IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!

21. sitlo ( 21/10/2008 18:40)
:-D
fa caprio angaha tsy tia an'ilay hitoire d'amour ireny :-D :-D
22. ni81 ( 21/10/2008 18:41)
Fa nga efa fantatrao we mampimeh be ny sarin'i caprio io ndrindra no olana mbola tsy ampisehoako sary fa sao dia lasa fihomehezanareo eto za kooo
asehoy an'i endrika01 e! izahy tiana mitombo tarehy fa aza manahy! :lol:
23. endrika01 ( 21/10/2008 18:42)
ni81:

Tsy hita ry zareo fa lasa nanao dinika mangina :lol:

Ha ha ha ha ha,tapaka ny tsinaiko manamafy!=))=))=))nanao dinika mangina aiza hono:roll::roll::roll:
24. sitlo ( 21/10/2008 18:45)
caprio:

Diamondra27: tsy azonao ny tiako holazaina fa haiko tsara ny mampiditra ny saryko ato fa ilay saikely fanampiny tahaka an-tony( no tsy nadeha teo :) :lol: :x fa reo zao izy lasa nadeh ndray,de enao rah stylo aza manoro hevitra fopla eo fa sao dia ampiharin'i Endrika eo zany ka lasa marary kibo eo ny tenanay an

eo ary fa tsy imemezana eh

[size=9px]ampisehoy amin'izay[/size]

25. endrika01 ( 21/10/2008 18:49)
sitlo:

Dia sopapa ho an'i endrika: iavonavony be fa vao maika io taraiky be. :-D Za mantsy efa tratran'izay. ;-) ;-)

Omeo sopapa ary zah e,de bitsibitsio we atao aona :-P
26. tsiambaratelo ( 21/10/2008 18:55)
fahamarinana:
:arrow: zà miandry any tsiambara aloha vao endrika01 ndray.. :wink: (l)
Ty ary aho fa tonga tsy natsoina e:-D:-D:-D
27. sitlo ( 21/10/2008 18:58)
Raha mangataka sary izy dia teneno hoe ny anao aloha apasy voaloha.

Dia raha miteny izy hoe taraiky aminao aho, dia valio hoe nandaitra ny ody fitiako. :-$

Dia anontanio hoe iza aloha ilay caprio izao eh? Ohatra ny fombanareo vehivavy ireny eh.
28. vale ( 21/10/2008 19:03)
sorry za caprio le t@ le dinika ary e, tsy oe mandoto rano akory fa misy ny mila vanony am tsy misy dikany, de mba oulmbel ihany ny tena ts maintsy mamaly, de toizo ny resakareo fa zay hitehaka mafy beeeee ho anareo é!!!! :} :} :} :}
29. tsiambaratelo ( 21/10/2008 19:06)
sitlo:

Raha mangataka sary izy dia teneno hoe ny anao aloha apasy voaloha.

Dia raha miteny izy hoe taraiky aminao aho, dia valio hoe nandaitra ny ody fitiako. :-$

Dia anontanio hoe iza aloha ilay caprio izao eh? Ohatra ny fombanareo vehivavy ireny eh.

Ka atao ahoana ny manao anle ody fitia e?Zah alou tena tsy sahy hanotany zany kah,eo ary Sitlo aloha zany mbo manipy sopapa a,de anotanio lou izy we iza?De alefaso eto ihany a:wink::-P
30. tsiambaratelo ( 21/10/2008 19:06)

31. sitlo ( 21/10/2008 19:08)
Tena diso ilay quote teo
caprio:

Diamondra27: tsy azonao ny tiako holazaina fa haiko tsara ny mampiditra ny saryko ato fa ilay saikely fanampiny tahaka an-tony( no tsy nadeha teo :) :lol: :x fa reo zao izy lasa nadeh ndray,de enao rah stylo aza manoro hevitra fopla eo fa sao dia ampiharin'i Endrika eo zany ka lasa marary kibo eo ny tenanay an

eo ary fa tsy imemezana eh

[size=9px]ampisehoy amin'izay[/size]
32. endrika01 ( 21/10/2008 19:11)
io fa tratra=))
33. endrika01 ( 21/10/2008 19:15)
i tsiambaratelo zany a!
34. sitlo ( 21/10/2008 19:21)
tsiambaratelo:

Ka atao ahoana ny manao anle ody fitia e?Zah alou tena tsy sahy hanotany zany kah,eo ary Sitlo aloha zany mbo manipy sopapa a,de anotanio lou izy we iza?De alefaso eto ihany a:wink::-P

Wainina be amin'izany aho kleaza.
Ilay ody fitia mody hoe mody hoe fa tsy misy akory ka. Sa nisy? :lol:

