lasa saina ndray e

21. diamondra27 ( 22/10/2008 13:08)
tywa mety we am zay de siora fa tsy maintsy maty le olona

fa zao dia ahoana izany ny fipetrak'izay amin'ny lafiny didy folo we aza mamono olona

de ahoana koa ny fipetrak'izay amin'ny FM hoe raha mamono olona zany nge tokony higadra e sa any amin'ny faritra atsimo misy lalAna hafa fa tsy crime ny acte ohatran'izao , lasa ndray ny eritreritro amin'ny le izy


omeo fanazavana hoe ry zareo za
22. kaboushna ( 22/10/2008 20:19)
ho an diams dé zao ... misy ny zombie .. jereo dé anaovy recherche ao am google angé satria efa nahitako reportage mihintsy lé izy ... efa maty volana vitsivitsy dé niverina niara-niaina tam ray aman(dreniny lé tovolahy ... bbrrrr!!!
23. ikaretsaka ( 22/10/2008 22:12)
ho an'ny mpahay lalana sy fiaraha monina tokoa dia ahoana ny momba an'io kay...
raha atao hoe misy tranga ohatra ka mi coloc @ aandroy ianao ka coma (h ilay olona ka misy tandroy de tsatoha'ny coloc ny hazo maranitra fa heveriny hoe efa maty....
kinanjo kay sy tena maty lery raha ena nodinihina fa le ianao nanatsatoka ayz no tena nahafaty azy....
24. fijo ( 22/10/2008 23:01)
diams an,ny hoe aza mamono olona dia midika hoe olona mbola velona.
eto anie le olona "heverina,na lazaina "hoe efa maty,fa ahiana hitsangana e.ny manatsatoka antsy olona efa maty tsy mamono olona akory.
25. diamondra27 ( 23/10/2008 15:48)
fijo : marina tokoa zany, nefa heverina fa velona oa izy satria maninona tsatohina antsy
26. fijo ( 23/10/2008 20:04)
ka io le fahendrena gasy hoe"mba tsy handevenana velona,no hanongotsongoana ny maty" ko
27. ikaretsaka ( 23/10/2008 21:41)
tsongotsongoina ... fa tsy tsindromina @ hazo maranitra ny tratrany!
28. fijo ( 28/10/2008 21:55)
ka amin'izay tena siora ka
29. bobone ( 29/10/2008 12:50)
ka raha tsongoina izy nefa tsy velona miaraka iny tsongo iny ! afaka ora vitsy dia velona indray de ahoana!
Diams: mivoaka CD iny HVKL iny e! mino aho fa efa nisy nahita tato an!
30. naughtyboy ( 29/10/2008 14:01)
tsy isika irery ihany no manana tantara toy izany fa na ny firenena hafa aza..noezahina aman'arivo taonany @ reo siansa sy fahalalana maro samihafa,misy tantara tena marina ity ho zaraiko momba ny olona maty araklinika(mijanona tanteraka ny fony sy sainy ary ny vatany ora maro2 na andro koa aza)ary nitantara ny ao ambadiky fahafatesana..
(tsoaka avy @ ilay bokimpiainany i Carl Jung (raibeny modern analytical psychology)t@ 1944 "Tsiahy,nofy,fieritreretana"/autobiography memory,dreams,reflexions)tratrany aretimpo ingahy Jung ary tao anaty coma 3 herinandro niala tao @ vatany ny fanahiny ary nitety faritra maro erak'izao tontolo izao ,farany moa dia nahita ilay hazavana tsy manampetra izy ary nanantona teny no voasakany dokotera niantso azy nanao oe " miverena fa mbola be ny mila anao eny amboniny tany " dia velona soa amantsara indray ingama,anisany resy lahatra @ fisiany fiainana aorinany fahafatesana mo izy io
ka eritrereto nge oe vonoina na nalevina izy tao anatiny io coma io de zay vao nisy namono marina,ary any amintsika de ny tsy fahafantarana ny siansa ngamba no mahatonga ny olona hamono ilay vatana tsy mbola maty fa nilaozany fanahy fa tsy habibiana akory nefa eo anatrehany lalana de diso tokoa..fa misy 1 tena nahatonga saina ahy ko tena marina ho lazaiko..
31. rabilabila ( 29/10/2008 14:38)
Tsetsatsetsa tsy haritra kely fotriny:

