ho an'reny rehetra eto @serasere.
1. tsidina
(
23/08/2008 22:35)
Vao 7mois zay ny nanambadiako aty ampita, ka zao efa mahita ny tsy fahita zao. Zah anefa bevoka. Tsy fantako na le zah bevoka no mampisy ilay olana na ahona fa zao: nanomboka nampitoetra ny kiboko de misafoaka lava ny vadiko ,io anefa no zvt tena tsy tantiko eto ambon'tany le olona misafoaka isaminitra , sady tsy fantatra hoe ino ny antony. Ny sakafo haninako de tsy misy reko daholo ny tsirony, satri le ady saina sy alahelo lava.
De hoy zah hoe, de tonga de hangoronentana ve zah hody any dago sa , hiandry kely, satri zah manahy sao misy effet @ le zaza ato ambohoka le zah malahelo lava, kamanahy zah sao voan'aretipo le zaza. Sa ahoana?
Tsy fantako na zah mbola tsy mahita asa no maharomotra ny vadiko lava, de tsy fantako e? fa mitady hevitra avy reo reny zay efa manana traikefa ny tenako.

novalian'i totty ny 04/11/2008 20:07
2. Soaary
(
24/08/2008 01:37)
Voalohany aloha, asory ao anaty loha izany hody izany satria ny zaza efa hateraka moa safidy ny hanambady, mandalo sedra ianareo ka mahaiza mandanjalanja sao azo leferina ihany e, sao enao bevohoka io ihany no antony, ovay ny fomba firesaka, ataovy be ny calin ary hamboary ny saina fa mbola betsaka ny lalana hombana e, mbola ho mafy kokoa ny rythme refa tonga ny zaza e, ilay zaza banjinina sy izay ho fiainany, raha hody enao hahavita miasa sy hamelona irery ve, sa hamantana monina izay any, sa mpanakarena be angaha ny ray amandreninao ka hahavita anao, tadidio fa safidy ny anao ka aza ny hafa no asaina mijinja, d ailleurs tsy mafy tsy laitra e, ataovy matanjaka ny saina fa mety foana io, mirary soa ary efa hita ve ny anaran jazakely, atao teny gasy ve
3. ssendra
(
24/08/2008 06:27)
Marina izany aky ah! efa tonga taty ihany dia aza mody izany , hody dia haninona???? ny tena bevohoka...
Ny tsy a zoko hoe : fa angaha tsy nifanarhana ilay indry hanao bevohoka sa accident????
Misy ny vady sorena otran'izany rehefa tsy dia ampy ny fidiram-bola ao antrano...ka mila faharetana daholo ny zavatra rehetra , tsy maintsy handalovan'io tandrifin-drahona io daholo fa aoriana misava ihany, indrindra moa fa izany toka-trano vao izany, sady ianareo mino aho fa tsy mbola mifankahalala toetra tsara, de eritrereto hoe izay misafoafoaka izay ny toetrany dia ho maivamaivana kokoa ny fieritrreretanao azy.
Tsy tsara ny miaina ao anatin'ny ady lava ka raha misy ny iray misafoaka dia ny mangina no tokony hataon'ny iray mba eviter na ny fifandirana be, ka noho izany mandefera aloha amin'izao fa rehefa tonga ny fotoana hi revolter-vana dia any manao izay tratrin'ny fo
mahereza fa tsy sarotra ny mandalo amin'izany....
:-*

4. ni81
(
24/08/2008 07:05)
Mba mifanazavà ianareo roa e! Rehefa milamina tsara iny ianareo dia anontanio izy ary iresaho tsara fa tsy mety aminao sy ny zaza entinao ny alahelo lava.
Sao dia tsy mbola vonona tokoa izy ny hanananareo zanaka e? Nefa moa efa tara raha izao vao hametraka izany fanontaniana izany indray.
Zà mantsy manana namana (gasy daholo izy ireo, mipetraka aty andafy) ary ilay lehilahy vadiny dia nanaiky t@ voalohany fa hiteraka ry zareo. Asa anefa izay nahataitaitra an'ilay bandy tao indray fa @ zao fotoana izao izy dia nilaza t@ io namako io fa hoe aleo tsy hiteraka.
Aza maika ny handray fanapahan-kevitra ny hisaraka izany e! Tsy vahaolana ny hoe hody any dago @ zany kibo efa 7mois izany. Mahereza!

