lasa saina ndray e
1. diamondra27
(
20/10/2008 18:23)
nisy afrikana zay tafaresaka tamiko dia nilaza izy hoe: maty ny dadany any afrika efa 3j , efa tao anaty cerceuil dia velona tampoka indray hono.
Efa intelo hono io dadany io no nanao toa izao hoe maty dia velona indray.
Dia nanontany aho hoe: tsy mba nitantara zavatra hitany sy ohatran'izany ve izy ho aho nony efa tonga saina soa aman-tsara dia hoy ilay afrikana hoe: tsy nitantara fa nolazainy ahy kosa fa hoe: manao zavatra any amin'y tendrombohitra izany io dadany io sns izany hoe manao gris gris izany
ny fanontaniako dia hoe:
mahagaga ihany izany olona intelo maty dia velona indray izany , dia tsy misy fiatraikany amin'ny fiainan'ilay olona ve ilay izy
Ny efa reko dia hoe: lasa mpivavaka be ireny olona ireny fa araka ny voalazan'ity afrikana ity dia toa tsy misy fiovana fa mbola manao le gris gris foana le olona maty de velona io
Sao dia mba efa nisy naheno mitovitovy amin'izany tantara izany kay nareo na koa hoe manakambara momba io
fotoana kely monja no nifankahitako tamin'io olona io ary tsy afaka nadihadihana firy satria olona miasa no resahana , sendra mba maka pause ireny no niresahanay io vaovaony io

novalian'i naughtyboy ny 30/10/2008 14:47
2. ikaretsaka
(
20/10/2008 18:45)
raha ny fahitako an'io ry diams de
1)arakarak'ilay univers sy indoctrination noraisiny teo @ manodidina azy no mampisy na tsy mampisy an'io "fiovam-penitra" io
2)le hoe "maty" koa misy karazany bedebe..misy le hoe mort cliniquement, misy hoe coma de maty hono... sns.... sarotra fantarina izany...indrindra moa hoe ity aamanao any Afrika.
3) ny olona heo tsy mahatsiaro tena andro vitsivitsy dia miverina indrayudia betsaka ka... izhao anisany :wink:

3. zoara
(
20/10/2008 19:16)
tena zava-misy io na any madagaskara aza ,any @ faritra androy.
misy mihitsy ny karazana antandroy toa an'io.tena marina lay hoe lasa mpivavavaka.zah tsy de mpino an'io loatra fa saingy nanana namana ka lasa nino t@ farany.ry zareo rehefa velona t@ fahafatesana dia tsy mijanona eo @ toerana nahafaty azy fa lasa @ toerana lavidavitra.toa hoe maty im-pito hono vao maty tanteraka fa raha tsy tian'ny fianakaviana hirongatra ny maty dia izao no ataon'ny zareo:rehefa handevina iny dia tsatohana @ hazo maranitra ilay faty alohan'ny hanotorana tany azy.?????????
incroyable!!!!!!
zaho t@ voalohany de nanao an'io deduction hoe mort cliique sy coma io.satria efa nisy ny coma nandritra ny 17ans??????????...... film good bye lenine.....sns

4. ikaretsaka
(
20/10/2008 19:20)
hay ve izany no tena antony hanatsatohana hazo ilay faty any @ faritra tandroy e? izay aho vao nahalala ny antony
efa hitako ihany io fomba io fa neveriko fa hoe fomban-jareo fotsiny...
misaotra nizara!

5. rakaroka
(
20/10/2008 21:13)
Ny olona tany "ambanivohitray koa no nahenoako fa efa be no tratr'izany, efa nandrasana efatra andro, sns.
Fa toa misy ilay "zombie" koa hoe maty ilay olona dia tena nalevina, dia miverina fa tsy mahatadidy n'inn n'inn 'tsony anefa fa lasa hafa mihitsy. Ary rehefa nohalaliniko aza dia misy karazana mpimasy ireny ao Afrika toa manana capacité manao olona toa izany, dans le but hoe "tiana ovaina ilay olona!"