(tsoaka avy @ ilay bokimpiainany i Carl Jung (raibeny modern analytical psychology)t@ 1944 "Tsiahy,nofy,fieritreretana"/autobiography memory,dreams,reflexions)tratrany aretimpo ingahy Jung ary tao anaty coma 3 herinandro niala tao @ vatany ny fanahiny ary nitety faritra maro erak'izao tontolo izao ,farany moa dia nahita ilay hazavana tsy manampetra izy ary nanantona teny no voasakany dokotera niantso azy nanao oe " miverena fa mbola be ny mila anao eny amboniny tany " dia velona soa amantsara indray ingama,anisany resy lahatra @ fisiany fiainana aorinany fahafatesana mo izy io

- n'a aucune valeur scientifique : betsaka ny olona mifoka daina ka mahita elefanta mavokely ohatra , tsy milaza mihitsy izany fa misy ny elefanta mavokely.
-Voalaza fa t@ 1944 no nitranga ilay zavatra .
Betsaka ny fanontaniana tokony apetraka :
Aiza ho aiza ny fivoaran'ny medecine amin'izao fotoana izao ?
Ireo etudes fonctionnelles par imagerie médicale ( izay tsy nisy t@ 1944) dia efa nivoatra dia nivoatra ary afaka maminavina sy mahita mivantana ireo zavatra mety mitranga rehefa misy ny "mort clinique" .

Hatramin'izao mbola tsy nisy laboratoire-mpikarohana ni-confirmer ny fisian'izany tranga izany.
..etsetra etsetra ..................................................................................

Mety marina fa "raibeny modern analytical psychology" izy , fa mety nisy hypothèses napetrany ka réfutées amin'izao fotoana izao ? Betsaka raha ny tantaran'ny sciences ny tranga toa izany ( limité ny validité cf Newton -Einstein ; Freud -Lacan ...................)

Izay fotsiny ka!!
32. naughtyboy ( 29/10/2008 14:43)
resaka hafa somary H.S size kely aho eto ry diamondra fa elatsiny ,andrana niainany psykolozista holandezy Elleke van Kraalingen zay olony siansa ary tsy mpino ny fisian\' Andriamanitra sy tontolony fanahy/A.T (tsoaka avy @ bokimpiainany \"ankoatrany fefiny fiainana sy fahafatesana/Beyond the boundary of life and death \"andrana nolalovany tsy voafehiny tontolo ny hita .Nisehoany ny fanahiny vadiny dokotera norveziana izay matiny lozampiarakodia tany Jamaica, Hermod no anarany efa nanindry mandry azy io ny fahafatesany ka nilazany ny vadiny mialoha oe ra maty aho hoy izy de ahatsiaro fa efa vita ny anjarako teto antany ,andro vitsy2 taorinan\'io dia niseho ny lozampiarakodia niala nenina namelona ilay vady malalany i Elleke.V.K nefa tsy tana ny ainy hitany masony ary ny fanahiny vadiny niala moramora toy ny zavona teo @ vatany,ary tsapany nanodidina azy ny presence ny vatany nakahery azy ..niverina tao @ efitry ny hotely mo izy ary de niseho indray ny vadiny,@ maha psykolozista azy moa de nihevitra izy fa vokatry alahelo sy fahadisoampanatenana ihany zany ka nokosehiny ny masony
ary akory ny hagagany fa mbola teo ihany rangahy ary nilaza tany an\'eritreriny oe \" mbola eto aho..\"de tsy nitsahatra nifandray arapanahy izy 2 ireo atr@ zao ary efa nitsidika ny tontolony hazavana sy loharanony fanahy ary fanjakany fitiavana tsy manampetra izy dia nilaza raha misy zv azoko antsoina oe Andriamanitra @ maha tsy mpino ahy de ireo hitako ireo no mahalaza azy ..tapitra
no
33. naughtyboy ( 29/10/2008 15:23)
rabila > efa resaka efa nandeha teto ra tsy diso za ra ny spiritualism sy ny science fa mbola averinao indray otrany resaka B.Spinoza zay miainga @ material substance itady anazava ny spiritual dimension,fijery zay efa nahitsiny Aristotle,Descartes...
efa nisy de nisy toko ,fermilab ao Illinois/U.S zay nanandrana @ alalany saka cat's Rodinger tao anaty vata vy rehefa novoina t@ poizina de nivoaka t@ vatany fanahiny voahidy tao anaty vata tsy azo tsapaintanana fa hita sy tsapa @ alalany onja..toy izany ko reo tsy manana endrika
34. rabilabila ( 29/10/2008 16:19)
tsetsatsetsa tsy haritra:
Fanitsiana kely fotsiny izay inoako fa tsy fanahy iniana akory.
Descartes et Aristote sont antérieurs à Spinoza ==> Tsy afaka nanitsy an'i Spinoza .