5. veromahefa
(
24/08/2008 07:56)
Ny mody aloha dia ialao e! sady ny vehivavy rehefa zatra mody indray mandeha rehefa misy olana kely dia mody foana.
Tsy misy ohatry ny fifampiresahana, fidio lay fotoana somary maha-calme azy dia resaho am-pitiavana izy...sao tsy teny ieranareo lay hiteraka ohatra?
Ianao mihitsy no mila mandamina saina fa tena manimba ny tenanao sy ny zanakao ianao, ary io tena misy fiantraikany tokoa an!
Rehefa tsy mbola tonga amin'ny fikasihan-tanana sns lou dia amboary ny saina fa ny fahasorisorenana sns...tsy maintsy misy.
Mahereza mivavaka sady mivavaka ho anao koa

6. ehery
(
24/08/2008 09:02)
izaho koa miombon-kevitra amin'ireo efa voalaza ireo. Ny zavatra tokony hataonareo voalohany raha araka ny hevitro dia mamaha ny olana misy @ alalan'ny fifampiresahana mazava, raha sanatria ka ianao ilay bevohoka no olana dia ilazao ny vadinao hoe efa tsy azo iverenana intsony izany fa ny hany azo atao dia ny fiandrasana ny fahatongavany, rehefa teraka ve ilay zaza tsy ho hita eo ny hamahana ny olana hafa.
Tsara ny nahafantaranao hoe hatramin'ny nahabevohoka anao no nisian'ny olana taminareo satria azonao atao koa ny miaro tena sy miaro ny zanakao ao anatinao rehefa misafoaka ilay vadinao. Avelao izy hisafoaka any fa ny sainao no amboary, aza mody izany fa ezaho vahana aloha ny olana misy.
Mahereza fa ady anie ny fiainana na dia aty an-dafy aza e! aza manaiky ho resy fotsiny

7. ni81
(
24/08/2008 09:26)
Gasy ve sa vazaha ilay vadinao? Hazavaiko @ manaraka ny antony nametrahako io fanontaniana io.
8. lemenakely
(
24/08/2008 10:16)
ni81:
Gasy ve sa vazaha ilay vadinao? Hazavaiko @ manaraka ny antony nametrahako io fanontaniana io.
eny tokoa hoe?
9. fahamarinana
(
24/08/2008 10:26)
:arrow: amiko vao manomboka ny ady amin'ny fiainana ara-tokatrano.Tsy hary hifanaraka hatrany fa tsy maintsy hisy andro hifamaliana sy tsy hifankazahoana indrindra raha tsy dia misy fifampiresahana ao amin'ny tokatrano fa samy hitàna ny azy.Ny fitsoaham-pahana tsy vahaolana fa ho sasatra tokoa,mbola aiza izany lamban'akoho ka maty no hisarahana... :) ...fa ataovy izay mahasoa sy mety : ny fifampiresahana no mety ahitana ihany koa vaha-olana.
Dia amboary ny saina fa izany zazakely izany dia tena fahasambarana sy fahasoavana lehibe ka tokony araraotina tsara ny fandrasana azy...mazana koa ,efa hitako,rehefa bevohoka ilay vady dia somary mikorotana koa ny lahy satria misy fanontaniana betsaka mifamaofao ao an-tsainy ao,misy fiovana na dia kely aza hitany amin'ny vadiny dia mahatonga fahasosorana :oh tsy dispo ilay mme fa vizana na mando sns ...sns... mahereza dia manaova mora rehefa tonga ilay andro malaza :) (l)

