ho an'reny rehetra eto @serasere.
41. sakaizakely
(
24/08/2008 20:31)
fasaly:
ny fahaizana mi s'adapte eo am fiainanan no zava-dehibe fa tsy raisina ho olana dool izay zvtr mitranga rehetra fa tsy ho tafavoaka mahitsiny raha izany
zay mits manko
tsy ny fanomezana tsiny azy no ampivaha ny olana fa fiarahana mitady vahaolana. Mifanao mise au point : zao no hitako am fihetsikao, zao no tsy tantiko, zao ny mampalahelo ahy. Ahoana ny hevitrao ? Inona no heverinao fa ho vahaolana ? Inona no azoko atao hahatsara ny fifandraisantsika ? sns...
Mahaiza mifampiresaka fa tsy vitan'ny fanomezantsiny ftsn ny fiarahana manjary rava ho azy
Ankoatr'izay mba tiako marihina kely hoe rehefa tsy manjary ny tokantrano de apetraho am tsy fahaizana mandrindra azy, samy tomponandraikitra amin'io ianareo 2, fa aza apetraka am firazanan'oul ny mampandeha na tsy mampandeha ny fanambadiana. Mihevitra ve tsidina fa raha gasy no novadinao de tsy hanana olana antokatrano mits tsidina fa de tena zérodéfaut ny kofa gasy :°)
Milaza mantsy ianao fa tsy hampitondra anarana gasy ny zanakareo noho ny fatahoranao ny fanavakavahambolonkoditra mety hihatra aminy raha mitondra anarana vahiny izy.
Nefa etsy andaniny tsidina milaza hoe
Zah mandinika indray2 hoe reto vazaha reto tsy mahay manaja olona (vady).
ilay fomba fiteninao azy dia azo lazaina fa racisme koa. Inona no idiran'ny maha vazaha rehetra @ zavatra mitranga aminao manokana ?
Ny vadinao no tsy manaja anao fa aza raisina ho faobe ao daholo izy rehetra. Ohatra fotsiny le vaza touristes voaroban'ny mpangarompaosy teny Analakely. Dia midika ve izany fa mpangarompaosy daholo ny gasy rehetra ? :roll: :roll: :roll:
Dinidiniho ihany, tsakotsakoy tsara
Tadidio koa fa io fizotran'ny fisainanao io no ho raisin'janakao any aorina ka mila tokony amboarina
42. Samoana
(
24/08/2008 20:59)
sakaizakely:
fasaly:
ny fahaizana mi s'adapte eo am fiainanan no zava-dehibe fa tsy raisina ho olana dool izay zvtr mitranga rehetra fa tsy ho tafavoaka mahitsiny raha izany
Filôzofia tsara tokoa io indrindra moa fa ho an'izay nanapa-kevitra hiala lavitry ny tanindrazany. Tokony ho zakaina sy ezahina hatsaraina hatrany ny safidy raha mbola azo atao fa tsy hieritreritra hilavo lefona na hiala andraikitra avy hatrany raha vao sendra olana
43. bazylou
(
25/08/2008 02:08)
resaka koa izany annn!! consel manginy fotsiny
Reveo ao rangahy , reheaf tsy revenao intsony dia atsipazo ohatran'ny ranon dolana e..... :-D :-D
Reveo ao rangahy , reheaf tsy revenao intsony dia atsipazo ohatran'ny ranon dolana e..... :-D :-D
44. ikaretsaka
(
25/08/2008 02:10)
efa sitrapo ny anao no natao voalohany ka ny sitraky ny fonao no araho e.. rehefa sitraky ny fo ny hijanona de izay izany..rehefa sitraky ny fo ny hitroatra de zay izany
fa marina ny an'i fasaly heo aza negative foana no jerena
fa marina ny an'i fasaly heo aza negative foana no jerena
45. fasaly
(
25/08/2008 05:10)
ka misy ilay olona manana olona njainjay manao hoe raha ny foko no henoiko ozy dia hijanona aho satria mbola tiko izy fa raha ny fanahiko no henoiko defa ela zà no nandeha satria tsy tiko ny toetrany sns
na ny mifanohitra amzay...de iza njay zany no azo henoina sarotsa be!
fa raha olana tsy gravy de alamino e! he izany izy hoe toetrany lay izy donko tokony efa hainao izany ny fihetsiny refa otrzay defa mivonona atao otran'ny tsy misy , tsy misy tonga lafatra raha io resaka toetra io alou e!