Chat de Schrodinger ilay izy fa tsy Rodinger akory.ary raha tsy diso ny tenako dia mbola eritreritra ilay izy fa tsy naka saka akory dia nanaovana expérience .

Izany rehetra izany tsy manala ny tsy fisian'ny valeur scientifique ny expérience perso .
35. naughtyboy ( 30/10/2008 10:55)
rabila > sotra @ le fanitsiana schrodinger 9efa nolazaiko teto 1 mande izy ioefa betsaka reo fanandramana nampiharany reo bekintana tsy ofisializeny ary anisany io noho ny maha oh. izay ampiasainy fampianarana aratsiansa,http://uk.youtube.com/watch?v=MtQBT15DX34 betsaka reo fandramana tsisy hafa t@ io philadephia experiment zay tantara marina koa mbola afenina ny valala be mandry ..
tsy mbola nisy nahazava tanteraka izany ny siansa fa miala tsiny noho nizany tsy mitombina @ zvmiafina rehetra akory ny siansa ary tsy manana valera @ spiritual dimension
36. naughtyboy ( 30/10/2008 14:26)
rabila > efa nazava tsy ilaina jiro fa Aristotle(mpianatry Plato izay mpianatry Socrates/ 384 BC),Descartes(1795 )de talohany i B.Spinoza ( 1632))ka,ary sava lalana ho any mpikaroka siantifika taty aorinany ny fanitsiana nataony Plato ,ny any Descartes aza mo taorinany Spinoza..ny akora kely indrindra mbola fantatry ny siansa de ny quantum particle ihany, anisany asa novokariny fikarohana mandroso indrindra ny teleportation zv mivaingana(N.Teksla,A.Enstein)ahafantarana ny zvmiafiny ambadiky tontolo tsy hita
http://www.youtube.com/watch?v=MtQBT15DX34
mbola miankina @ substance daoly nefa zany atr@ zao fa tsy afaka na amaritra na anaporofo ny tsy fisiany tontolony fanahy na ny tsy hita maso eo no tiko lazaina
37. naughtyboy ( 30/10/2008 14:47)
efa nolazaiko schrodinger's cat tsy eritreritra fotsiny fa nisy ary tsy ofisializena ,satria tsisy dikany firy raha oharina @ 600 lahy afro-american nanaovana fanadramana nataony governemanta amerikana tao Alabama(Tuskegee)1932/1972 efa ho efapolo taona namonoana tsy nisy fitsaboana azy reo ary nialany B.Clinton tsiny t@ tany amamonina (mandat faha2 ny)..be d be reo zv efa nadramany reo mpikaroka ary tohanany governemanta maro sy ny fikambanana miafina indrindra any @ tany mandroso na de iniana afenina aza,nefa mbola tsy nisy nahafehy ny tontolony tsy hita/parallel universe
somary H.S nefa tohiny resaka ihany :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542