ho an'reny rehetra eto @serasere.
21. tsidina
(
24/08/2008 14:45)
xxx :raha zah mbola bikina ty aloha de tsy afaka hicomprendre azy aky , fa rehefa afaka angamba ny kibo be, satri, ny kibo efa manndreka ve de mbola hi comprenne azy eo zah? fa hoe ny mifandamina sy mifandinika rehefa mitranga ny prblmme. Asiana ny marimaritra iraisana( reglement angamba).
ok, fa de misaotra ny namaly rehtra ny tenako, nanome torohevitra sy nankahery ahy, zah manahy sao lasa mpisafoaka koa ny zannakay rehefa lehibe.

22. fahamarinana
(
24/08/2008 14:47)
:arrow: aza mitamberina amin'ny lasa ry reto fa tano ny efa eo a,tsy hisy olona tongalafatra anie e,ary raha mbola resaka humeurs sy toetra ratsy kely ihany dia azo amboarina sy azo leferina fa mila ekena tanteraka...raha resaka daroka na fanitsakitsahana angaha ka ekeko ihany...tano ny azo fa sarotra ny mila ry reto a sa dia tena ratsy ry zalahinareo ao e ??? :) (l)
23. tsidina
(
24/08/2008 14:47)
fa mbola manantena zay afaka hanome torohevitra . De mirary soa antsika rehetra.
24. fasaly
(
24/08/2008 14:49)
ny mifoka sigara ao antrano aloha tsy tiko koa e! indrindra fa bevohoka ianao....
ankoatra izay misy olana dool ny fiainana ary voalaza teo fa samy manana ny toetrany ratsiny avy ny tsirairay raha mbola tsy gravy dia aza atao mahavaky loha, any aoriana any rehefa lehibe ny zaza ka miasa somanatsara, rehefa leo sy tena tofoka be tsy zàka intsony dia aleo irery toy izay miaraka am olona tsy mifanaraka amin'ny tena....ka amzay fotoana izay tandremo fa efa be ny fanaharaha-maso ataon'ny polisy sy ny offices des etrangers amin'ity resaka mariage blanc ity ka sao ho sokajianjareo ho anisan'izany.....
raha azo atao ny mitsabo ny tokatrano tsaboy mba tsy hanaonao foana....

25. tsidina
(
24/08/2008 16:08)
fasaly: mba asio fanazavana keli hoe le fanarahamaso ataon'pilice sy ny office des etrangers? @le reska mariage blanc.
26. Stretch
(
24/08/2008 16:32)
Tsidina mahereza retsy fa vahiny efa ho avy zany tsy misy olona hafa manampy andry fa adidindry irery ny mahatonga io zaza io ety antany izay ny lalany ny natiora ny lehilahy tsy mavesatra mandritra ny 9 volana , tsy mitovy indry sexy sy be kibo , izany rehetra izany eo daholo,
tsy manambady vazà a no tsy manabady gasy intsony koa , fa mifanerasera betsaka am na mpivady vao maro aty ivelany ,
indrindra fa zaza voalohany io. dia vaovao aminy daoly ny changement de comportement andry .
na ny ration any am sexualité miova sns . . . .
ary voamariko koa fa manana tendance negative ndry , hoe gasy ny anarandry dia tsy mahita asa , tsy manaiky an zany a , haiko tsara io fi moque ny ny vazà ny anaratsika lava be io refa mbô makany am birao na manao entretien , fa ny ahy himehezako sady tonga dia teneniko ilay anarana refa miakanakana manonona ny anarako eo .
safidindry sy ny rainy ny anaranjaza fa raha izaho manokana no anontaniana dia asiko anarana gasy ny anarany , alohany zany izy tsy maintsy hitondra ny anarandra vazà.
Mahereza retsy , mirary soa , ny modimody zany fadio , ny olana eo am fiainana misy foana fa ny lokony no miova manaraka ny volon-tany , ianao irery ihany koa no tompony teny farany am izay atao fa torohevitra ihany ny an'ny hafa , ndriko zany ny patron retsy a ! :-* (l) :-*

27. fasaly
(
24/08/2008 16:38)
tsidina: tsy haiko alou na mitovy ny fomba fiasan'ny police e!
fa ny vahiny manambady vazà raha vao hoe misaraka ka misy drame
dia efa mahana ry zareo hoe mariage blanc angamba ny an'ireo fa mande amzay ny ankety sy ny renseignement isakarazany de na tsy izay aza ianao ka ataony hoe izay mariage fotsy izay dia atahorana fa ny fanafodiny fotsiny dia ny miasa ihany, vao manana anton'asa ianao dia tsy de hatahorana...
toy izany koa ny vahiny manambady vazaha, amzao ireny arahinjareo maso tsara hoe tenaa couple normal sa mariage fotsy....
fa misy izay sipa izay vao 9mois de mariage dia nipitsika i sipafa maltraitée tam lay rafozambaviny vazà sy lay vadiny izany... macho loatra lay bandy
tsy zakan'ny ilay sipa ilay fifampitondrana ao antrano fa enjana be, dia niala izy soa fa nanana havana taty ivelany dia tany aloha no nande...
fa ilay bandy no nitory tam police hoe: vao nahazo ny carte 5ans ny vadiko ouzy dia nandao ny tokatrano fa mariazy fotsy fotsiny no nanambadiany ahy...dia voahantso tany am police ilay sipa ....dia nazavaina ny marina rehetra, ilay police nanao hoe tsy maitsy maka avocat ianao dia mila temoins maro be milaza ny naha maltraitée anao dia naka avocat naka tempins bdb
na ny namana akaiky anlay bandy aza nanao tempins n'ilay sipa dia resy tany am tribonaly lay bandy dia affaires classé ny azy....ilay sipa rahateo
tsy nisy olana firy satria efa niasa talohan'ny izy niala tao am lay vadiny...
dia natao ny divorce à l'amiable....
izao izy nanambady vazà hafa ihany fa tsara fanahy be mitsy no niterahany
fa hatramin'izao mbola tsy omendrao nationalité lay sipa anefa efa 5 ans no taty fa carte 5 ans foana no renovelena