46. ssendra
(
25/08/2008 05:35)
sao dia i tsidina kosa ary no tsy tia an'i vadin'i tsidina intsony dia izay rehetra ataony dia hanaratsiana azy daholo....
raha manomboka manaratsy ny vady mantsy hono dia efa manomboka tsy tia azy izay....
raha manomboka manaratsy ny vady mantsy hono dia efa manomboka tsy tia azy izay....
47. ni81
(
25/08/2008 06:28)
sao dia i tsidina kosa ary no tsy tia an'i vadin'i tsidina intsony dia izay rehetra ataony dia hanaratsiana azy daholo....:roll: Zà koa tena lasa saina hoe sao dia mbola ilay olona niaraka taminao taloha ihany no tianao fa tsy ity efa vady? :?
raha manomboka manaratsy ny vady mantsy hono dia efa manomboka tsy tia azy izay....
48. Lejoba
(
25/08/2008 09:37)
mety ho stress tahotry ny tsy hahavita koa no mahakizitina ilay bandy fa tsy hitsotra izany mihitsy izy aloha eh. dia fomba iray hanakonany azy io na entiny handresena azy an-kolaka. Tsisy ohatry ny miresaka. Dia charmer-o izy fa tsy hahatohitra firy eo "raha vao mahita izato fiangotingotiny ôôôô"
Ny midàka fadio, ny ho avin'ny ankizy jerena fa na ianao aza manjary manana sentiment d'échec raha misaraka dia manimba ny fiainanao any aoriana iny. Be koa ny bandy lasa papa poule rehefa eo ilay zaza, ianao indray no ho saropiaro hoe tsy niraharaha ahy ity teo koa izao vao mi- eo.
Misy koa tsy mahazatra ny gasy loatra : psychologiquement, sarotra @ bandy sasany ny manaiky fa ho lasa maman ilay sipa; sanatria izy ohatry ny de-hi... ny reniny. Miala tsiny raha sanatria fady ilay resaka fa tena marina io aty andafy, indrindra raha bandy vazaha. Dia manjary manao rejet psycho ilay bandy. En général io situation mandalo ihany fa izany hoe mafy aloha ny mahazo an'ilay sipa eh.
Fa izao koa, ilay grossesse du père mi-existe = ilay kôfa indray no ratsian'ady rehefa bevohoka ny vadiny.
Mahereza eh, tongava soa ny vahiny, lahy sa vavy, sa mbola tsy nojerena? :-* :-* :-*

49. booboo
(
25/08/2008 09:37)
ie, dia atotona ao @ ilay vady zao raha tsy mampandeha ny fiainana aby aby zao ? dia ny zaza ange no mampalahelo fa dieny ao am-bohoka dia miaina raha négatifs...
50. vale
(
25/08/2008 14:54)
[quote=bazylou]
resaka koa izany annn!! consel manginy fotsiny
Reveo ao rangahy , reheaf tsy revenao intsony dia atsipazo ohatran'ny ranon dolana e..... :-D :-D
___________________________________________________________
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D izaho koa miombon-kvt @ bazylou! atsipazo tery rehefa teraka ny zaza raha mbola mahabe problème! angaha izy irery ny lehilahy eto an-tany???? :{ :^) :wink:

51. tsidina
(
25/08/2008 20:07)
..................tsy misy maharatsy azy daholo ireo hevitra ireo, fa ny anjarako sisa mandinika ny hoaviko, sady apetrako eo ampelantanan'ilay nahary ahy zay hahasoa. Izy anie nadia lehilahy dia nivoaka avy @vehivavy e.