10. ni81
(
24/08/2008 10:34)
Ary misy koa ny olona milaza fa na ny lehilahy aza ange toa ratsiana rehefa bevohoka ny vadiny e! Sao dia mba ratsiana ady kosa rangahy?
11. tsidina
(
24/08/2008 10:37)
[quote=ni81]
vazaha ny vadiko, ary efa nifankafantatra heritaona izahay vaompivady, ie efa vita ny anaran'ilay zaza, niniako tsy nasiana anarana gasy satri sahirana le zaza rehefa hitady asa indray andro ( @ resaka rasisme itony, satri vaomahita anarana etrange ry zareo de efa atoraka ny dossier, zay anie anisany mahavoa ahy zao).
Efa niezaka foana zah ny nanotany azy mikasika io toetrany io, ary vao nanomboka bevoka zah t@zay teo @2mois teo ny kibo, de nampahafantariko azy fa misy effet @lay zaza le izy fa tse de zah loatra( kanefa tsy fantako l'effet an!). De hoy izy hoe rehefa neurveu hono izy toy io foana, misafoaka lava.
Zah mandinika indray2 hoe reto vazaha reto tsy mahay manaja olona (vady).
F'inona tokoa kay ny effet mitranga eo @lay zaza e? aretipo ve sa inona? tiko hofantatra.

12. vale
(
24/08/2008 10:48)
mety ho lasa taratara saina ilay zaza, mety hahazo aretim-po ka raha azonao atao ny miangavy ny vadinao tsy haneho ny fahasorenany eo aminao dia ataovy fa antoky ny fahasalaman'ny zanakao ao am-bohoka io!!! Ny hoe hody any madagascar aloha dia tena ialàao lavitra, indrindra izao ianao bevohoka izao! marina fa mafy ny zakainao anefa aleo lavitra aza mitady vahaolana hijanonan'ilay disadisa toy izay hitondra vohoka hody izany! asa anefa, ianao ihany koa io fa raha hitanao fa voatohana tsara ianao, ara-tsaina sy matériels any dia mety ho azonao atao ihany..fa andramo aloha ny miangavy azy ee, tsy hoe vazaha izy de holeferina dol izay toetra ataony! lol, allez, courage!!! :-*
13. tsidina
(
24/08/2008 10:48)
izy mihitsy no maika ny hiteraka, satria zah le mbola tsy misy asa fixe zao de tsy tiko ny hiteraka aloha, fa zah mba te hiandry kely sady mbola te hanohy ny fianarako aloha zah.
Indray2 zah mandinika hoe izy io ratsina tokoa satria nandray 3volana ny kiboko t@'zay de tsy tia misakafo trondro izy, na mijery ilay trondro efa masaka ara tsy tiany mihitsy,ny fofon'trondro efa tsy tenenina intsony.
Nefa zah tsy maitsy mihinana fa ilaiko le izy.

