IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
1. endrika01
(
21/10/2008 10:16)
Lohateniny dinika napetrakiny namana etsy ambany io.Fa nalaiko kosa satria misy resaka mitady an i endrika01.Efa lava be ny hvt ny namana ao ka tsy sahy niditra zah, :-P sao tonga aminy ilay fitenenana wé misosososo hoatriny vinato tsy maharé fosa=)) ka mangataka anlay namana mitady an i endrika01 ary hilaza zay tiany ho tantaraina na holazaina ,fa efa tonga eto @dinika zah. Ptsss de isaorana i xxxx1 zay nanomé signe fa misy mitady i endrika01 any @dinika Fitiavana!Arosoy ary ny resaka fa zah mou dia vonona ny hitafa:D
novalian'i kotobekibo ny 22/11/2008 10:58
2. diamondra27
(
21/10/2008 10:31)
caprio: tairo lesy zany le izy fa sao de mitombo tarehy elah a , efa bokony be aloha mety tsy de tsara loatra ra mbola bokony plus noho izao hiii
de asehoy anay eto ny sarinao jerena
de asehoy anay eto ny sarinao jerena
3. vale
(
21/10/2008 10:41)
endrika01:
Lohateniny dinika napetrakiny namana etsy ambany io.Fa nalaiko kosa satria misy resaka mitady an i endrika01.Efa lava be ny hvt ny namana ao ka tsy sahy niditra zah, :-P sao tonga aminy ilay fitenenana wé misosososo hoatriny vinato tsy maharé fosa=)) ka mangataka anlay namana mitady an i endrika01 ary hilaza zay tiany ho tantaraina na holazaina ,fa efa tonga eto @dinika zah. Ptsss de isaorana i xxxx1 zay nanomé signe fa misy mitady i endrika01 any @dinika Fitiavana!Arosoy ary ny resaka fa zah mou dia vonona ny hitafa:D
Iny eny i endrika fa tonga! hihihi malaky enao caprio fa zay efa lina de lina aaaa :lol: :D :D :D :wink:
4. endrika01
(
21/10/2008 12:57)
Zah alou de miandry ampitsikina eto e.Ary toa nangatsitsika be doly ny pokona e:-P =))=))=)) sa efa lasa ndray le sentimanka:-D:-D:-D
6. fahamarinana
(
21/10/2008 16:50)
:arrow: zà miandry any tsiambara aloha vao endrika01 ndray.. :wink: (l)
7. caprio
(
21/10/2008 16:55)
Miala any lery ary miala-tsiny fa mbola nikandra de taraiky,dia msaotra anao ry Endrika01 namaly ny hafatra ka nanaiky ny hididra @ity dinika sy tafa ity.Ny votoatiny aloha dia ataoko angamba fa efa hitanao tao ambadika tao arylasa ady saritaka ilay izy,fa mino aho fa hidinika milamina isika eo saaa ahoana hoy nareo?de mba avereno jerena kely ilay dinika iray ao ry Endrika fa mino za fa efa fantatrao ilay izy,ary raha toa moa ka tianao hamafisina dia tena mafaifaty sy mafinaritra ahy mintsy ny mijery ny sarinao ka mba teh ahafantatra ano bebe kokoa ny tenanay fa tena mitombo tarehy mintsy enao amiko,ary miala tsiny kaloa raha alefako eto ilay izy fa tena akama mafinaitra ahy doly ny pisera eto,mbola miandry anao koa ny boatiko raha misy hafatra manokana ka miandry anao ary zahay o
9. ni81
(
21/10/2008 16:58)