53. ikaretsaka
(
25/08/2008 21:30)
tsy azoko koa io phrase farany nahatonga an'i sakaizakely nanao "dia maninona" io
54. ni81
(
26/08/2008 06:26)
..................tsy misy maharatsy azy daholo ireo hevitra ireo, fa ny anjarako sisa mandinika ny hoaviko, sady apetrako eo ampelantanan'ilay nahary ahy zay hahasoa. Izy anie nadia lehilahy dia nivoaka avy @vehivavy e.Ekeko ny teninao, fa sao kosa mba nisy fahadisoana avy aminao no nahatonga azy nanao izao zava-miseho rehetra lazainao izao e! Feon-dakolosy tokana mantsy no renay rehetra eto fa dia anjaranao no mandinika sy mieritreritra.
55. tsidina
(
26/08/2008 18:24)
...........dia isaorana isika rehetra nandray anjara , ary mirary soa ho antsika rehetra. Samy ho tahin'Tompo ilay nahary, ka samy hahita ny sy hahazo zay ilaina.
56. tsidina
(
27/08/2008 12:44)
ni81:
,flodine.v@hotmail.com ,io aky ny addressiko ry ni81, de manorata.
Nanontany aho tery aloha hoe vazà sa gasy. Dia efa namaly moa ianao fa vazà.
Hoy i 08051972 hoe: toa toetran'ny vazà anky io an! Tsy dia azo ekena ho marina satria toy ny olona rehetra ihany izy ireo ka samy manana ny toetrany sy ny fihetsiny, misy koa ange gasy manao toy izany e; fa kosa somary mora nerveux ny sasany @ ireny vazà ireny sady katahotra @ resaka fahasalamana (ny sasany oa) ary nahita ny fiovana angamba izy teo @ fihetsik'i tsidina sy ny toe-batany ka lasa nitombo ny hakizitinana satria mety tsy noeritreretiny ilay fiovana nisyefa hitako,rehefa bevohoka ilay vady dia somary mikorotana koa ny lahy satria misy fanontaniana betsaka mifamaofao ao an-tsainy ao,misy fiovana na dia kely aza hitany amin'ny vadiny dia mahatonga fahasosorana h tsy dispo ilay mme fa vizana na mando sns ...sns...
57. tsidina
(
27/08/2008 12:47)
08051972:
, flodine.v@hotmail.com. io akia ny addrss ko.
Toa tena toetran'ny vazà anky io an!Satria ny ahy aza efa 6ans no nivadianay mbola manao io toetra io izy! Indrindra fa rehefa marary ny tena satria efa zatra ilay hoe speed ry zareo de manervé anazy le vevavy tsy afa-mietsika!!!!eo koa ny hoe fahasarotan'ny fidirambola ;nefa mba manoro haitr'andry aho hoe aza de mamonotena hitady asa izany alo zao fa mahareta mandrampiteraka fa refa terak' @ zay mifampitady eo na hiasa na ???!!!Ary esory ao an-do ny hody fa ny zazakely jerena satria manana zanaka sy toerana mitovy @ njy aho ary efa nahita koa ny hoe nisarabady tany Dago fa mafy be ny misarabady any @ tsika; na eo @ fiarahamonina na ny fiangonana, na ny fianakaviana!!!!!
Mahereza ary midira matetika ato @ serasera de mba adinodino ny olana f'izay no nahafak'ahy t@ alahelo sy ny adintsaina
58. sonibi
(
28/08/2008 14:34)
naturel retsy zany a tsy maintsy misy stress fona eo @ io fotona io fa calme fotsiny enao alaivo antsaina ny cadeau azanao de zay no important
59. sonibi
(
28/08/2008 14:42)
akao tsirony oa le fiainana na dia hita hoe trop aza de zay le fiainana
60. paris10
(
29/08/2008 07:03)
ny fahitako azy dia ny momban'ny sakafo, isika malagasy mantsy tia ny sakafontsika, tsy tian'ny vazaha ny fomba fandraoana gasy, manaova akia sakafo eropeana a!refa tsy ao izy , minàna trondro sy sakafo gasy fa anaovy zay tiany izy,refa tonga ny vahiny dia ho faly ny vadinao, tandremo koa anefa ny manadino ny fitiavanareo,isika vhv mantsy tia zanaka,mety mialona ny fikarakaranao ny zaza ny lhl,mahereza e,aza mody aty zany fa tsssss!mivavaha mafy akia a!manampy anao zahay! (l)