Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsidina, milahatra araka ny daty
tsidina ( 18/10/2008 15:48)
Fampiasana Salampy.
Mba misy afaka manoro hevitra ve satri zah tsy de tena mahalala ny fomba fampiasana salampy indrindra eo @ maha malagasy. Izany hoe, raha eo @ vevavy :rehefa manao ahoana no mifelika any @ soroka aka... tohiny
novalian'i ni81 ny 19/10/2008 14:35
tsidina ( 11/10/2008 18:53)
Hoan'reo Gasy ao Germany,na izay mety mahalala.
Manahoana daholo ny mpisera! Iza re no Company (flight) mba mora2 raha avy ao Germany( Hamburg) ka hoa any Dago? Misaotra izay mamaly Tompoko.... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2008 18:37
tsidina ( 29/09/2008 20:19)
Mila fanampina ô!
Isaky ny mamoha ny machine ko zah de mivoha automatik foana ilay skype kanefa izy tsy nocomandiko hoe mivoha automatik zany. Tsy fantako na nisy tsy nety t@ le zah nanao installation. De mandreraka ah... tohiny
novalian'i tsidina ny 30/09/2008 15:59
tsidina ( 29/09/2008 15:36)
Pâte beignet
mba mila fanampiana @ fanaovana pates beignet fotsiny satri matetika zah manao de henjana foana le pates sady mahery. Mba omeo re7 n'io azafady indrindra.... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:25
tsidina ( 17/09/2008 11:25)
Ny nahatonga ny hoe "dago" ???????
Inona tokoa re olona no nahatonga an'Madagascar ho antsoina hoe dago? Fa tena tsy mahafantatra zah.... tohiny
tsidina ( 02/09/2008 15:37)
sao mba misy mahalala .......
Mialatsiny fa tsy tsaroako ny anaran'ilay tarika, saingy le tarika misy an'Gladys( Gladys le mpanao fandaharana o a@ tsorabitsika tvm), I Gladys irery no vehivavy ao @ tarika fa misy eo @ 3lahy eo ang... tohiny
novalian'i tsidina ny 02/09/2008 18:24
tsidina ( 30/08/2008 20:22)
mikasika ny areti-koditra
Tsy fantako re na inona no anarana ilazana ilay izy , fa ny fahafantarako azy dia hodi-potsy ihany koa saingy tsy mitovy @'ilay olana etsy aloha. Zany hoe zao: ny tonton nay dia lasa fotsy daholo ny ... tohiny
novalian'i nanahary ny 23/09/2008 22:01
tsidina ( 23/08/2008 22:35)
ho an'reny rehetra eto @serasere.
Vao 7mois zay ny nanambadiako aty ampita, ka zao efa mahita ny tsy fahita zao. Zah anefa bevoka. Tsy fantako na le zah bevoka no mampisy ilay olana na ahona fa zao: nanomboka nampitoetra ny kiboko de ... tohiny
novalian'i totty ny 04/11/2008 20:07
tsidina ( 17/08/2008 14:43)
aretina azo sitranina ve? sa tsi ?................
ny zaobaviko ry reto mitaraina foana izy misy perte blanc foana isanandro, efa betsaka ny traitement efa narahiny hono nefa dia tsy mety afaka tanteraka fa de miverimbrina. Ny fanontanina de zao.moe v... tohiny
novalian'i ni81 ny 23/08/2008 21:22
tsidina ( 10/08/2008 20:56)
Mitady torohevitra mikasika ny volondoha mihitsana.
Efa ho 3volana lasa zay mihitsana foana volondohako, tsy hogoana fa de miraraka tsotra zao. Inona re no antony? resaka sakafo sa misy aretina? tena miasa mihitsy ny lohako mandinika azy io, sady tena ... tohiny
novalian'i Brune ny 11/09/2011 15:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0318