Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
masimanitra
(
19/10/2008 18:49)
mitady noty
Mba mitady Notina gitara malagasy raha mba misy mahay mba hianarana eh! ohatra hoe Mahaleo, Lolo sy ny tariny, ...
Do, re, mi, fa, sol ...
Misaotra mialoha eh...
tohiny
novalian'i Lyra ny 21/10/2008 15:06
kalm
(
19/10/2008 16:28)
Hoan'zay mipetraka ao Paris, na zay mahalala
Zah dia ho any dago kanefa zao:
ny billet d'avion-ko dia tonga ao charle de gaulle ,ka nefa zah mbola hanova avion koa avy eo Orly vers Tana.
Ny fanontaniana dia: moa ve misy buss directe avy eo cha...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 25/11/2008 12:52
elizeara
(
19/10/2008 10:37)
Mitady adresse mailaka fikambanan'ny mpianatra
Raha mba misy mahafantatra ny adresse mail ahazoana mifandray @ mpianatra malagasy mianatra aty Chine dia angatahana an-tanandroa. Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i arialy ny 30/10/2008 10:13
lohabe
(
18/10/2008 21:03)
joomla mootools
Efa nisy nanandrana nampiasa mootools tamin'ny joomla ve? Mandeha ny demo raha html tsotra fa raha vao ampidirina amin'ny joomla dia tsy toa tsy mety....
tohiny
caprio
(
18/10/2008 20:38)
Izay tina mitombo-tarehy
Tsy haiko aloha izay hevitrareo,fa za tena mihaiky mintsy fa marina io fomba fitenitsika gasy io we:izay tiana mitombo tarehy,zany we misy tena sipa manja be kanefa ny bandy miaraka aminy raha ny fije...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/10/2008 21:36
tsidina
(
18/10/2008 15:48)
Fampiasana Salampy.
Mba misy afaka manoro hevitra ve satri zah tsy de tena mahalala ny fomba fampiasana salampy indrindra eo @ maha malagasy.
Izany hoe, raha eo @ vevavy :rehefa manao ahoana no mifelika any @ soroka aka...
tohiny
novalian'i ni81 ny 19/10/2008 14:35
bazylou
(
18/10/2008 12:17)
vidin'i bagbo 500 dollara ny barea!!
Ministère des Sports
Jean Louis Robinson critique Laurent Gbagbo
Lors de leur passage en Côte d’Ivoire, les Barea ont reçu 500 US dollars américains du président ivoirien, Laurent Gbagbo. U...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 27/11/2008 18:57
ondry
(
18/10/2008 08:51)
Ampy ahy
aiza le ambondrona 5...
tohiny
novalian'i sylvania ny 18/10/2008 17:34
notron
(
18/10/2008 07:51)
Midika inona ny lokon'ny valan-drano?
slt dôly!
Indraindray fotsy tsy misy loko izy io.
Indraindray somary manao lokona dité.
Ao ny milaza fa rehafa misy loko dia midika ho salama satria mandeha ny loto.
Misy koa miteny fa ilay ts...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2008 18:17
niryna
(
18/10/2008 01:41)
Mahazaka mihaino ny fahamarinana ve isika ?
Mahazaka mihaino ny fahamarinana ve isika ? Tsia no valiny .
Afaka mizaka ny fahamarinana ve isika ? Inona moa ilay fahamarinana ? izay zavatra marina rehetra !
Indraindray dia manontany tena isika...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/10/2008 17:38
sytl
(
17/10/2008 15:59)
zay mahay!
slt !misy fanontaniana kely veti2!isaky ny manokatra internet aho de,refa misokatra le izy de misy soratra fôna etsy ambany hoe:'términé mais il existe des erreurs sur la page",misy afaka manoro v ...
tohiny
novalian'i rodro ny 24/11/2008 15:08
rurale
(
17/10/2008 11:54)
ô! mila namana aho e!
Manahoana daholo!
'Za zany oul va2 be, mitady namana b d b :lol:
Izao alou zany de mbola tsy mahita rirany fa miandry anareo namana hi-serasera sy hanorotoro e! misaotra! :D ...
tohiny
novalian'i AUDIN ny 05/02/2011 18:48
rodro
(
17/10/2008 11:22)
lamozika dodolah sy tahiry
:D ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 22/10/2008 09:43
rodro
(
17/10/2008 11:20)
ebona toamasina
mba omeo mp3 nio azafady
...
tohiny
ni81
(
17/10/2008 11:18)
Vaky bantsilana hono e
http://www.dailymotion.com/playlist/xohwa_tiavideo_levelo-ifanihy/video/x6pf32_ifanihy-vaky-bantsilana_music :-D :-D ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/11/2008 17:41
naritsimba
(
17/10/2008 10:19)
NY VEHIVAVY SY NY FAHOTANA
[b]I Timoty 2:10-15[/b]
Mba vakio hoe io ho anareo dia mba lazao ny hevitrareo!
Dia tohizako ao @ [b]Ohabolana 26:5[/b]
Aminareo hadisoana ve raha toa ka mamaly ny vadiny ny lehilahy raha sendra ir...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 22:14
Landemy
(
17/10/2008 08:36)
Hena-tsokatra???
Salama daholo e!
Ty mba misy zavatra manitikitika ny saiko kely e mikasika ny hena-tsokatra e!
Voalohany aloha, misy milaza fa maintsomaintso hono no lokon'ny henan'izy ireny raha mbola manta, m...
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:23
Landemy
(
17/10/2008 08:32)
Hena-tsokatra???
Salama daholo e!
Ty mba misy zavatra manitikitika ny saiko kely e mikasika ny hena-tsokatra e!
Voalohany aloha, misy milaza fa maintsomaintso hono no lokon'ny henan'izy ireny raha mbola manta, m...
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:23
Lantotiana
(
17/10/2008 07:57)
PATTY, Ttire: NOSTALGIE
Miarahaba anareo
Manoratra sy mamangy anareo namana rehetra ny tenako
Aty Italie , izaho mianatra, lANTO NO ANARAKO
Mba mangataka hiran'ny Patty mitondra ny lohateny hoe : NOSTALGIE
Sy hiran'ny TA...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/10/2008 00:44
