IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
181. endrika01
(
29/10/2008 11:50)

mmmmhhh,zay lay tsy ahafoizako an'i sakaizakely,
lay tsipy sarisary mmhh aoka fotsiny wa,
mahay mandravaka ny dinika
(l) (l) (l)
182. endrika01
(
29/10/2008 11:55)
caprio:
Izato endrikao ry Endrika
dia tena maparendrika
ilay bikanao mafatifaty
de manaitra hatrany an'aty
Tsarovy fa misy iray any ho any
Izay vontotseto sy tomany
Miandry anao amin'alahelo
Ry Endrika Tsiambaratelo
Tsy iza fa i Caprio hiany ity
Ilay nanolotra anao fiti (l)
Ka aza atao ela loatra akia
Ilay valin-teninao we:Eny sa Tsia
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) =D> =D> =D> =D> =D> Asio hafa njay,alou e!de valiako kou zany zao le poeme ,kay,kay,kay maty aho androany =))
183. ni81
(
29/10/2008 11:56)
Sambatra zay sendra ny tia sy ny tiany e,hummmny fitia toy ny ketsa e! maniry io :lol:
184. endrika01
(
29/10/2008 12:00)
ni81:
Sambatra zay sendra ny tia sy ny tiany e,hummmny fitia toy ny ketsa e! maniry io :lol:
Misy namana izay tsy tadidiko we iza?
ozizy we:
Ny Fitia ,aza atao toy ny ketsa ka mora afindra,
fa ataovy toy ny diha ka mora arindra (l)
tsy tadidiko lay ps-ny.
185. ni81
(
29/10/2008 12:13)
Ny Fitia ,aza atao toy ny ketsa ka mora afindra,dia io indray ary atao raha izay no mahadiavolana ny saina e :lol:
fa ataovy toy ny diha ka mora arindra
186. caprio
(
29/10/2008 18:21)
Ka efa natolotro ary zao
Ilay raozy kely iray
Ka vonona ve zato enao
Ikolokolo azy mandrakizay
Tsy inona akory io raozy io
Fa ilay foko tena tia
Ka izao no tadidio
Foiko ho anao doria doria
Ka izay tena am-ponao ry endrika
No lazao sy ambarao
Fa fantatro enao fa olo-mendrika
Ka mahalala izay tokony hatao
(l) (l) (l) (l)
Ilay raozy kely iray
Ka vonona ve zato enao
Ikolokolo azy mandrakizay
Tsy inona akory io raozy io
Fa ilay foko tena tia
Ka izao no tadidio
Foiko ho anao doria doria
Ka izay tena am-ponao ry endrika
No lazao sy ambarao
Fa fantatro enao fa olo-mendrika
Ka mahalala izay tokony hatao
(l) (l) (l) (l)
187. rakaroka
(
29/10/2008 21:04)
caprio:
Ka efa natolotro ary zao
Ilay raozy kely iray
Ka vonona ve zato enao
Ikolokolo azy mandrakizay
Tsy inona akory io raozy io
Fa ilay foko tena tia
Ka izao no tadidio
Foiko ho anao doria doria
Ka izay tena am-ponao ry endrika
No lazao sy ambarao
Fa fantatro enao fa olo-mendrika
Ka mahalala izay tokony hatao
(l) (l) (l) (l)
Leity e ! =D> =D> =D> =D> =D>
188. fijo
(
29/10/2008 21:26)
rakaroka an,ka efa voasarika daholo ny maso ny saina,tsy aleo avy dia atolotra koa ny fo.
189. rakaroka
(
29/10/2008 21:36)
fijo:
rakaroka an,ka efa voasarika daholo ny maso ny saina,tsy aleo avy dia atolotra koa ny fo.
