Hoan'reo Gasy ao Germany,na izay mety mahalala.

1. tsidina ( 11/10/2008 18:53)
Manahoana daholo ny mpisera!
Iza re no Company (flight) mba mora2 raha avy ao Germany( Hamburg) ka hoa any Dago?
Misaotra izay mamaly Tompoko.
novalian'i Veloo ny 21/10/2008 18:37
2. nani ( 11/10/2008 20:25)
Manahoana Tsidina !

ny tsara indrindra dia air France , fa tsy mora aloha fa tsara fotsiny . Ny pblm manko rah company samy hafa , dia samy hafa koa ny lanjan bagages dia lasa pblm . Dia tandremo fa zah efa tratra an .Raha ohatra ianao ka mandeha irery dia aleo manao depart Paris , dia mety mba moramora ee ! za tsy afaka nanao izay satria niaraka amin zaza ! mazoto e
3. tsidina ( 11/10/2008 20:52)
nani:

Eo @ company tsy mitovy eo no problem satri zah tsy mipetraka any frantsa. Fa aty somary manakaikan'Hamburg.

4. nani ( 12/10/2008 16:35)
dia tsy misy azo atao zany fa dia air france ihany , nefa dia tena lafo be mihintsy
5. tsidina ( 12/10/2008 19:12)
Misaotr aki ry nani a.
6. Bita ( 14/10/2008 11:12)
Mijere ianao aloha ireo Easyjet ohatra ary Air BErlin sy ny sisa misy manomboka @ 19€ izy io mankao a Paris dia avieo ianao avy ao Paris mandoha 600 € saingy mila manaraka sy haingana ianao raha tte ahazo ireo prix ireo @ internet no ahazoanao azy. Bonne chance fotsiny (Viel Glück)
7. mbaliana ( 14/10/2008 18:21)
moramora vidy fa tsy maintsy miala ao paris .. zany hoe manao izay ahatongavanao ao paris izany ianao... jereo www.jacaranda.fr
8. tsidina ( 16/10/2008 14:04)
Dia misaotr betsaka akia, saingy zaoindray ny fanontaniako hoe " ny adresin'ny entako ve azoko atao adresy any @ destination final? zany hoe any Dago, na dia tsy mitovy ve ny company andehanako? zany hoe vol hafa avy aty Germany, ary mandray vol hafa koa eo Paris? sa voatery alaiko indray izy rehefa ao Paris de miverina mandanja indray?
Mba valio reo azafady indrindra re.
9. ni81 ( 16/10/2008 14:12)

ny anay t@ nandeha, vol Air France mandrapahatonga eo Paris, dia tonga teo Paris dia niova Air Mad; fa ireo entana avy t@ Air France avy teo dia efa naondrany tany @ Air Mad, dia ny bagage teny an-tanana sisa naveriny nolanjaina.
10. mbaliana ( 16/10/2008 18:39)
asa aloha zay fa raha voyage combiné par agence (anontanio sao mba mety ahitanao vol hi-combiner-na an'io) dia mety ho possible na koa rehefa manao enregistrement dia miteny @ ny hotesse hoe za direction madagascar amin'ny vol zao sy zao dia manao escale ao paris ... da tonga ve ny entana dia direct amin'ny vol manaraka sa ahona ... fa matetika ny agence no mahalala an'io... andrakandrana aloha io
11. ni81 ( 16/10/2008 18:46)

t@ agence ny anay zao dia io voalazan'i mbaliana io mihitsy
12. tsidina ( 16/10/2008 19:54)
Dia misaotra betsaka rehetra namaly fanontaniana tompoko, de samy hotahin'Atra daholo.
13. Veloo ( 21/10/2008 18:37)
hamburg (Lufthansa) makatsy paris Orly tadiavina dia mandehana corsair fa zay no tsara satria lafo ny Air france CDG
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892