28. tsidina
(
24/08/2008 16:46)
zany ve ? ny aty aminay (scandinavia) aloha mety tsy mifanalavitra amizany e,f ambola hiresaka @ reny ankizy efa ela atyreny zah de ho hitako. Raha2 be koa zany ka,
Misaotra betsaka akia.
Misaotra betsaka akia.
29. fasaly
(
24/08/2008 16:48)
tsidina: misy cas iray ity...
nisy sipa izay nanana contrat de concubinage renouvelena isantaona no nataony tam lay vazà lahy izay vaovao ndray io mantsy eto aminay, tsy voatery hivady fa miaraka mipetraka aloha....izy efa nanan-janaka avy any dago....
indroa ni renouvelée izy dia tapa-kevitra tsy tsy hijanona am rangahy fa tsy tiny ilay rangahy fa tsy mifanaraka aminy ny bika sy endrika (kestion de gout) fa lay rangahy manana anton'asa tsara manana ny tranony snsn....
raha izy niala iny efa nahita ny hanoloana azy fa nifindra tany am lay bandy vaovao vazà ihany io....fa kobon'ny police sy ny comune hoe tsy nijanona tam lay raika fa niova bandy de tonga tao atrano ny police hoe expulsés nareo mianaka fa mangalà avocat....dia teo vao nipepopepo
dia vita ihany ny tss fa zareo tsy maintsy nivady....zareo rahateo mifakatia, lay bandy tia be azy ary nandray anlay zanany toy ny zanany dia avotra lay sipa
de jereo amzany, aza mora kivy

30. adidy
(
24/08/2008 17:13)
Ny cas efa henoko satria avocatn'ilay sipa no nitantara azy dia nimenomenona hon vazaha hoe mariage blanc dia nitory, nefa ilay sipa kely efa voalako, dia ny nataoko hoy ilay avocat dia nanangona ny ttasy rehetra nifandefasany fony mbola tany Dago i kala! Dia noporofoin'ny avocat tsara fa nisy firaisana ara-nofo tao, donc consommé ilay mariazy, donc tsy blanc ilay mariazy!
Raha ny anay mivady manokana ny principe dia raha mbola azo atao ihany dia aleo manambady gasy, fa ny mitovy razana aza sahirana, ary misy ny misaraka, maika moa fa ny razana tsy mitovy, tsy resaka fitiavana ilay izy fa resaka quotidien any aoriana,ny tena ohatra tia miangona, ny culte gasy adiny 2 raha kely, voalohany ,faharoa izy mandeha avy eo leo mihaino zavatra @ teny tsy fantatra!Efa hitanay t@ couple mixte manodidina izany.
Ndraindray koa ilay vaza rehefa tafody @ taniny, dia mitady hanitsaka be, indraindray aza menatra an'ilay novadiany!
Ndraindray koa ilay izy ilay vazaha RMI-ste ireny dia faly ery tonga any @ tanàna dia nahazaka sipa gasy, dia mirehareha ery aty hoe manao asa soa @ havam-bady any, miala tsiny aho fa tsy sanatria hoe mitovy daholo akory rehefa vazaha, fa santionany @ hitanay aty izany!!
Ndraindray dia tsy menatra akory ry kary mitantara ny performance-ny @ sipa gasy hoe mola hono e ets...Dia hoy ny vadiko zay, tsarovy fa tsy dia vendrana araka izay andatsan'i lisanya azy akory ny gasy fa manana eritreritra izy ary manana faharetana!!
Ho an'i tsidina manokana, ataovy aloha izay hiterahana, dia mahaiza mailo ary mahaiza mitsinjo vody andro merika, fa raha zao ianao bevoka izao ary no gidragidrainy, kely ny finoako fa hiova izy!

