Hena-tsokatra???

1. Landemy ( 17/10/2008 08:36)
Salama daholo e!
Ty mba misy zavatra manitikitika ny saiko kely e mikasika ny hena-tsokatra e!

Voalohany aloha, misy milaza fa maintsomaintso hono no lokon'ny henan'izy ireny raha mbola manta, marina ve zany? Zah mantsy mbola tsy nahita.

Faharoa, mba afaka lazainareo ahy ve zay mba mahalala ny tombontsoa azo avy amin'izy ireny rehefa mihinana azy.

Fahatelo farany, raha ny hevitro aloha dia tsy tsara ho hanina intsony izy ireny noho izy ireny arovana eto amintsika. Indrindra raha tsy ho tiana ho lany tamingana.

Izay aloha ny avy aty amin'ny namanareo Landemy fa mandrapitafa ndray e! :^) :^) :^) :^)
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:23
2. vale ( 17/10/2008 11:26)
Soka-dranomasina no efa hitako nisy nihinana, de mavomavo be ny henany rehefa masaka, fa tam mbola manta ohatry ny hena tsotra ihany. Ny sokatra an-tanety injay tsy haiko. :^)
3. rose4u ( 19/10/2008 09:40)
4. rose4u ( 19/10/2008 09:56)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
5. rose4u ( 19/10/2008 10:23)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000atyahoo.co.in)forum.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6873