14. diamondra27
(
24/08/2008 11:53)
mampalahelo ahy indriko fa na dia tsy niditra teto aza aho elaela dia hamaly ihany ho anao manokana.
voalohany: efa 2 volana sisa dia tonga vahiny ka mahereza.Izay efa natomboka dia vitao.
Tsaratsara kokoa raha aty io zaza io no teraka noho any dago.
Aza atao mahakivy izay fisafoakan'ny vadinao any fa avelao izy ao amin'ny efitra mampisafoaka azy rehefa te-hisafoaka fa mankanesa nareo mianak any amin'ny efitra hafa dia mihira mivavaha miresaha amin'ny zanakao dia mihainoa mozika.
Ataovy izay adidindry amin'ny maha vady andry ka rehefa tsy misy antony mahadiso andry dia madio ny eritreritra fa ilay olona no misy olana fa tsy ianareo mianaka.
Efa nahatanty hatramin'izay dia mahareta hatramin'ny farany akia a
Raha vao latsaka io zaza io ka tsy mety miova izy dia efa manamboara saina hitady occupation hafa mba hanadinoina ny adim-piainana toy ny fahitana asa. Tandremo manaonao foana amin'ny fiainana.
Ataovy hoe: fahasoavan'Atra ny nahatongavanao aty france satria aty na dia irey aza mbola afaka manampy ny fanjakana ho an'ny olona sahirana.
Tandremo fa raha vao mikasitanana anareo izy ka mangana na ohatran'izany dia mankanefa any amin'ny DR diaasehoy azy any ilay mangana , ilaina foana izany any aoriana rehefa tena tsy maintsy hoe: hisaraka.
Amin'izao aloha dia aza eritreretina izany hoe hisaraka izany fa tsy mety.
Tsy hoe: raha vao ady ny fiainana dia hisaraka aho. Tsy any ny vahaolana fa tsy maintsy miatrika ny fiainana ary miezaka mba ho tafita foana, vitan'ny hafa tsy maintsy vitanao. izay ataovy ao an'-doha.
Ireny olona misafoaka ireny dia azo amboarina ary ianao no manamboatra azy voalohany. Matoa nanaiky ny hiaraka aminy ianao dia nahazaka azy izany sady hoe: efa niaraka amantaonany ianareo. Sa nafeniny anao ilay toetra?
Ny fanamboarana ilay toetra izany raha azo resahina ny vadindry dia lazao hoe: tena mi -perturbe ahy hoe ilay misafoaka na dia tsy zaho aza no cible satria ianao misafoapoaka eo anoloako eo. Dia henoy izay famaliny. Miandry fotoana mahamety vao miteny izany fa tsy amin'ny fotoana n'importe quoi.
Rehefa tony sy hitanao fa mba falifaly na miramirana iny izy dia iny ampidirina ny resaka.
Tsy tonga dia hiova eo no ho eo izy satria efa tao aminy io toetra io fa mila faharetana izany.
Koa raha zo atao dia aza avela hanatrika ilay scene de safoapoaka ilay zaza na dia ao ankibondry aza. Dia raha afaka mijery ireny video mampihomehy ireny ndry dia mijere fa ilaina izany na ho andry na ho an'ilay zaza. Domazy efa tara vao niresaka ity ndry fa tokony vao nisy ny olana dia efa noresahina ifampidinihina
Mieux vaut tard que jamais anefa...
Izay fa lava loatra dia mahereza dia mirary soa.
Aza mitahiry alahelo izany fa tsy mety amin'ny fiainana mamparary fo.

15. diamondra27
(
24/08/2008 12:04)
tsiky dia ampy hohoy i hery serasera ary koa Mifalia mandrakariva : I tes 5:16 hoy ny tenin'Atra
Matoa izany nasaina nataontsika dia misy antony ary ilaina io fitsikiana io.
Nahitako soa ka mba tiako zaraina amindry koa.
Ary hatramin'izao dia mitsiky foana na dia misy alahelo mandalo aza, ny alahelo sy tomany tsy maintsy misy fa tsy izany no tokony hibahana ny fiainana.
Ity misy toriteny kely henoy an'i Joyce Meyer: comment garder votre joie misy 1 et 2 henoy daholo
http://www.topchretien.com/toptv/view/1815/joyce-meyer_joyce-meyer-gardez-votre-joie.html