6. diamondra27
(
21/10/2008 05:44)
ika: hitanao araka ny voalazan'ilay olona an efa we cliniquemet mort mihintsy dia efa nisy ny fiandrasam-paty ka, de niantso azy hono ilay havany tany afrika we velona ndray nge papa e,de saika hiantso hanontany vaovao izy no tsy nihaona intsony izahay fa vita ny asako tamin'io toerana io moa izy repos koa, dia tsy haiko intsony ny tohiny.
zoara: hay va re ka misy an'izany e
ny henoko indray dia hoe: raha tsy lany ny volan'ilay olona maty hanaovana fety de tsy alevina ilay olona hoe maty.
Dia izany hoe no mahatonga ireny olona avy any antsimo manao fetibe mihinana sy misotro ireny foana rehefa misy maty
rakaroka:ilay resaka zombie aloha dia efa henoko ary efa hitako io, ny vatan'ilay olona eo an fa ny fanahiny efa tsy ao intsony, any amintsika misy an'io fa tsy any haiti ihany. Rehefa resahana ilay olona dia mivandravandra be fotsiny, tsy miteny tsy mivolana.Aza afangaro amin'ny olona voan'ny choc emotionnel an
tany haiti we akia ry rakaroka dia naverin'ilay olona ny fanahin'ilay zombie fa karazana ody izany ilay izy e, za tsy nahita aloha fa mpiara-miasa amiko avy any no mitantara izany a, izany hoe mifanisy mamono olona amin'ny fanafody hono ry zareo ka raha vao tsy mahery izany ilay mpanao fanafody nangalanao we hamonoanao ilay olona tianao cible dia mifototra aminao ilay izy satria misy olona mahay bebe kokoa noho io any ho any
Fa ny tsara ozy dia mino tanteraka an'Atra fa tsy miroa saina koa izany hoe tena mino arahin'asa fa tsy hoe minomino e fa ireny olona minomino ireny izany dia mbola andairan'ny ody

7. fahamarinana
(
21/10/2008 06:01)
:arrow: dia misaotra nizara fa tena tsy mba fantatro koa ny fombafomba any atsimo any... (l)
8. bobone
(
21/10/2008 08:16)
zava-misy mihitsy io tantarain'i Diams io ary maso efa nahita ny ahy! ny namako mpiara-mianatra tamiko no efa maty dia velona indray ! alohan'ny hoentina any ampiangonana iny izy no nihetsika ny vata ! dia natahotra daholo aloha zahay e! t@ izaho mbola nianatra t@ CEG . ilay olo-be t@ njeo no nanala azy ary namaha ny lamba ! avy eo izy tsy normale fa tahaka ny mitapitapy!! tsy nitantara na inona aloha e! izy aza gaga nahita ny olona marobe teo!
fa misy koa nijoro vavolombelona t@ Hazo no Vanoko-lakana HVL fa maty 8andro dia nampahitan'Atra ny zavatra rehetra nisy tany an-danitra tany ! sady mahavariana no mahatonga saina! fa arakaraky ny zavatra hataon'ny olona ihany no hojinjainy any an-danitra ary ny asany ety an-tany no manaraka azy any! izay no hanaovana ny asa am-pitiavana sy tsara! asa ianareo raha efa nahita iny fijoroana vavlolombelona iny!???
Misaotra an'i Dians e!sy ny Rakaroka ny namana rehetra nandray anjara fa tena ahitan-javatra tsy fahita ato. mankasitraka e!