Dia tena mijery baolina fotsiny marina ve izany izahay fa tsy misy an'ilay suspenz mihitsy eh.

ps: diso fanindroany ny quote nalefako dia jamais 2 sans 3 dia tsy novaiko intsony :wink:
35. endrika01 ( 21/10/2008 19:41)
caprio:
Miala any lery ary miala-tsiny fa mbola nikandra de taraiky,dia msaotra anao ry Endrika01 namaly ny hafatra ka nanaiky ny hididra @ity dinika sy tafa ity.Ny votoatiny aloha dia ataoko angamba fa efa hitanao tao ambadika tao arylasa ady saritaka ilay izy,fa mino aho fa hidinika milamina isika eo saaa ahoana hoy nareo?de mba avereno jerena kely ilay dinika iray ao ry Endrika fa mino za fa efa fantatrao ilay izy,ary raha toa moa ka tianao hamafisina dia tena mafaifaty sy mafinaritra ahy mintsy ny mijery ny sarinao ka mba teh ahafantatra ano bebe kokoa ny tenanay fa tena mitombo tarehy mintsy enao amiko,ary miala tsiny kaloa raha alefako eto ilay izy fa tena akama mafinaitra ahy doly ny pisera eto,mbola miandry anao koa ny boatiko raha misy hafatra manokana ka miandry anao ary zahay o
Misaotra ary alou amle fampitombona tarehy ny sarinay e=D fa zao alou a,ny sariko vao saika apetrako ao @sary ao zao a,tena tarehy konka be:-P de mbola mety hitombo tarehy foana ve? Hi hi hi ka ny tenanay manko very 6kg 250g tao anaty ny 2mois fotsiny=))=))=)) ssshut,mba nampitombo tarehy an i :wink: aneritreritra kay lozaaa fa ny lanja nihaina hoatry ny fe-ny antitra:roll::roll::roll:
36. ni81 ( 21/10/2008 19:45)
Misaotra ary alou amle fampitombona tarehy ny sarinay e fa zao alou a,ny sariko vao saika apetrako ao @sary ao zao a,tena tarehy konka be de mbola mety hitombo tarehy foana ve? Hi hi hi ka ny tenanay manko very 6kg 250g tao anaty ny 2mois fotsiny ssshut,mba nampitombo tarehy an i aneritreritra kay lozaaa fa ny lanja nihaina hoatry ny fe-ny antitra
ka ny mitombo tarehy lazaina eto ange, tsy hoe mitombo lanja akory e! :lol: :lol: fa mitombo hatsaràna, manja, milay, mahafatifaty, meva... dia tadiavo zay teny hafa mbola tokony ahalaza azy eo :-D :-D
37. sitlo ( 21/10/2008 20:20)
lanja kambony :-D
38. fijo ( 21/10/2008 21:15)
hooooooo mahafinaritra ny mahita le fitoriana fitiavan amivantana ka.misaotra ny mpitia e
39. caprio ( 22/10/2008 04:18)
Endrika01:aiza kosa de we mihena hoatran'ny fen'antitra,fa na dia izany aza mitombo tarehy fona enao amiko,ary efa voalazan'i N81 teo fa ny bikanao mafatifaty kely sy ny fahamanjanao sns....no voarakotra ao @ilay we mitombo-tarehy fa raha ny fihenan'ny lanja tsy maninona,ary aza matahotra fa refa tafaraka sika mitombo ndray io lanjanao io :lol: :lol: (andrekaakiooo tena lasa adala @nao mintsy ity za :-D :-D )de tohizo ny dinidinika sy ny tafa ry zareo fa rahariva ndray ny tenanay vao mandalo fa mbola hikandra be fa sao raikitra hiany ty ka tsy misy sosy anaovana fety be eo :wink: de mbola miandry izay vali-teninao zany ny tenanay ry Endrika fa mbola tsy afa-po zay o
40. tsiambaratelo ( 22/10/2008 05:14)
ni81:

Misaotra ary alou amle fampitombona tarehy ny sarinay e fa zao alou a,ny sariko vao saika apetrako ao @sary ao zao a,tena tarehy konka be de mbola mety hitombo tarehy foana ve? Hi hi hi ka ny tenanay manko very 6kg 250g tao anaty ny 2mois fotsiny ssshut,mba nampitombo tarehy an i aneritreritra kay lozaaa fa ny lanja nihaina hoatry ny fe-ny antitra
ka ny mitombo tarehy lazaina eto ange, tsy hoe mitombo lanja akory e! :lol: :lol: fa mitombo hatsaràna, manja, milay, mahafatifaty, meva... dia tadiavo zay teny hafa mbola tokony ahalaza azy eo :-D :-D

i tsiambaratelo ihany no tsy mba misy mampitombo tarehy ry ni ô=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2446