31. fasaly
(
24/08/2008 17:22)
tsy resaka fitiavana ilay izy fa resaka quotidien any aoriana,ny tena ohatra tia miangona, ny culte gasy adiny 2 raha kely, voalohany ,faharoa izy mandeha avy eo leo mihaino zavatra @ teny tsy fantatra!Efa hitanay t@ couple mixte manodidina izany.
amiko manokana alou raha izay resaka culture tsy tokony ho hampisy olana e!
matoa nivady dia efa nifanazava talohan'ny nivadiana hoe izao ny culture nay ekenao ve sns.....matoa tsy nisy anzay dia nisy ny fihatsarambelatsihy teo dia ianao ihany no voany izany...
raha resaka hoe mande miangona ndray.....afaka tsy mande anie izy e! tsy ho voatery hiaraka foana anie ny mpivady e! ianao mande miangona tsy tiany izany dia afaka manao zvtr hafa izy,
ohatra indray ny gasy tsy misara-mianakavy, tia mifamangivavangy ny famille izany, izaho ohantra te hijery ny reniko na ny tanteko na ny kouz-ko izy tsy te hande! tsy ho teztira aminy aho hoe ianao tsy mety mande, ny fahaizana mi s'adapte eo am fiainanan no zava-dehibe fa tsy raisina ho olana dool izay zvtr mitranga rehetra fa tsy ho tafavoaka mahitsiny raha izany, mbola aiza ity andro diavina , oviana vao ho antitra....????
32. fasaly
(
24/08/2008 17:27)
Ndraindray dia tsy menatra akory ry kary mitantara ny performance-ny @ sipa gasy hoe mola hono e ets...
:-D :-D :-D
ka mitantara ny zava-misy hitany tany kosa izy koa, raha ny fahamolàn'ny sipakely sasany any hiaraha-mahita ataon'ny olona resaka fotsiny :^)
33. ni81
(
24/08/2008 17:55)
Nanontany aho tery aloha hoe vazà sa gasy. Dia efa namaly moa ianao fa vazà.
Hoy i 08051972 hoe: toa toetran'ny vazà anky io an! Tsy dia azo ekena ho marina satria toy ny olona rehetra ihany izy ireo ka samy manana ny toetrany sy ny fihetsiny, misy koa ange gasy manao toy izany e; fa kosa somary mora nerveux ny sasany @ ireny vazà ireny sady katahotra @ resaka fahasalamana (ny sasany oa) ary nahita ny fiovana angamba izy teo @ fihetsik'i tsidina sy ny toe-batany ka lasa nitombo ny hakizitinana satria mety tsy noeritreretiny ilay fiovana nisy

efa hitako,rehefa bevohoka ilay vady dia somary mikorotana koa ny lahy satria misy fanontaniana betsaka mifamaofao ao an-tsainy ao,misy fiovana na dia kely aza hitany amin'ny vadiny dia mahatonga fahasosorana h tsy dispo ilay mme fa vizana na mando sns ...sns...
34. fasaly
(
24/08/2008 18:13)
32. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 24-08-2008 19:55:56
Lohateny : Re : ho an'reny rehetra eto @serasere.
Nanontany aho tery aloha hoe vazà sa gasy. Dia efa namaly moa ianao fa vazà.
Hoy i 08051972 hoe: toa toetran'ny vazà anky io an! Tsy dia azo ekena ho marina satria toy ny olona rehetra ihany izy ireo ka samy manana ny toetrany sy ny fihetsiny, misy koa ange gasy manao toy izany e;
tena marina ka! tsy misy frontiera ny fanana toetra ratsy sy tsara, rehefa tojo ny tsara dia mifalia raha tojo ny ratsy dia korazy.....
35. tsidina
(
24/08/2008 18:32)
indraindray aki zah manahy hoe: efa ho teraka le zaza, de hoe anaovako toetra tsy zaka @zay ty @zay miala rehefa tsy mahatanty, f'izy angamba mitady zaza fotsiny avy amiko?
36. ni81
(
24/08/2008 18:41)
indraindray aki zah manahy hoe: efa ho teraka le zaza, de hoe anaovako toetra tsy zaka @zay ty @zay miala rehefa tsy mahatanty, f'izy angamba mitady zaza fotsiny avy amiko?aza alefa lavitra ny saina e! Mifanazavà raha sendra mba mitonitony iny ianareo roa. Lazao azy ny tsy mety ataony anao io.
37. fasaly
(
24/08/2008 19:13)
fa hita wa! aza ny coté negatif ihany no jerena fa mba positivéo lay izy e!
38. ni81
(
24/08/2008 19:18)
Eo @ fiainana dia tsy maintsy misy foana ny rahona mandalo na @ lafiny inona io na @ lafiny inona fa mila mitraka hatrany.
39. Samoana
(
24/08/2008 20:11)
tsidina:
...Zah aloha de hitako hoe voa mafy tafiditra aminy , satri ilay lelahy sipako talohany de contraire aminy toetrany saingy izy tsy mazoto mariè fotsiny no tsy naharaiky ny aminay roa. Ny nenina tsy mialoha tokoa.....
Mety tsapan'ilay vadinao fa tsy tia azy ianao dia izay no mahatonga aza mora romodromotra
40. ni81
(
24/08/2008 20:24)
Mety tsapan'ilay vadinao fa tsy tia azy ianao dia izay no mahatonga aza mora romodromotraMety ho marina tokoa! :roll: Ary sao mba mieritreritra aza izy hoe tsy zanany? Miala tsiny @ fandehan'ny eritreritra a!