9. diamondra27
(
21/10/2008 09:53)
bobone: karakory laholo
hay va re ka efa nahita an'izany ndriko e, mampalahelo tokoa zan olona lasa nitapitapy izany.Ny haiko koa aloha dia rehefa apres ny coma ireny indray no lasa tsy manana hery sy very daholo ny acquis rehetra fa mila manao reducation e, dia iza no ilaina ny olona akaiky anao mba manampy anao ara-tsaina koa
aiza akia ry bobone no misy mivarotra izany boky lazaindry zany

10. rakaroka
(
21/10/2008 12:40)
Ilay resaka "ody" aloha: tsy raisina avy hatrany kosa hoe "asan'ny maizina" sanatria . Mbô nisy nanao fandinihina kosa anie tetsy sy teroa fa tsy dia rizareo "occident" ihany no heverina ho izany, ary izay no iresahako ato hoe
ny saina anie samy nomena tokoa e, maro mantsy ireo mihevitra hoe aty ihany no misy "manam-pahaizana" : "Tsia!" ny resak'i Diams mikasika ny "zombie"
dia efa nohadihadiako koa fa hain-drizareo ny mi-determine ny "dosage" juste
mitana ny "minimum" ampiverina ilay olona en vie mais tout le reste "anéanti" an, dia misy sokajy sy mahay kokoa koa rizareo !
Fa na tany Dago aza anie nisy ilay hoe mamaky kitay t@ fandatsaham-baratra e,
Dia tao anaty boky "Firy no efa nifanena t@ mpamosavy?" Ilay nisy mpamosavy nanasitrana olona efa tsy sitran'ny dokotera intsony!

11. ikaretsaka
(
21/10/2008 14:35)
io hoe ody=herin'ny maizina io osa hoa mba aoka izay e...
tsy mbola maitrise-ntsia tsara fotsiny ilay izy fa amio tsy misy izany herin'ny maizina izany rehefa mahasoa

13. diamondra27
(
21/10/2008 16:21)
rakaroka : tsy io ody lazaindry io ange le teneniko we tsy mety an fa le ody nahatonga ilay olona tsy nisy fanahy intsony, magie hono zany no nampiasaina na otran izany ngah fa tsy tadidiko le resakay
ika : za koa de mitovy hevitra aminao aloha , tsy refa ody de ratsy daholo fa misy ireny tambavy ireny tena manasitrana fa le mpanao ody ireny ange misy mpamitaka gaigy be e

14. ikaretsaka
(
21/10/2008 16:29)
izay ange ilay hoe tsaraina @ voany e....
fa tsy zavatra tsy hay akory de efa petahana sahady ny @ maizina sy mazava!

15. diamondra27
(
21/10/2008 18:02)
ika: le mamono olona kosa asan'ny maizina an ,we manao ody de maty le oul aveo
16. ikaretsaka
(
21/10/2008 18:05)
izay le lazaiko hoe miankina be amin'ny intention hanaovana le zavatra le izy!
raha nahapoizina no tanjona ohatra nefa toa vo maina nihatsara le olona dia amiko de efa ratsy izay satria ratsy ny fotony
raha ny hanasitrana no tanjona nefa vao maina nankarary sy nahafaty ilay olona dia efa tsara izay satria tsara ny fotony!

17. fijo
(
21/10/2008 21:33)
tao amin'ny madagascar tribune dia nahitako resak ato aio tany antalaha tany vao haingana.ny tena marina ,dia tsy maty ilay olona,fa mihena ny fitempon'ny fony.ny any ambany waks tsy mahalal aizany fa aminy rehefa tsy mihetsika dia vita.
18. ikaretsaka
(
21/10/2008 22:33)
de possible ange izany le resaka atandroy an'i zoara atsy ambony atsy le heo tsindromina @ hazo maranitra hoe tsy tena maty izy fa le hazo maranitra no tena nahafaty azy e
.ry zareo rehefa velona t@ fahafatesana dia tsy mijanona eo @ toerana nahafaty azy fa lasa @ toerana lavidavitra.toa hoe maty im-pito hono vao maty tanteraka fa raha tsy tian'ny fianakaviana hirongatra ny maty dia izao no ataon'ny zareo:rehefa handevina iny dia tsatohana @ hazo maranitra ilay faty alohan'ny hanotorana tany azy