IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
81. fahamarinana
(
23/10/2008 09:38)
:arrow: ka na hiresaka ka sendra mahay mampiesona zay koa ka z'histoire an !! tsy caprio sy endrika-tsiambara akory no resahako fa en general an..(l)
82. ssendra
(
23/10/2008 10:05)
Ny mihaona reel ihany aloha no idealy de hita eo ny suite, en general kou ity ahy ity :-P
84. ni81
(
23/10/2008 10:42)
ka na hiresaka ka sendra mahay mampiesona zay koa ka z'histoire an !! tsy caprio sy endrika-tsiambara akory no resahako fa en general an..ka lay tiako tenenina hoe miresaka ange dia izao e: miresaka, dia manao RV (en général io :lol: ) dia araka ilay fomba fiteny hoe plisy si afinité @ zay. Dakaoro dôly antsika jiaby @ io sa?
85. kelly13
(
23/10/2008 10:50)
fa i caprio klou aiza e? any liban kou v? 8) ra any izy d mety ho ok ny RDV ifanaovandry zareo, sinon mety ho lasa rdv virtuelzany kou :°)
86. ni81
(
23/10/2008 10:59)
fa i caprio klou aiza e? any liban kou v? ra any izy d mety ho ok ny RDV ifanaovandry zareo, sinon mety ho lasa rdv virtuelzany koud tsy haiko aloha hoe aiza e! :lol:
87. endrika01
(
23/10/2008 11:11)
Marina mintsy ny voalazanareo ry zareo.Misy tokou ny sasany mpampiesona fotsiny ,mpandainga,maka fanahy!Fa raha namana tsara izy na virtuel aza tsisy koi,na tsisy sary aza tsisy ilavana anzany fa ny ao anatiny fo no zava-dehibe.Ny sisa tsarainy ora sy ny fotoana eny iany :-P
88. ssendra
(
23/10/2008 12:10)
82. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 23-10-2008 12:18:47aleo atao resaka en general ihany ko :-D :-D
Lohateny : Re : IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
,matiko njiko ry ssendra an!!!
hoy i ni81
ka
ka lay tiako tenenina hoe miresaka ange dia izao e: miresaka, dia manao RV (en général io ) dia araka ilay fomba fiteny hoe plisy si afinité @ zay. Dakaoro dôly antsika jiaby @ io sa?:-P :-P aleo atao resaka en general ihany ko :-D :-D
mbola en general ihany io:-p :-D
tena dakaoro amizay mitsy aky zà ah! miresaka miaona affinité de aveyeo kolé séré:-p
84. Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 23-10-2008 12:50:24
Lohateny : Re : IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
fa i caprio klou aiza e? any liban kou v? ra any izy d mety ho ok ny RDV ifanaovandry zareo, sinon mety ho lasa rdv virtuelzany kou
renseignement general kou ny anjy ry kelly sa ahoan? :^)
Otran'ny hoe any france alou no fahalalko azy e! ary izy manana kalité tsara fa fo sportif tsara kalm misaina bokona:-D
89. ssendra
(
23/10/2008 12:15)
endrika01:
Marina mintsy ny voalazanareo ry zareo.Misy tokou ny sasany mpampiesona fotsiny ,mpandainga,maka fanahy!Fa raha namana tsara izy na virtuel aza tsisy koi,na tsisy sary aza tsisy ilavana anzany fa ny ao anatiny fo no zava-dehibe.Ny sisa tsarainy ora sy ny fotoana eny iany :-P
Za kosa tsy dakaro loatra amzay e!
raha olona hifampi jtm amiko dia tsy maitsy fatako tsara izy, mandefa sary maromaro sao sarin'oul no alefa amiko dia mihaona na dia mifanalavitra be aza mba asina fiaonana na indray mande isantaona aza, fantarina tsara ny momba azy sns...SAO tokoa hoe manambady marina sns
:^) fa ny resaka hoe avy ao anaty fo anie ka mamitaka ndraindray e!
mety izy afaka mitia anao no mitia an'ny vadiny dd lay fahadisoampanantenana no tsy laitra avy teo
90. ainaheri
(
23/10/2008 13:53)
endrika01:
Marina mintsy ny voalazanareo ry zareo.Misy tokou ny sasany mpampiesona fotsiny ,mpandainga,maka fanahy!Fa raha namana tsara izy na virtuel aza tsisy koi,na tsisy sary aza tsisy ilavana anzany fa ny ao anatiny fo no zava-dehibe.Ny sisa tsarainy ora sy ny fotoana eny iany :-P
Za kosa alou tsy dakoro @ ilay tsisy sary ee,efa tsy fidiny aza ilay virtoaly kou mbola tsy asina sary iany hihi aleo hisy na sarin'ny bebeny aza alefany eo!!lol
Aona ny ahalalnao ny ao ampon'ny oul eo virtoaly ra sendra ny karapilo ianao??
91. ssendra
(
23/10/2008 14:19)
KA zay midy dia tena mahay miresaka mitsy anie manitona fon'olona e!
sendra nisy an'io taty aminay , nomeny fotoana ilay sipa fa bandy roalahy no niandry azy dia ni violénjareo de novonoiny avy teo, nefa lay sipa mba tena torotoro hoe nahita fitiavana tam net :?
sendra nisy an'io taty aminay , nomeny fotoana ilay sipa fa bandy roalahy no niandry azy dia ni violénjareo de novonoiny avy teo, nefa lay sipa mba tena torotoro hoe nahita fitiavana tam net :?
