ho an'reny rehetra eto @serasere.

61. sipagasy ( 29/08/2008 08:44)
miandry ny fihavian'ny zazan'i tsidina izany sisa e!!! efa maro ireo toro hevitra ireo

:-*
62. fijo ( 08/10/2008 21:29)
dia lesona hoan'izay maika hanambady vazaha izany ity ka.
63. totty ( 04/11/2008 20:07)
slt tsidina!
amboary ny saina,dia ankino amin ilay ao ambony ny fiainanao,tsarovy fa raha mandeha mody anymada ianao dia fahadisoana lehibe izany,ny antony tsy azonao atao ny mandao ny tokan tranonao indrindra indrindra ianao vitasoratra amin ilay vadinao,az adino fa azony ary zony ny manenjika anao raha mody ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5985