nandao antsika ny rahavavy Soeur Emmanuelle

1. sakaizakely ( 20/10/2008 08:05)
rehefa avy nivahiny 99 taona teto antany ary nanokana ny fiainany hanasoavana ireo mahantra sy mila fanampiana
Mandria ampiadanana
http://fr.news.yahoo.com/2/20081020/tfr-soeur-emmanuelle-est-decedee-lundi-l-f56f567.html
novalian'i endrika01 ny 21/10/2008 08:00
2. tywa68 ( 20/10/2008 08:23)
Ho an'izay te-halala bebe kokoa d ty ny boky navoakany farany "J'ai cent ans et je voudrais vous dire" ary tena tsara be hono.
Nahavita ny adidy tandrify azy izy : tena olona excepitonnelle, tsara atao modely :wink:
3. ni81 ( 20/10/2008 08:41)
Tsara tokoa ny maty mamela mamy toy ny renintantely...
4. vale ( 20/10/2008 11:28)
Mandria ampiadanana Soeur Emmanuelle!!!!!
5. ainaheri ( 20/10/2008 19:51)
Mapalaelo fa tsy nifety ny zato taonany akory izy,nefa 1 volana latsaka sisa!!

Mandria ampiadanana
6. tsiambaratelo ( 21/10/2008 05:14)
Mampalahelo! Lasa nanaraka an\'i Mère Thérèsa kou izy !Mandria am-piadanana soeur Emmanuel! Dia tsy ho hadinointsika ihany koa ny mivavaka hoanireo mahalala tanana mikarakara sy manampy ireo niangaran\'ny vintana!(l)
7. endrika01 ( 21/10/2008 08:00)
sakaizakely:
rehefa avy nivahiny 99 taona teto antany ary nanokana ny fiainany hanasoavana ireo mahantra sy mila fanampiana Mandria ampiadanana http://fr.news.yahoo.com/2/20081020/tfr-soeur-emmanuelle-est-decedee-lundi-l-f56f567.html
Rehefa tonga ny fiatsoany ao ambony dia tsy maintsy lasa daholo !Maty namela mamy izy! Izy no lasa fa ny asa vitany mitoetra mba hakany tsirairay zay tandrify azy tahaka modely(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2131