Miala any lery ary miala-tsiny fa mbola nikandra de taraiky,dia msaotra anao ry Endrika01 namaly ny hafatra ka nanaiky ny hididra @ity dinika sy tafa ity.Ny votoatiny aloha dia ataoko angamba fa efa hitanao tao ambadika tao arylasa ady saritaka ilay izy,fa mino aho fa hidinika milamina isika eo saaa ahoana hoy nareo?de mba avereno jerena kely ilay dinika iray ao ry Endrika fa mino za fa efa fantatrao ilay izy,ary raha toa moa ka tianao hamafisina dia tena mafaifaty sy mafinaritra ahy mintsy ny mijery ny sarinao ka mba teh ahafantatra ano bebe kokoa ny tenanay fa tena mitombo tarehy mintsy enao amiko,ary miala tsiny kaloa raha alefako eto ilay izy fa tena akama mafinaitra ahy doly ny pisera eto,mbola miandry anao koa ny boatiko raha misy hafatra manokana ka miandry anao ary zahay o=)) =)) Deklarasiô re zao e
10. ni81
(
21/10/2008 17:03)
Tandremo sao misy mamala-kira eo ndray ny sasany aTsy misy mamalan-kira izany eo fa nanao repetisiô daholo, ary efa vonona tsara daholo ny sefo de voà :lol: :lol: noho izany dia efa miandry baiko fotsiny ny kôrista. Anareo ary! :-D :-D
11. sitlo
(
21/10/2008 17:30)
esy ehhhh, tonga soa izany ianareo fa izahay efa teo no niala :°) :°) :°)
12. caprio
(
21/10/2008 17:34)
Diamondra27:enga anie ka hitombo tarehy tokoa letsy za,fa ny rajako hiany koa anie lesy hono no lasa olona e hihihihihi, ary mihitsoka fona wa ndraindray ilay saikely fanampiny @ordiko fa tsy haiko we maninn mintsy,de avy eo mandeh tampoka ndray
14. sitlo
(
21/10/2008 17:48)
ka avoay amin'izay ilay sary mba misy imemezana fa aza atao suspenz be :°)
15. diamondra27
(
21/10/2008 17:50)
caprio : zao an ataovy anay bureau aloha lesy le avatar tianareo a
de aveo mandehana am momba anao de klik am le we ampiditra sary
de aveo cochena le we sary ho an'ny namako manokana
de refa vita iny de miverina any am momba ano ndray
de we klik sarintava de de mivoaka ao le sary teo ambony iny
de saisissena ny tarehinao am zay de hita tsara
de zay
lazao ra tsy mety

16. diamondra27
(
21/10/2008 17:55)
sitlo: ka izy aza mbola sahirana mamoaka sary ko we manjavona tampoka le sary hii
17. sitlo
(
21/10/2008 18:13)
Izay indray i diams sy ilay hii, tiako ho heno mihitsy ny feon'izany hii izany. :-D
sopapa ho an'i caprio, ny sary iray midika teny arivo. :°)
sopapa ho an'i caprio, ny sary iray midika teny arivo. :°)
18. sitlo
(
21/10/2008 18:16)
Dia sopapa ho an'i endrika: iavonavony be fa vao maika io taraiky be. :-D Za mantsy efa tratran'izay. ;-) ;-)
19. caprio
(
21/10/2008 18:34)
Diamondra27: tsy azonao ny tiako holazaina fa haiko tsara ny mampiditra ny saryko ato fa ilay saikely fanampiny tahaka an-tony( no tsy nadeha teo :) :lol: :x fa reo zao izy lasa nadeh ndray,de enao rah stylo aza manoro hevitra fopla eo fa sao dia ampiharin'i Endrika eo zany ka lasa marary kibo eo ny tenanay an
20. caprio
(
21/10/2008 18:39)
Hoy stylo we:ka avoay amin'izay ilay sary mba misy imemezana fa aza atao suspenz be
Fa nga efa fantatrao we mampimeh be ny sarin'i caprio :lol: :lol: io ndrindra no olana mbola tsy ampisehoako sary fa sao dia lasa fihomehezanareo eto za kooo :wink: :°)
Fa nga efa fantatrao we mampimeh be ny sarin'i caprio :lol: :lol: io ndrindra no olana mbola tsy ampisehoako sary fa sao dia lasa fihomehezanareo eto za kooo :wink: :°)