aretina azo sitranina ve? sa tsi ?................

1. tsidina ( 17/08/2008 14:43)
ny zaobaviko ry reto mitaraina foana izy misy perte blanc foana isanandro, efa betsaka ny traitement efa narahiny hono nefa dia tsy mety afaka tanteraka fa de miverimbrina. Ny fanontanina de zao.moe ve tsy mety sitrana izy ireny?inona anefa no mahatonga izy ireny? inona no tokony hataony?
novalian'i ni81 ny 23/08/2008 21:22
2. ni81 ( 17/08/2008 14:57)
ny zaobaviko ry reto mitaraina foana izy misy perte blanc foana isanandro, efa betsaka ny traitement efa narahiny hono nefa dia tsy mety afaka tanteraka fa de miverimbrina. Ny fanontanina de zao.moe ve tsy mety sitrana izy ireny?inona anefa no mahatonga izy ireny? inona no tokony hataony?
Azo sitranina tsara io, fa kosa tokony hiaraka hanao fitsaboana aminy koa ny olona miaraka aminy fa mety ho izany angamba no mahatonga ilay izy hiverimberina eo foana.
3. haritianah ( 17/08/2008 19:08)
Nisy gyneco zay nilaza fa tokony manao analyse alou refa misy io perte blanc io ny vehv satria misy dé alou lé perte blanc mikroba nefa oy izy misy kou alou oy izy mamoaka perte blanc ny vhv raha vao reraka bé na nandeha tongotra elabé.Ka raha lé perte blanc mikroba dia marina io lazain'ny namana io fa TSY maints ny couple na zé partenaire no miaraka mitsabo, minana antibiotika, misy kou ranompanafody isasany couple mits kou fa arakaraky ny mikroba ao.Mba haha efficasy ny traitement dé miezaka mampiasa preservatif alou ny couple na ts manao firaisana mandra pahalaniny fanafody ary raha vao lany ny fanafody dia 1mois après dia manao contre analyse indray.Mety possible oy izy lé mikroba dia avy ao @ lahy no mamindra @ vavay ka tokony atao analyse koa ny spèrme indraindray misy mikroba tafiditra any.Marihina kou fa ny fidirany mikroba na ao @ lahy na ao @ vavay dia ts voatery azo avy @ firaisana fa mety oy ny gyneco azo kou avy @ rano fisasana, na ny fisidisidinan'ny microba @ slipntsika olombelona miaha.Na kou mikroba mipetapetaka eny @ fitaovana fampiasantsika.
Raha efa sahirana kou @ fialan'ny perte blanc vokatry ny mikroba dia, maztoa koa mipasoka koa ny slip ny couple,sy manasa azy ireny @ rano mangotraka.Isany mamono ny mikroba misisisisiska koa.
Ts tsara oy kou ny gyneco ny vhv mapiasa lé slip synthetika reny fa miteraka mikroba ireny lamba ireny refa mipetaka @ taovantsika vhv.Ny tsara dé slip coton , ka isany fiadivana @ perte planc vokatry ny mikroba doly zany.
Zany owé mila ampiarahana dolo zany zé rehetra fantatra sy ny traitement entina amongorana azy io.
Ny analyse no mitondra azy fa misy ny microba tena ratsy ary mila atakéna aingana, misy kou ny microba lé lazaina owé sans grand importence.
Zay alou no fantatro.
4. ni81 ( 17/08/2008 19:20)

Marina daholo ireo voalazanao ireo, fa izy nanao hoe efa nanaraka traitement maro nefa miverina foana ilay izy no tonga dia nanaovako hoe izy roa miaraka no tokony hiaraka hitsabo satria sao mandeha ila ny fitsaboana (raha ny iray fotsiny) dia mifamindra eo foana.
5. sarobidy ( 18/08/2008 08:32)
Ary raha tsy manana parténaire izy de aôna? Marina ve fa ny tsy fanaovana firaisana mihitsy koa hono mety mampisy an'io?
6. tsidina ( 19/08/2008 20:40)
ni81:
....dia misaotra an'Haritina t@ fanazavana rehetra.

7. tsidina ( 19/08/2008 20:49)
haritianah:
......fanontaniana manaraka, raha toa ka bevoka io vevavy io nefa mbola tsy nitsabo tena de ahona no mety hitrandra @le zaza? sy ny tenany?
Nisy gyneco zay nilaza fa tokony manao analyse alou refa misy io perte blanc io ny vehv satria misy dé alou lé perte blanc mikroba nefa oy izy misy kou alou oy izy mamoaka perte blanc ny vhv raha vao reraka bé na nandeha tongotra elabé.Ka raha lé perte blanc mikroba dia marina io lazain'ny namana io fa TSY maints ny couple na zé partenaire no miaraka mitsabo, minana antibiotika, misy kou ranompanafody isasany couple mits kou fa arakaraky ny mikroba ao.Mba haha efficasy ny traitement dé miezaka mampiasa preservatif alou ny couple na ts manao firaisana mandra pahalaniny fanafody ary raha vao lany ny fanafody dia 1mois après dia manao contre analyse indray.Mety possible oy izy lé mikroba dia avy ao @ lahy no mamindra @ vavay ka tokony atao analyse koa ny spèrme indraindray misy mikroba tafiditra any.Marihina kou fa ny fidirany mikroba na ao @ lahy na ao @ vavay dia ts voatery azo avy @ firaisana fa mety oy ny gyneco azo kou avy @ rano fisasana, na ny fisidisidinan'ny microba @ slipntsika olombelona miaha.Na kou mikroba mipetapetaka eny @ fitaovana fampiasantsika.
Raha efa sahirana kou @ fialan'ny perte blanc vokatry ny mikroba dia, maztoa koa mipasoka koa ny slip ny couple,sy manasa azy ireny @ rano mangotraka.Isany mamono ny mikroba misisisisiska koa.
Ts tsara oy kou ny gyneco ny vhv mapiasa lé slip synthetika reny fa miteraka mikroba ireny lamba ireny refa mipetaka @ taovantsika vhv.Ny tsara dé slip coton , ka isany fiadivana @ perte planc vokatry ny mikroba doly zany.
Zany owé mila ampiarahana dolo zany zé rehetra fantatra sy ny traitement entina amongorana azy io.
Ny analyse no mitondra azy fa misy ny microba tena ratsy ary mila atakéna aingana, misy kou ny microba lé lazaina owé sans grand importence.
Zay alou no fantatro.

8. xxx ( 23/08/2008 18:22)
za ko efa tratran'io de nanao traitement niaraka izahay mivady ka tsy hay na efa afka na ahona mbola mindry valiny-analyse
9. ni81 ( 23/08/2008 21:22)
Ary raha tsy manana parténaire izy de aôna? Marina ve fa ny tsy fanaovana firaisana mihitsy koa hono mety mampisy an'io?
ka raha tsy manana partenaire izy zany dia izy irery ihany no mitsabo tena! Tsy mbola naheno kosa aloha hoe ny tsy fanaovana firaisana dia mampisy perte blanche e; ary tsy avy @ firaisana koa no mahatonga azy io fa misy lafiny maro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1718