IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!

101. ssendra ( 23/10/2008 18:02)
de ahoana aki zany ry Endrika ny amintsika fa toa mitady harary sahady zany ny kiboko

ity sisa no tsy ampy..MANAMBADY i caprio sa tsia satria ity indray izao no safidin'i tsiambara:arrow:
94. Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 23-10-2008 18:20:28
Lohateny : Re : IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
Tsisy tandroka marina ny ratsy.Refa tsy fidiny iany de aleo zany misafidy lay efa vadinolona toy izay vonoinolona kou tsy misy atokisana tsony zany fa feno kakitûsy ay aiay
:) :wink: :-P :°) :^) sao mamono mantsy hono ny celibat :-D
102. ni81 ( 23/10/2008 18:11)
sao mamono mantsy hono ny celibat
=)) =)) =)) =))
103. ainaheri ( 23/10/2008 18:12)
diamondra27:
ainaheri: ka ra tsy sariny no asehony de ahoana


Fantatra fona refa mandainga ilay oul,angatahana 3 na 4 ny sary,d refa tsy manome izy fa mangataka fihaonana d mandé iany za fa tazamiko lavitra,ny sary @ io ataoko anaty portable an hihi,refa tsy mitovy d antsoiko oe;za tsy afaka fa misy blem :lol:
104. ssendra ( 23/10/2008 18:21)
ni81: ary izy mora tapatsinay an! :P :-D

ainaheri: tsy ampy ahy aloha izany telosy efatra izany kou! afaka alaina any ananona any anieizany de oe ianao ve????
NY AHY raha izaho ataoko hoe mangalà sary vavao ohatra misakafo ao andakozia hoe dia asio daty ny fakantsary de alefaso zao de zao :-D
105. caprio ( 23/10/2008 18:30)
Diso kely marina za fa i seendra kay no niteny we :(any france i caprio) de ahitsiko kely koa enao ry seendra fa aty france no fiteny fa tsy we any france,satria ny tenanareo koa anie mba aty e :lol: de tsy tadidiko tsony ilay fety gasy nahitako anao fa mety tao nanterre angamba raha tsy diso za
106. ssendra ( 23/10/2008 18:30)
fa i endrika kosa aloha lainga lainga fa cool mahafinaritra e! mahatanty sangy tsara no mahatanty mi forum...FA TSY mora mikonetaka hoe harcèlement hihihih....MILAY KA! tohizo fa tsara....LAZAO Ihany raha tafahoatra lay vazivazy fa savy dia hanjanona an! :wink:
107. ssendra ( 23/10/2008 18:32)
caprio:

Diso kely marina za fa i seendra kay no niteny we :(any france i caprio) de ahitsiko kely koa enao ry seendra fa aty france no fiteny fa tsy we any france,satria ny tenanareo koa anie mba aty e :lol: de tsy tadidiko tsony ilay fety gasy nahitako anao fa mety tao nanterre angamba raha tsy diso za

ka zà nge ry nao tsy ao france e!

:°) :wink: zà aty andakira lavitra miala 500km miala ny parisy belzik e! :-D
108. ni81 ( 23/10/2008 18:57)
ni81: ary izy mora tapatsinay an!
io indray no tena maha-izaho ahy e! tena tiako ny mimémé, fa tsy ilay mimé tany vaky kosa a! :-D :-D
109. kelly13 ( 23/10/2008 19:20)
=)) =)) =))
110. ssendra ( 23/10/2008 19:51)
:-D :-D :-D
111. endrika01 ( 23/10/2008 19:57)
Ny alina mitondra fisainana!
112. ssendra ( 23/10/2008 19:59)
fisainana entina mifoha :°)
113. Papoose ( 23/10/2008 20:04)
popcorn ohhh!!!
romanss mbola azon'ny tsy ampy ranon'orana jerena ty!
114. ssendra ( 23/10/2008 20:25)
UN ROMAN D'AMITIE hiran'ny elsa taloha hummmm
115. ni81 ( 23/10/2008 20:40)
Fahiny tokoa zany an! hummmm nalaza a!

Tu sais il me faudra encore du temps
Pour être sure d'aimer quelqu'un et de l'aimer vraiment
On a toute la vie devant nous
Mais garde bien tes sentiments
Et puis surtout
Écris-moi souvent
:-D :-D
116. ssendra ( 23/10/2008 20:45)
aoka retsy fa te hiverina ho akizy nsdray vao mamaky sy mieritreritra ny feony an! :wink: hummmmmmm
117. ni81 ( 23/10/2008 20:48)
aoka retsy fa te hiverina ho akizy nsdray vao mamaky sy mieritreritra ny feony an! hummmmmmm
:-D :-D afaka mihira fotsiny ka!
118. endrika01 ( 24/10/2008 05:11)
ni81:

Fahiny tokoa zany an! hummmm nalaza a!

Tu sais il me faudra encore du temps
Pour être sure d'aimer quelqu'un et de l'aimer vraiment
On a toute la vie devant nous
Mais garde bien tes sentiments
Et puis surtout
Écris-moi souvent
:-D :-D



Ny any i Celine D ,kou tsy ratsy a leu AMOUR D'AMITIE iny.Tsy haiko akory aza ny tonony!!!:lol::-P
119. ni81 ( 24/10/2008 06:07)
Ny any i Celine D ,kou tsy ratsy a leu AMOUR D'AMITIE iny.Tsy haiko akory aza ny tonony!!!

http://www.youtube.com/watch?v=TEfbr6HdKhY
Il pense à moi, je le vois, je le sens, je le sais
Et son sourire ne ment pas quand il vient me chercher
Il aime bien me parler des choses qu'il a vues
Du chemin qu'il a fait et de tous ses projets

Je crois pourtant qu'il est seul et qu'il voit d'autres filles
Je ne sais pas ce qu'elles veulent ni les phrases qu'il dit
Je ne sais pas où je suis, quelque part dans sa vie
Si je compte aujourd'hui plus qu'une autre pour lui

Refrain
Il est si près de moi pourtant je ne sais pas comment l'aimer
Lui seul peut décider qu'on se parle d'amour ou d'amitié
Moi je l'aime et je peux lui offrir ma vie
Même s'il ne veut pas de ma vie
+
Je rêve de ses bras oui mais je ne sais pas comment l'aimer
Il a l'air d'hésiter entre une histoire d'amour ou d'amitié
Et je suis comme une île en plein océan
On dirait que mon coeur est trop grand

Rien à lui dire, il sait bien que j'ai tout à donner
Rien qu'un sourire à l'attendre à vouloir le gagner
Mais qu'elles sont tristes les nuits
Le temps me paraît long et je n'ai pas appris
À me passer de lui

Refrain
120. kelly13 ( 24/10/2008 07:39)
:? :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0554