Mitady adresse mailaka fikambanan'ny mpianatra

1. elizeara ( 19/10/2008 10:37)
Raha mba misy mahafantatra ny adresse mail ahazoana mifandray @ mpianatra malagasy mianatra aty Chine dia angatahana an-tanandroa. Misaotra mialoha
novalian'i arialy ny 30/10/2008 10:13
2. simplex ( 20/10/2008 10:22)

sao dia mba tokony ny ambasady no resahina...
... na manokatra gropy ao @ fessebook :P
3. arialy ( 30/10/2008 10:13)
simplex :lol: :lol: :lol: fessebook angah ? facebook kosa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2119