:-D :-D :-D Omena azy 100% izany ny fiainana :roll: 8O :-w
Ny ahy aloha Ra-Fijo asiako "reserve" ihany fa "lakalaka" izay ihany tsinn ny "fiainana" 'ndraindray koh! :-P :-D :-D :-D
191. rakaroka
(
30/10/2008 07:31)
8O 8O 8O Gravy! gravy ihany rehefa lasan'olona izay ny (l) @ panahy sy ny eritreritra manontolo koa :oops: :oops: :oops: , tena tsy mahavita n'inn n'inn mitsy raha tsy hafarana any am lé ol 'ndray ny hamerenany izany!
Dia tena hoe "tsy tompon'ny tenanao izany 'tsony ianao!"
Mbô marina moa :wink: :-D :-D :-D
Dia tena hoe "tsy tompon'ny tenanao izany 'tsony ianao!"
Mbô marina moa :wink: :-D :-D :-D
193. rakaroka
(
30/10/2008 21:04)
fijo:
hummm misy tara ato izany an
8O 8O En tout cas , tsy 'za aloha fa lé 99% ireny 'ngamba e! :-D :-D :-D
194. vale
(
30/10/2008 23:10)
caprio:
Ka efa natolotro ary zao
Ilay raozy kely iray
Ka vonona ve zato enao
Ikolokolo azy mandrakizay
Tsy inona akory io raozy io
Fa ilay foko tena tia
Ka izao no tadidio
Foiko ho anao doria doria
Ka izay tena am-ponao ry endrika
No lazao sy ambarao
Fa fantatro enao fa olo-mendrika
Ka mahalala izay tokony hatao
(l) (l) (l) (l)
wééééééééééééééééééééééé, aiza njy ry endrika fa aza ilaozana any ftsn ity poème nataon'i caprio ity ah! waow, waowwwwwww romance anie izany eeeee, miraradraraka aoka fotsiny waaa!!!
:°) :wink: :wink: :wink:
195. laotsy
(
04/11/2008 17:41)
Fandraisana anjara!
Oy enao "zay tina mitombo tarehy!"
Met ho izay ihany angamba nef...
tsotra ny hamaliako azy!
Rah tinao izy nefa halam-bahoaka (halan'ny fianakam's manontolo ohatr), enao V met masah mitrefl @zany ka? Ampitombonao hatran v ny tarehiny?
Zay no antsoina oe mangidy tsy telina.
Ny tsotr indrindra dia oe toy ny fanafody mangidy izan; mety ahasitrana, mety ahafaty ko! ka anjarana ny mitandrn! Az mlanj zay tsy zak!
Oy enao "zay tina mitombo tarehy!"
Met ho izay ihany angamba nef...
tsotra ny hamaliako azy!
Rah tinao izy nefa halam-bahoaka (halan'ny fianakam's manontolo ohatr), enao V met masah mitrefl @zany ka? Ampitombonao hatran v ny tarehiny?
Zay no antsoina oe mangidy tsy telina.
Ny tsotr indrindra dia oe toy ny fanafody mangidy izan; mety ahasitrana, mety ahafaty ko! ka anjarana ny mitandrn! Az mlanj zay tsy zak!
198. caprio
(
04/11/2008 18:23)
laotsy: Ny ahy ndray aloha refa tiako dia mitombo tarehy foana zay,fa za ndray raha resaka fitiavana dia tsy hijereko vahoaka na fianak'ams zany; eny fa na ny Ray aman-dreniko aza tsy hinoko teny zany raha io resaka fitiavana io no resahana,satria ny antony dia izaho no hiaraka hatory isana'Andro aminy sy hiaraka amakivaky ny fihaina aminy fa tsy ny vahoaka na ny fianak'ams na ny Ray aman-dreny akory,ary ny Ray aman-dreny koa anie @ voalohany hiany no manakana fa refa tena mivady enao dia tsy afaka manao na inona na inona tsony izy ireo e! izy reo ndray ary no vaky vava we:efa anjaranao iny anaka :lol: :lol:
200. ni81
(
04/11/2008 18:44)
hummm izany ka tenindehilahymety ka! fa ilay tovovavy androany tsy hita fa nanjavona an! nefa nilaza fa hoe tsingerintaonan'ny niseraserany hono androany ange e! sao mba tokony hiarahaba azy koa ary i caprio e! :lol:
