IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!

121. ni81 ( 24/10/2008 07:55)
hoy kelly13 :( :? Fa ahoana?
122. fahamarinana ( 24/10/2008 08:25)
:arrow: :? marina,tamin'ny fahiny mpamonjy boum zany dia koropaka be zany mba manantena hisy haka handihy...saingy indrisy !!!zaza hendry loatra ka tsa tian'ny olona...:( (l)
123. kelly13 ( 24/10/2008 08:26)
mampatsiahy ny taloa ankia ry ni81 a (lasa hirahiraiko ato antsaiko le izy zao)
124. ni81 ( 24/10/2008 08:42)
hoy fahama
marina,tamin'ny fahiny mpamonjy boum zany dia koropaka be zany mba manantena hisy haka handihy...saingy indrisy !!!zaza hendry loatra ka tsa tian'ny olona...
ntsôooo kanefa ange tsy nanenenana ny fahendrena e! Ny ditraditra aza no mampanenina matetika!

hoy kelly13
mampatsiahy ny taloa ankia ry ni81 a (lasa hirahiraiko ato antsaiko le izy zao)
ndryyyy ka ny taloha ange tsy miverina e! mandroso foana isika zao :) fa mahafinaritra koa ny manao tamberina an-tsaina ny t@ tena fahatanorana aloha e! Ilay sarosaro-kenatra kely eisy e! :-D :-D
125. fahamarinana ( 24/10/2008 08:49)
:arrow: :-D :-D dia mody tsy mijery rehefa slows,sady manantena no menatra koa hipetapetaka eo...aza mba sarokenatra ihany. (l)
126. ni81 ( 24/10/2008 08:56)
dia mody tsy mijery rehefa slows,sady manantena no menatra koa hipetapetaka eo...aza mba sarokenatra ihany.
:-D :-D
127. kelly13 ( 24/10/2008 13:19)
hahaha, tadidiko fa nande boum zay zay sy ny cousine-ko d nisy bandy naka ahy handy rock, d lery kay tsy d ao tsara akory @ rock, (hahaha tonga za d mimémé fôna refa mieritreritra an'iny episode 1 iny) d nony vita le rock kadradraka nataonay d niresaka t@ zay namanay zay za sady le b menomenona b taminy oe "sshhh, miseo maka mandy rock le bandy iry nefa tsy mahay n'onin'inona akory, za indray no mitondra tena grrr" d hozy le sipa tsy taitra akory "cousin-nay io" hahahahaha! nisitrika oaaaa! vonjeo
128. ratonga ( 24/10/2008 13:30)
tsy hitako ko zé mahamenatra an'n' kelly @zany, ko na kouzin-an'iza na in-iza refa tsy mahay dé tsy mahay, io enamasonareo io ihany wa... :°) :-P :-P :-P
129. ssendra ( 24/10/2008 14:15)
121. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 24-10-2008 10:25:48
Lohateny : Re : IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
marina,tamin'ny fahiny mpamonjy boum zany dia koropaka be zany mba manantena hisy haka handihy...saingy indrisy !!!zaza hendry loatra ka tsa tian'ny olona...
:-D :-D :-D :-D :-D ITOVIZANA IO :-D
130. ssendra ( 24/10/2008 14:17)
123. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 24-10-2008 10:42:40
Lohateny : Re : IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
hoy fahama
Voalaza teo :
marina,tamin'ny fahiny mpamonjy boum zany dia koropaka be zany mba manantena hisy haka handihy...saingy indrisy !!!zaza hendry loatra ka tsa tian'ny olona...
ntsôooo kanefa ange tsy nanenenana ny fahendrena e! Ny ditraditra aza no mampanenina matetika!


NTSOOOO andry inona ry ni81 fa refa lebe vao maditra kou :? :-D :-D izay lay tsy mety zay :-D
131. ssendra ( 24/10/2008 14:19)
fahamarinana:

:arrow: :-D :-D dia mody tsy mijery rehefa slows,sady manantena no menatra koa hipetapetaka eo...aza mba sarokenatra ihany. (l)



:-D :-D :-D tapaka irery mitsy ny tsinaiko ato mamaky ny vosoratrareo...EFA TENA specialista tam zany mitsy ry fahamarinana an! :-D
zàra raha mirazona ny akanjonlay bandy fa menatsa beuh! :-P
132. ssendra ( 24/10/2008 14:22)
kelly: zà ndray dia io tsyfahazako rock'n roll be io refa mpande boum no nianarako rock de lasa nicditra club malaza de manao concours foana fona :-P :-D de lasa mamba rock be hatramzao, amzao fotoana moa tsy mpande boum tsony ka raha vao maheno rock de ny tongotra no mangdidy sisa :°)
133. ni81 ( 24/10/2008 14:23)
NTSOOOO andry inona ry ni81 fa refa lebe vao maditra kou izay lay tsy mety zay
Fa ahoana no nolazaiko e! :lol:
134. ssendra ( 24/10/2008 14:25)
ka aleo maditra tam mbola kely dia hendry refa lehibe toy izay hendry tam mbola kely de maditra refa lebe otran'ahy :-D grrrrr :x :-D
135. ni81 ( 24/10/2008 14:31)
ka aleo maditra tam mbola kely dia hendry refa lehibe toy izay hendry tam mbola kely de maditra refa lebe otran'ahy grrrrr
ny tarehy ratsy no tsy azo ovaina ange e (nefa aza io ohatry ny tsy dia marina intsony :lol: :lol: ) fa azo ajanona ny ditra ! tsy ahazoana diplaoma! vazivaziko zany fa manokàfa indray ary dinika momba ny ditra hamaritana azy fa tsy mazava loatra hatraiza no atao hoe maditra...
136. ssendra ( 24/10/2008 14:59)
ny tarehy ratsy no tsy azo ovaina ange e (nefa aza io ohatry ny tsy dia marina intsony ) fa azo ajanona ny ditra ! tsy ahazoana diplaoma! vazivaziko zany fa manokàfa indray ary dinika momba ny ditra hamaritana azy fa tsy mazava loatra hatraiza no atao hoe maditra...


kanlou vita ity dinika ity vao mampiditra izany dinika maditra izany kan! sao ts y araka ny mamaly azy :-D
marina alou fa ny tarehy ratsy no tsy azo ovàna fa na izany aza efa betsaka ny manova tarehy any am siririzia estetik lasa manja be mitsy :-D
fa zao ilay adalàna ts yvita tam mbola kely anie refa lebe iny ianao no tratrany fa tsy hoe maharitta akory izany fa miserana fotsiny de zay :wink: :°)
137. endrika01 ( 24/10/2008 15:28)
[quote=ni81] [quote]Ny any i Celine D ,kou tsy ratsy a leu AMOUR D\'AMIT
138. endrika01 ( 24/10/2008 15:39)
ni81:

Ny any i Celine D ,kou tsy ratsy a leu AMOUR D'AMITIE iny.Tsy haiko akory aza ny tonony!!!

http://www.youtube.com/watch?v=TEfbr6HdKhY
Il pense à moi, je le vois, je le sens, je le sais
Et son sourire ne ment pas quand il vient me chercher
Il aime bien me parler des choses qu'il a vues
Du chemin qu'il a fait et de tous ses projets

Je crois pourtant qu'il est seul et qu'il voit d'autres filles
Je ne sais pas ce qu'elles veulent ni les phrases qu'il dit
Je ne sais pas où je suis, quelque part dans sa vie
Si je compte aujourd'hui plus qu'une autre pour lui

Refrain
Il est si près de moi pourtant je ne sais pas comment l'aimer
Lui seul peut décider qu'on se parle d'amour ou d'amitié
Moi je l'aime et je peux lui offrir ma vie
Même s'il ne veut pas de ma vie
+
Je rêve de ses bras oui mais je ne sais pas comment l'aimer
Il a l'air d'hésiter entre une histoire d'amour ou d'amitié
Et je suis comme une île en plein océan
On dirait que mon coeur est trop grand

Rien à lui dire, il sait bien que j'ai tout à donner
Rien qu'un sourire à l'attendre à vouloir le gagner
Mais qu'elles sont tristes les nuits
Le temps me paraît long et je n'ai pas appris
À me passer de lui

Refrain




Sôtsô,t@lay tononkira:-*
139. endrika01 ( 24/10/2008 15:55)
ssendra:
de ahoana aki zany ry Endrika ny amintsika fa toa mitady harary sahady zany ny kiboko
ity sisa no tsy ampy..MANAMBADY i caprio sa tsia satria ity indray izao no safidin\'i tsiambara:arrow:
94. Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 23-10-2008 18:20:28 Lohateny : Re : IZAY TIANA MITOMBO TAREHY! Tsisy tandroka marina ny ratsy.Refa tsy fidiny iany de aleo zany misafidy lay efa vadinolona toy izay vonoinolona kou tsy misy atokisana tsony zany fa feno kakitûsy ay aiay
:) :wink: :-P :) :^) sao mamono mantsy hono ny celibat :-D
:-D:-D:-D
140. ni81 ( 24/10/2008 16:31)
Sôtsô,t@lay tononkira
3 en 1 mihitsy koa ireo an! sady tonony no feony sady eo ilay mpihira :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0762