IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!

201. ssendra ( 04/11/2008 18:50)
ka he izany izy hoe tsingeritaona efa lasa nihinana gatô sy nifandona vera any am sisiny izy izao :-D
202. fijo ( 06/11/2008 21:43)
rakaroka an,za matahotra hotara moa e;nareo ko.

heeeee any izay izy roa mihinana gato
203. rakaroka ( 07/11/2008 02:07)
Ka inn moa 'zany fa tsy hoe "reklamasiô" araka ilay hira e.
Hoe aiza ny anjarakooooooooooooouuuuuuuu :?: :?: :?: :-w :-w :-w :-w :-$Fa mbola gateau d'anniv 'gné tsy maninn aza e fa "double kosa izany ny anjara gâteau am lé "raha"deuxfois 'zay an :wink: :-D :-D :-D
204. fijo ( 07/11/2008 20:54)
hiihhhi ataovy maro ny gato ry endrika,fa somary ramaramaka ihany izahay izany an
205. endrika01 ( 08/11/2008 08:44)
Manaona doly ndray ary alou ny namana e!


ialana tsiny lay tsy fahafahana niditra cyber na nanao connection;satry ny tenanay dia tany anaty manidina e!koa zao tonga eto zao ndray !

mmmmmhhhhhh!!!!!!!! ka aiza ary alou i caprio e?raha eto Dago de ozizy aho we;
mivoaha tao aminizay ary raha lehilahy e!:-P:-P:-P

zah zao eto miandry andry we aiza ary izy?na ny nitsena anah aza anie tsy nataony e/-P:-P=))=))=))=))=))=))


miverina njay zah refa tonga eo izy e!:rol::roll::roll::D(l)
206. laotsy ( 10/11/2008 17:13)
caprio:

laotsy: Ny ahy ndray aloha refa tiako dia mitombo tarehy foana zay,fa za ndray raha resaka fitiavana dia tsy hijereko vahoaka na fianak'ams zany; eny fa na ny Ray aman-dreniko aza tsy hinoko teny zany raha io resaka fitiavana io no resahana,satria ny antony dia izaho no hiaraka hatory isana'Andro aminy sy hiaraka amakivaky ny fihaina aminy fa tsy ny vahoaka na ny fianak'ams na ny Ray aman-dreny akory,ary ny Ray aman-dreny koa anie @ voalohany hiany no manakana fa refa tena mivady enao dia tsy afaka manao na inona na inona tsony izy ireo e! izy reo ndray ary no vaky vava we:efa anjaranao iny anaka :lol: :lol:

tena tsara alo le hevtr e! nefa fantaro izao hoe aleo halam-bady toy izay halam-bahoaka! mety hafaka mitia azy enao fa @ fomba hafa koa!

207. laotsy ( 10/11/2008 17:16)
tonga soa zany enao ry endrika!
tsy mitonatonan vinanto tsy mahare fosa akory fa angamba mampatsiahy ra mahatadidy enao sa?.... MISAOTRA a!
208. caprio ( 10/11/2008 18:16)
Endrika mafatifaty,fa de nahona lotra ary enao no tsy nilaza we amangy ny tanindrazantsika,enao zany ilay we lasa tsy nanao veloma sady tonga tsy nampandre,raha mba niteny mantsy enao de notsenaiko mintsy;tena marina anie zany e! :lol: :lol: (l) (l)
209. fijo ( 10/11/2008 22:10)
izay le hoe mba milaza ihany e
210. endrika01 ( 12/11/2008 08:52)
caprio:

Endrika mafatifaty,fa de nahona lotra ary enao no tsy nilaza we amangy ny tanindrazantsika,enao zany ilay we lasa tsy nanao veloma sady tonga tsy nampandre,raha mba niteny mantsy enao de notsenaiko mintsy;tena marina anie zany e! :lol: :lol: (l) (l)



Misaotra aminy fahavononana e!
ka lay tsenaina mintsy no mampatorana kou!
satry amininy le midobodoboka be ny fo!
de torana eo a...............
Aoka marina e!hi hi hi hi

da tsenao ndray zany aminy manaraka e! :lol::lol::lol: (l)
211. fijo ( 12/11/2008 22:43)
hummmmm hilamina ihany ity ny farany
212. endrika01 ( 14/11/2008 07:53)
Zah mbola manomana anilay valiny le
poeme de tsy afaka mamaly matetika njay njay ihany!

:lol::lol:lol:lol:
213. Rafisainana ( 16/11/2008 18:47)
fa mety ho fir taon kay enao no mamal azy ka? hay volana matsy e! fir volan?
214. endrika01 ( 21/11/2008 07:21)

Efa niatso kosa izy é!

de de de,tsy valiana le poeme fa .....

afaka andro vitsy ary é!


nareo bobaka be de zah za irery de manjary tsy mahhita hosoratana zah!


=))=))=))=))=))=))=))=)):-P
215. ni81 ( 21/11/2008 08:32)
Hay va re e! :)
216. kotobekibo ( 22/11/2008 10:58)
Tena tsy voavaky doly ny tany aloha fa ref manampotoana angamba .

Fa raha ny hoe " izay tiana mitombo tarehy "
Ountsss.... D iza koa no hanaiky izany hoe tiana , d avy eo izany lasa b nangy b ?
Aleo mitia klé . :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.123