IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
41. endrika01
(
22/10/2008 05:23)
Hono wa alou ry zareo;ao @dinika ao ambanimbany ao anie ka misy anizao e Ary aiza ihany lay olona fosaintsika e ,.....=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
42. ni81
(
22/10/2008 05:41)
i tsiambaratelo ihany no tsy mba misy mampitombo tarehy ry ni ôefa io i caprio mampitombo an'i endrika01 tsiambara3 koa inona ary ty? :lol: :lol:
(andrekaakiooo tena lasa adala @nao mintsy ity za )de tohizo ny dinidinika sy ny tafa ry zareo fa rahariva ndray ny tenanay vao mandalo fa mbola hikandra be fa sao raikitra hiany ty ka tsy misy sosy anaovana fety be eo de mbola miandry izay vali-teninao zany ny tenanay ry Endrika fa mbola tsy afa-po zay oNdeha mikandra fa mila sôsy ity zavatra ity a :-D :-D
43. tsiambaratelo
(
22/10/2008 09:25)
ni81:
i tsiambaratelo ihany no tsy mba misy mampitombo tarehy ry ni ôefa io i caprio mampitombo an'i endrika01 tsiambara3 koa inona ary ty? :lol: :lol:(andrekaakiooo tena lasa adala @nao mintsy ity za )de tohizo ny dinidinika sy ny tafa ry zareo fa rahariva ndray ny tenanay vao mandalo fa mbola hikandra be fa sao raikitra hiany ty ka tsy misy sosy anaovana fety be eo de mbola miandry izay vali-teninao zany ny tenanay ry Endrika fa mbola tsy afa-po zay oNdeha mikandra fa mila sôsy ity zavatra ity a :-D :-D
44. sakaizakely
(
22/10/2008 10:56)
ary awona klou no i endrika fotsiny no nanintona an'i Caprio e
nataony awona ny nanavaka azy tamin'i tsiambara3 nefa tsiambara kou né tsy ratsy e :°) :°) :°) :°)
za hatram zao mbola fanina tsy hitako ze anavahana azy
nataony awona ny nanavaka azy tamin'i tsiambara3 nefa tsiambara kou né tsy ratsy e :°) :°) :°) :°)
za hatram zao mbola fanina tsy hitako ze anavahana azy
45. ni81
(
22/10/2008 11:03)
ary awona klou no i endrika fotsiny no nanintona an'i Caprio e:-D :-D ilay volo sara-droa kely misy fatotra mavokely kosa angamba! :-D :-D aleo izy ho avy eo rehefa mirava rahariva dia ho hita eo ny havaliny :lol:
nataony awona ny nanavaka azy tamin'i tsiambara3 nefa tsiambara kou né tsy ratsy e
za hatram zao mbola fanina tsy hitako ze anavahana azy
46. endrika01
(
22/10/2008 12:01)

Nareo reto an ,hum ,tairo ndray aloha asiana dédikasy kely hanafanana ny dinika e:-P
47. ni81
(
22/10/2008 12:33)
Nareo reto an ,hum ,tairo ndray aloha asiana dédikasy kely hanafanana ny dinika eka miandry ange zahay mpanotrona e! Ity ilay hoe horakoraka ny an'ny sahona fa ny tsiboboka no tompon'ny rano ange e! :-D :-D sa ahoana ozy toi?
48. diamondra27
(
22/10/2008 13:05)
sakaizakely:
ary awona klou no i endrika fotsiny no nanintona an'i Caprio e
nataony awona ny nanavaka azy tamin'i tsiambara3 nefa tsiambara kou né tsy ratsy e :°) :°) :°) :°)
za hatram zao mbola fanina tsy hitako ze anavahana azy
------------------------
ndry ty ry sakaizakely mampime anah mihintsy an , efa we tsiambara3 zany de tsy lazainy antsika tsony fa le endrika no nanintona azy hiiiiendrik'i endrika efa tsiambara3 tsy amabra ny rehetra , lol be ve za akia
:-* :-* :-*
49. karinah
(
22/10/2008 16:12)
[quote=caprio]
Endrika01:aiza kosa de we mihena hoatran'ny fen'antitra,fa na dia izany aza mitombo tarehy fona enao amiko,ary efa voalazan'i N81 teo fa ny bikanao mafatifaty kely sy ny fahamanjanao sns....no voarakotra ao @ilay we mitombo-tarehy fa raha ny fihenan'ny lanja tsy maninona,ary aza matahotra fa refa tafaraka sika mitombo ndray io lanjanao io :lol: :lol: (andrekaakiooo tena lasa adala @nao mintsy ity za :-D :-D )de tohizo ny dinidinika sy ny tafa ry zareo fa rahariva ndray ny tenanay vao mandalo fa mbola hikandra be fa sao raikitra hiany ty ka tsy misy sosy anaovana fety be eo :wink: de mbola miandry izay vali-teninao zany ny tenanay ry Endrika fa mbola tsy afa-po zay o
-----------------------------------------
:D :D :D :D =D> =D> =D> =D> =D> =D> :°) :°) :°)

