manao foot.
tena marina mitsy io! ny an i mamanay ndray de tiny lotra de omena anzao sy izao lay zaza hany ka lasa botakely mitsy hihihi soa fa mbola zaza hitombo, bedesina foana fa zao lasa zàdratsy lay zaza mi grignoty loza mitsy
9. Ratoa
(
06/08/2009 19:37)
arakarany mihitsy io. Izaho indray dia efa nahita karazany maro mihitsy , ao ny antikely, ao ny havanana be raha adi-hevitra, ao ny kely bilitika (2ans) dia efa mahavaky ireny livres d'enfants ireny. Ny zaza rehetra dia mora mandray avokoa ary izay hitany eo amin'ny manodidina akainy no raisiny voalohany. Misy zaza aza 3 taona dia efa mahay mitendry lokanga. Misy ny mianta, misy ny matotra ka misaina (mieritritra tahaka ny olon-dehibe).
Tsy rasty ry ni81 izany ntaolo-ntaolo kely izany ah! tiako be.
rurale : iangavio i dadabe sy nenibe hilalao jeux éducatifs miaraka aminy (miankina amin'ny taonan'ny zaza ny jeux atao) : dessins, conte, fijerena TV documentaire na misy fampianarana tsotsotra, mamaky boky na dia livres d'images fotsiny aza, ets...dia iadina hevitra na résumer-na miaraka amin'ni dadabe sy/na nenibe ilay hita teo....
Lazao koa izy tsy hisalasahala anitsy sy ibedy raha tsy mety ny ataon'ny ankizy. Miaraka miana-desona sy manao devoir koa tsara: dia i dadabe sy i nenibe indray no mody mianatra fa tsy miseho ho tena mahay.
Ny mitantantara ny natao dans la journée koa anisan'ny mampihitatra ny saina satria mitadidy sy mandahatra (rappel , organisation logique) vao miteny.

11. soanja
(
11/08/2009 00:21)
rurale:
Misy ny milaza fa tsy mahay n'in in (fianarana io an!) ny zaza taizan-draibe sy renibe, misy fiteny zay aza oe " taizan-drenibe voky hanina fa donto saina", za manokana zao ny mifanohitra izay no hitako, satria ny zanako zao de ao bebe sy ny dadabeny andro tokon'ny fiainanany satria zay miasa. Ahoana ny mba hevitrareo @ zay?
Miankina amin'ilay raibe sy renibe io fa tsy hoe akory ka izay fe raibe renibe dia izay avokoa.
Marina tokoa ny tenin'ny Tess hoe tia mampihanta zaza ny dadabe sy bebe amin'ny ankapobeny ka izay no mety nahatonga izany teny izany taloha.
Fa amin'izao fotoana kosa dia efa betsaka ny ray aman-dreny sy ny bebe sy dadabe ary ny toko telo mahamasa-nahandro rehetra eo amin'ny fitaizana no mahalala izay tokony atao satria efa maharaka ny tokony hatrehina amin'ny fitaizana nohon'ny zavanisy efa nianaran-desona avokoa, dia tsy inona fa ny fametrahana disciplinem-piainana na fehim-piaina ao an-trano ary arahina foana iny fa tsy ovaovana, izay miankina amin'ny taona koa ny fanazavana entiny ary indrindra ny fanomezana ilay zaza tafim-pitiavana feno na ara-tsaina na ara-panahy ary indrindra ara-batana.
12. ikaretsaka
(
11/08/2009 00:36)
ari.malala:
Matotra firesaka kokoa ndray araka ny fahitako anazy satria izy rolah zao ao @ dadanay sy mamanay satria zà le mandeha miasa foana, fa refa miresaka iz mtsam kely fa tena otran miresaka @ oul efa lebe reny mints :-D ny fitiavana hiran'ny ntaolo ndray amiko arakaraky ny feeling, fa zà taizan'i dadanay sy neninay fa reny hiran'ny années 60 reny tiko dool mitns :-P
za zao taizan-drenibe de mehafeno tsara io lazainao io...hahahaha
14. rurale
(
11/08/2009 10:05)
'Ze lazainareo retraretra teo alou de marina daoul e! le vavikely zao an! de mitovy @ ni81 fa ntaolo kely zany na miresak na manazava resaka, fa ny tena danz be de ataony mintsy le dadabe sy bebe, izany oe ra misy ady hevitra kely eo de ataony ôtran'ireny mitovy azy ireny ary tena sahiny mintsy an! de nefa zany de mahafaly an'le bebe sy dadabe.
Ratoa: eo @ fampianarana indray de izy ndray no tena mitady hampianatra an'le bebe sy dadabe, de miaraka manao ze fianarany eo ireo surtout dadabe fa bebe variana ao @ le boaikely, fa sipakely mantsy le 1°, de mifandray ôtran'ireny mpinamana ireny, de @izay le mampahantitra kely an'le zaza.
Fa ry zareo alou de mihanta e! tena mihanta mintsy.
De eo @ sakafo ndray ko tena ampanarin-dry zareo fo mintsy izy ireo, ndraindray aza tsyu arakay ray aman-dreny de ry zareo no manatitra any an-trano ka isan'andro aza de efa vitan-dry zareo hatr@ sakafo harivan'izy dahy de nenay mivady sisa no karakarainay, manomboka eo @ petit déjeuner izany ka hatrany @ diner.