16. ssendra
(
24/08/2008 12:36)
Zah mandinika indray2 hoe reto vazaha reto tsy mahay manaja olona (vady).
tsy dia marina io ka! tsy voatery ho vazaha na gasy na inona no manana toetra tsy mety fa samy manana ny teotrany ny olona tsirairay....
ianao no sedra olona saroti-piaina izany ka dia hatao ahoana???
misy ny lahy no tena mahay manaja vady mahafa-po tsy voatery hoe vazaha na gasy, fa esory ao antsaina izany sao mitarika fankahalàna ho azy indray...
ezaho foana ny hifandamina e! izy anie izany efa manazava ny teotrany hoe rehefa nerveu izy misafoaka foana, dia efa izay izany ny toetrany ka raiso amin'izay izy e!
17. 08051972
(
24/08/2008 13:47)
tsidina:
Vao 7mois zay ny nanambadiako aty ampita, ka zao efa mahita ny tsy fahita zao. Zah anefa bevoka. Tsy fantako na le zah bevoka no mampisy ilay olana na ahona fa zao: nanomboka nampitoetra ny kiboko de misafoaka lava ny vadiko ,io anefa no zvt tena tsy tantiko eto ambon'tany le olona misafoaka isaminitra , sady tsy fantatra hoe ino ny antony. Ny sakafo haninako de tsy misy reko daholo ny tsirony, satri le ady saina sy alahelo lava.
De hoy zah hoe, de tonga de hangoronentana ve zah hody any dago sa , hiandry kely, satri zah manahy sao misy effet @ le zaza ato ambohoka le zah malahelo lava, kamanahy zah sao voan'aretipo le zaza. Sa ahoana?
Tsy fantako na zah mbola tsy mahita asa no maharomotra ny vadiko lava, de tsy fantako e? fa mitady hevitra avy reo reny zay efa manana traikefa ny tenako.
Aza mody izany!!!! Teto no sahirana d'eto koa mivôka! Rà sanatria ary ka hoe hisaraka ihany aleo aty no misarabady toy izay any Dago fa matin-datsan-kavan'any an!
18. 08051972
(
24/08/2008 13:58)
Toa tena toetran'ny vazà anky io an!Satria ny ahy aza efa 6ans no nivadianay mbola manao io toetra io izy! Indrindra fa rehefa marary ny tena satria efa zatra ilay hoe speed ry zareo de manervé anazy le vevavy tsy afa-mietsika!!!!eo koa ny hoe fahasarotan'ny fidirambola ;nefa mba manoro haitr'andry aho hoe aza de mamonotena hitady asa izany alo zao fa mahareta mandrampiteraka fa refa terak' @ zay mifampitady eo na hiasa na ???!!!Ary esory ao an-do ny hody fa ny zazakely jerena satria manana zanaka sy toerana mitovy @ njy aho ary efa nahita koa ny hoe nisarabady tany Dago fa mafy be ny misarabady any @ tsika; na eo @ fiarahamonina na ny fiangonana, na ny fianakaviana!!!!!
Mahereza ary midira matetika ato @ serasera de mba adinodino ny olana f'izay no nahafak'ahy t@ alahelo sy ny adintsaina

19. xxx
(
24/08/2008 14:33)
Ny ahy kosa aloha vazaha ihany koa ny vady fa tsy manao an'izany e!
raha tena dinihina dia mandefitra be izy mihoatra amiko, izay rehetra hatao dia avy amiko daholo na eny na tsia ny fanantanterahana izany, izaho mikarama miasa tsy mbola nitaky izay volako izy, izaho no mahatsapa tena amin'ny fanampiana tokony hatao, anefa ny azy laniana amin'ny fandaniana rehetra rehetra mihitsy...
Ny resaka toetra izaho manana toetra masika sy misafoaka amin'ny tsy antony mihoatra azy fa fantany hoe toetrako izany ka raha vao manao an'io izaho dia mangina izy .
Izy koa rehefa vizana na sorena avy any indraindray mauvais humeur fa tsy izany no entina hiadivana amiko akory, na izaho koa aza torakizay ihany dia mitovy ihany....eritrereto fotsiny hoe samy manana ny toetrany eny isika rehetra tsy misy parfait(e)s na ny iray aza fa raha azo hioranana dia mahaiza mifandefitra sy mi fampi comprendre.....

20. tsidina
(
24/08/2008 14:35)
08051972:
izy ndraiky aloha tsy mikapoka e, fa le misafoaka ity, de ny anakiray koa le misouzetm ireny rehefa ao anaty olo maro, ohatra any @ ampanaovana shoping, na mandeha mamangy namany reny, de zany de tena when zah. Fa tato aoriana izy rehfa hamangy havany sy ny namany de avelako izy irery no mandeha. Satri efa niteny azy imbetsaka zah de reraka. Izy le olona tsy mety tenenina renina reny mihitsy, satri izy le mifoka sigara io, de miteny zah hoe ny tsara aminao mifoka any ivelan'trano, satri tsy mety satri zah mitondra kibo ity, angamba de indroa mandeha foan izy no nivoaka rehefa mifoka, satri ny tranonay le tsy misy veranda rony, sady 2 pieces fotsiny,de tsy ialan a fofona sigara mihitsy ny lavatranonay ato. Zah aloha de hitako hoe voa mafy tafiditra aminy , satri ilay lelahy sipako talohany de contraire aminy toetrany saingy izy tsy mazoto mariè fotsiny no tsy naharaiky ny aminay roa. Ny nenina tsy mialoha tokoa.....