arabaina

1. rodro ( 17/10/2008 11:17)
novalian'i rafitia ny 18/10/2008 04:51
2. ni81 ( 17/10/2008 11:19)
manahoana! :lol:
3. mihanta ( 17/10/2008 15:45)
. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 17-10-2008 13:19:31
Lohateny : Re : arabaina
manahoana!



akôry cha!
4. fijo ( 17/10/2008 21:07)
misy saka ngaha eo??
5. rafitia ( 18/10/2008 04:51)
:roll: :wink: Samy manana ny fomba fiteny azy io avokoa ny fierenena rehetra, ho antsika malagasy manokana dia arakaraky ny faritra toy ny hoe : akory aby, mbola tsara, mbarakaly sns. misy petra-kevitra roa araka ny fijeriko.
-Arahaba na manao ahoana mitaky valiny avy hatrany izany hoe resaka fahasalamana (salama, tsara daholo).
- raha rasaina io teny io
Arahabaina = Ari- Yoga -Aba - Aina
Yoga = Zioga = fampifandraisana
Aba =Andriamanitra
Ari =tsara = hazavana
Aina = fanahy

midika izany hoe Tsara Ahava tompoko na tsara va tompoko ? fomba fitenin'Andriana taloha.
Arahabaina = Tahian'andriamanitra avy hatrany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2784