Hena-tsokatra???

1. Landemy ( 17/10/2008 08:32)
Salama daholo e!
Ty mba misy zavatra manitikitika ny saiko kely e mikasika ny hena-tsokatra e!

Voalohany aloha, misy milaza fa maintsomaintso hono no lokon'ny henan'izy ireny raha mbola manta, marina ve zany? Zah mantsy mbola tsy nahita.

Faharoa, mba afaka lazainareo ahy ve zay mba mahalala ny tombontsoa azo avy amin'izy ireny rehefa mihinana azy.

Fahatelo farany, raha ny hevitro aloha dia tsy tsara ho hanina intsony izy ireny noho izy ireny arovana eto amintsika. Indrindra raha tsy ho tiana ho lany tamingana.

Izay aloha ny avy aty amin'ny namanareo Landemy fa mandrapitafa ndray e! :^) :^) :^) :^)
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:23
2. simplex ( 17/10/2008 13:57)

Fanotaniana faha-0 aloha ee:
azo hanina nga ny sokatra?
dia aiza no misy mivarotra henany?
dia ahoana ny fandrahoana azy :?:

:P
3. tywa68 ( 17/10/2008 19:18)
Mb'efa nihinana sokatra aho fa tsy nahatsiaro hena maintso aloha e !
Fa tsy te hihinana intsony koa fa tsy mety @ eritreritra (toy ny sôvaly ihany io, hafa2 e). Rah tsy hoe latsak akaterena angah :°)
4. ikaretsaka ( 17/10/2008 23:41)
fotsifotsy ny henantsoatra..dia somary manopy mena mavokely ohatran'ny bitro izay rehefa masaka.
ny fony ro tsa de voako...
simplex: mipetraha any atsimon'i gasikara 1 taona fa mihinana ialahy farafaharatsiny 1...
Iny faritr'Andranovory iny sy mpamboly Hasy iny indrindra indrindra
5. tywa68 ( 18/10/2008 08:50)
Ika : ie tany Toliary no nihinana t@izany andro zany :wink:
6. ikaretsaka ( 18/10/2008 16:23)
fa rehefa latsaka an-aterena moa aiza no tsy hihinana e :-D :-D :-D
7. rose4u ( 19/10/2008 09:58)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000atyahoo.co.in)forum.serasera.org
8. rose4u ( 19/10/2008 10:23)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000atyahoo.co.in)forum.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0915