15. ni81
(
11/08/2009 10:17)
'
Ze lazainareo retraretra teo alou de marina daoul e! le vavikely zao an! de mitovy @ ni81:lol: :lol: :lol: :lol:
16. Ratoa
(
11/08/2009 12:54)
Sambatra ianao mandray vonona amin'ny sakafon'nyankizy. Saingy tandremo tsara ny discipline.
Misy antony roa mahatonga ny raibe sy renibe hampihanta.
1°) sahala aminao ihany, izay nirianao ka tsy azonao fony tanora ka takatra ankehitriny dia satry foana omena ilay zaza. Mahafinaritra koa ny manome sy mahita azy mifaly.
2°) ny olona antitra tsy dia manana patience firy intsony ka malaky mandefitra na masiaka be. Dadabenay ohatra mivazavaza be raha vao pisy zafikeliny mitomany: "ataonareo inona izany zaza izany é?" hoy izy any ilavitra any. Tsy mandinika mihitsy izy hoe nety ilay zaza anie no naditra na koa nianjera na inona fa "ianareo" foana no nanao zavatra tsy tantin'ilay zaza.
Izaho dia malahelo fa efa maty daholo ny raiamandrenibeko.
nahita hatsikana sy fa

17. ari.malala
(
12/08/2009 06:10)
Tsy mandinika mihitsy izy hoe nety ilay zaza anie no naditra na koa nianjera na inona fa "ianareo" foana no nanao zavatra tsy tantin'ilay zaza.:-D :-D :-D :-D :-D tovizan'ny RAD rehetra mitns io :-D :-D :-D :-D :-D
19. sakaizakely
(
19/08/2009 09:19)
tess:
tsy voatery ho arahina ara bakiteny daholo ireny ohabolam-pitenenana malagasy
soanja:
Miankina amin'ilay raibe sy renibe io fa tsy hoe akory ka izay fe raibe renibe dia izay avokoa
zay mihitsy
ny toetran'ireo mpitaiza no mitondra azy fa tsy iray garaba ao daholo izay taizandray sy renibe rehetra
20. rhina
(
07/09/2009 14:10)
tena itako a ny 95% ny zaza taizan-dRenibe sy Raibe dia saikanina sady mianta vela, maditra, be dongy, mandreraka be mihintsy sady misy aza tsy mahay miara miaina @ ankizy afa mintsy no tsy maha ninina satria nahoana.
Ara psikolojika dia manana tendance hampianta ny zafikeliny ny Raibe sy Renibe zany hoe tsara kokoa ra ny Ray aman-dReny niteraka ihany no mitaiza ny zanany
@ izay mantsy dia tsapany 'ireo Ray aman-dReny ireo kokoa ny fitiavany ny Zanany ka tsy hampiantaanta foana azy irey ireo fa hitaiza azy arak'izay tokony ho izy.
Tena marina io na dia misy aza ny cas particulier