92. ainaheri
(
23/10/2008 14:42)
Ny taty aminay ndray ny ex-ny iany no niresaka t@ilay sipa d nifanao ftona,d nandanan'ny lery tany antranony d novonoiny :cry:
93. diamondra27
(
23/10/2008 15:24)
ssendra, ainaheri: ka zany misy foana hatraiza hatraiza ary ampitandremana foana ange e
ainaheri: ka ra tsy sariny no asehony de ahoana
kelly13Huummmm caprio akia tsy any liban fa .... no misy azy a
caprio: eo mbo lazao hono no misy anao e sa lazaiko we tery amin'ny 3eme rang no misy anareo , chuuuuuuuuuut

94. endrika01
(
23/10/2008 16:09)
ssendra:
KA zay midy dia tena mahay miresaka mitsy anie manitona fon'olona e!
sendra nisy an'io taty aminay , nomeny fotoana ilay sipa fa bandy roalahy no niandry azy dia ni violénjareo de novonoiny avy teo, nefa lay sipa mba tena torotoro hoe nahita fitiavana tam net :?
Mba nampalahelo kou zany tantara izany=((
95. endrika01
(
23/10/2008 16:20)
Tsisy tandroka marina ny ratsy.Refa tsy fidiny iany de aleo zany misafidy lay efa vadinolona =)) toy izay vonoinolona:-P kou tsy misy atokisana tsony zany fa feno kakitûsy ay aiay:roll::P
96. ssendra
(
23/10/2008 16:29)
vadinolona wa tsy mety sady tsy misy avenir... KOIKE hisaraka am vadiny izy de hanambady anao anefa ho mandry amzany ve ny eritreritra..... :?: :?
97. ni81
(
23/10/2008 17:23)
Tsisy tandroka marina ny ratsy.Refa tsy fidiny iany de aleo zany misafidy lay efa vadinolona toy izay vonoinolona kou tsy misy atokisana tsony zany fa feno kakitûsy ay aiaykoa raha darohan'ilay vadiny koa dia ahoana?
98. caprio
(
23/10/2008 17:39)
Tonga ndray za de henoko doly ny fosanareo teo :lol: ny misy ahy de efa voalazan'i kelly13 teo fa aty paris, ary ndray andro zay ary za toa hoatran'ny nahita an'i ssendra taty @fety gasy taty fa tsy mbola nifankalala moa dia nihaotra ny tenanay,ary tsy haiko aloha na olona mitovy fa tazako lavitra fotsiny an! de misy milaza ao we asio sary; kanefa ny sarinay anie sao de hiomehezanareo eo e :P fa raha teh ahita an'i Caprio nareo de mandehana ao @ dailymotion de tapeho ao ny we: (tonga taona) fa nisy hira iray mba nandraisako anjara ao t@ fandalovako tany dago teo,de i Caprio ilay iray @izy telolahy mandihy ilay misy volombava kely iny eo @saokany,fa ho hitanareo fa efa lasa tsy dia bokona tsony za fa zao ndray vao mba mamerina kely,ary aza hihomehezany ilay hira fa mba nanala azy e :lol: :lol: de ahoana aki zany ry Endrika ny amintsika fa toa mitady harary sahady zany ny kiboko :lol: :lol:
99. ni81
(
23/10/2008 17:54)
Somary diso kely aloha i caprio fa tsy i kelly13 no niteny fa i diams e.
Avy nijery ilay hira mihitsy aho io zao ry caprio a! Ka izao ry endrika: toa hitako fa mety hifameno tsara ianareo mitsam ka! Tokoa moa! Samia mieritreritra tsara anio alina :-D :-D
Avy nijery ilay hira mihitsy aho io zao ry caprio a! Ka izao ry endrika: toa hitako fa mety hifameno tsara ianareo mitsam ka! Tokoa moa! Samia mieritreritra tsara anio alina :-D :-D
100. ssendra
(
23/10/2008 17:58)
tsy kelly no niteny an'io fa izà fa i kelly izay kiriezy te hahalala ny renseignement general :-D
izay anie ilay mahavoa antsika e! nefa ny tenanay tsy miavona mitsy na nokitihinao aza :-D fety gasy taiza io aloha sao izaho marina :-P imbetsaka ihany mantsy hao no manafika fet gasy hatrany parisy any na tsy avyany aza :-D
caprio ah! afaka mampiditra sary de atao namana manokana ka! ka izay namana atokisanao ihany fa tsy fopla manaparitaka sary no ampidirina ho namana...RAHA TSY tiana imemehezana, sinon efa hitako ny sarinao fa tsy mampme ny hozatrao no nampatahotra ahy fa ngeda be mitsy :-D
ary ndray andro zay ary za toa hoatran'ny nahita an'i ssendra taty @fety gasy taty
izay anie ilay mahavoa antsika e! nefa ny tenanay tsy miavona mitsy na nokitihinao aza :-D fety gasy taiza io aloha sao izaho marina :-P imbetsaka ihany mantsy hao no manafika fet gasy hatrany parisy any na tsy avyany aza :-D
de misy milaza ao we asio sary; kanefa ny sarinay anie sao de hiomehezanareo eo