50. caprio
(
22/10/2008 16:39)
misaotra an'i karinah t@ tehaka,fa efa tonga ndray za ty dia miandry an' i Endrika zany zahay fa mbola tsy afa-po mihintsy @ilay vali-teny (l)
51. caprio
(
22/10/2008 16:43)
De hozizy sakaizakely we:fa maninona no i Endrika fotsiny no nanintona an'i Caprio? de hoy aho we tsy izy rery no nanitona ahy fa i tsiambaratelo koa mahafinaritra ahy; zany we atambatro izy roa reo raha mety :-D :-D :-D
52. ssendra
(
22/10/2008 16:45)
Ianao bokona be rahateo ka de atovy indray mibàta izy roa fa zakanao io :^)
53. caprio
(
22/10/2008 17:09)
ssendra:aleo fa ataon-tsika indray mibata izy roa @izay fety be makotrokotroka saaa ahoana hoy enao? :D Fa ny tena olana dia refa tonga eto za dia tsy hita izy roa na i Endrika na i tsiambaratelo fa angamba matahotra izy roa @ilay teninareo we:bokona be za :-D :-D
54. ni81
(
22/10/2008 17:19)
ssendra:aleo fa ataon-tsika indray mibata izy roa @izay fety be makotrokotroka saaa ahoana hoy enao? Fa ny tena olana dia refa tonga eto za dia tsy hita izy roa na i Endrika na i tsiambaratelo fa angamba matahotra izy roa @ilay teninareo we:bokona be zafa ireny bokona be ireny angaha moa tsy mety ahena? :lol: :lol: sao dia matahotra ho potsitra izy raha bedainao mafy satria nilaza izy fa nihena 6kg... :-D :-D
55. ssendra
(
22/10/2008 17:33)
bataina ampitandremana aky de tsy manin ah! hihihih
caprio: marina tokotrany izany....Fa tandremo fa matetika izy roa miaraka miseho an! mifampiresaka aza ndraindray :-D
sa ahoana ry endrika :-D
fa izy kosa alou manjakely araka ny filazan'i caprio e! lany ambakan'ny taolany :-D

56. ni81
(
22/10/2008 17:40)
fa izy kosa alou manjakely araka ny filazan'i caprio e! lany ambakan'ny taolanyataon'i caprio fitia foza kely izy ka ho laniny hatramin'ny akorany e! :-D :-D
57. ssendra
(
22/10/2008 17:58)
fangah mbola vao fohy r'tony laikalakely no hoe lany mbakan'ny akkorany ah! :-D raha tsara nify otran'ny hozany ihany ve caprio tsy ho tsara be izany :-D
58. ni81
(
22/10/2008 18:02)
fangah mbola vao fohy r'tony laikalakely no hoe lany mbakan'ny akkorany ah! raha tsara nify otran'ny hozany ihany ve caprio tsy ho tsara be izanytsy azon'i toi: rehefa mihinana foza, dia tsy misy ariana fa hanina daholo iny vatany manontolo iny :-D :-D iny hodiny sns iny no antsoina koa hoe akorany e
59. tsiambaratelo
(
22/10/2008 19:05)
caprio:Looouzaaaa!!!! Matahotra wé i iza mou le ps teo,kay mou endrika01.Valiany endrika zao nareo wé aza ny hakeliny fil no jerena fa ny fidoboky ny bafle mou sa ny inn izy zay!Tanjemo ary manao Davida sy Goliata eo nareo an,=))=))=)):-P
ssendra:aleo fa ataon-tsika indray mibata izy roa @izay fety be makotrokotroka saaa ahoana hoy enao? :D Fa ny tena olana dia refa tonga eto za dia tsy hita izy roa na i Endrika na i tsiambaratelo fa angamba matahotra izy roa @ilay teninareo we:bokona be za :-D :-D
60. endrika01
(
22/10/2008 19:23)
caprio:Kah zah anié tsy lavitra fa niandry andry an i Sitlo hanomé sopapa kay izy lasa ndray kou :-P Hono wa,fa mba inona alou no itiavanao anilay sarin i endrika01 é,izy lay madiditra mihanika hazo ve sa lay marotsadrotsaka izay:roll::roll::P
misaotra an\'i karinah t@ tehaka,fa efa tonga ndray za ty dia miandry an\' i Endrika zany zahay fa mbola tsy afa-po mihintsy @ilay vali-teny (l)