nodimandry ny andrarezina

1. totty ( 21/10/2008 20:56)
faly miarahaba antsika rehetra.
nody mandry ny andrarezina eo amin ny filalaovana baolina lavalava na ny rugby,tsy iza fa i l avant bras,mpilalao fahiny tao amin ny ekipam pirenena malagasy ary mpanazatra ny "3fb"dia mirary fampiononana ho an ny fianakaviany iray manontolo
2. jemimah ( 22/10/2008 06:37)
mampalahelo be mirary fiononana feno ho any eugenio;mahereza
3. rafitia ( 22/10/2008 17:59)
:( mipetraka ho tantaran'ny fiirenena ny zavabitany, nitondra ny voninahitry i Madagasikara tokoa izy hatramin'izay nitantanany 3FB.mirary fiononana ho fianakaviany sy ny mpitia lavalava rehetra
4. ravatorano ( 29/10/2008 09:20)
za dia isan'ireo mahalala an i l'avant bras na Imboa izay lasa nodimandry iny
tena nikoizana tokoa iny "zokilahy"iny teo amin'ny fitaizana tanora teo amin'ny sehatry ny lavalava .Nhavita betsaka tokoa izy ary ny 3FB dia anisan'ny nigoka tanteraka ny fampitany ny fahaizana io baolina lavalava io.
Atao ahona fa tonga ny fotaoan izay tsy maintsy hizorany amin'ny toerana hafa ary lasa nandao ny mpitia sy mpiangaly ny rugby izy.Mamerina indray ny teny fampiononana ho an'ny fianakaviana manontolo.
5. kotobekibo ( 27/11/2008 19:13)
Anisan'ny gasy tena nahavoa t@ ity taranjy ity lé razokiny iny ka tena fahabangana b ho antsika izany . Indrindra ho an'ny fianakans sy ny 3FB .
Miara-mionona isika ;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2368