IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!

61. caprio ( 22/10/2008 19:28)
Iny eny fa nipohitra ilay iray,dia ahoana zany fa toa tsy miteny mintsy nareo roa we eny sa tsia?saaa ve atao resaka tsiambaratelo izy ty? na tonga @ilay fitenenana we:manaiky matoa tsy miteny :D tena tsy mbola hitanareo nidinika ela teto za raha tsy t@ity dinika ity; ny antony de tena potika sy tara @ endreky Endrika01 mintsy ny tenako, de ahona zany fa tena mangitakitaka mintsy za :^) :^) aza hitako draidraiii aingana re Endrika mba valio fa aza atao an'io an (l) (l) (l) (l) (l)
62. ssendra ( 22/10/2008 19:34)
hoy i ni:
tsy azon'i toi: rehefa mihinana foza, dia tsy misy ariana fa hanina daholo iny vatany manontolo iny iny hodiny sns iny no antsoina koa hoe akorany e

neveriko fa hoe akoran'atody ko :? :-D :-D hay va re tokoa ny foza misy akorany...SAO DE lasa fozakely eo ary :-D
63. caprio ( 22/10/2008 19:35)
Endrika01: ka efa we ny bikanao rehetra mintsy no tena nanaitra an'i caprio fa raha izay ditra aza matahotra fa lasa endry enao refa tafaraka sikaroa :) de mba ampio tosika kely ry ssendra fa ho raikitra ity marina :-D lasa adala eto ty caprio ty androany fa aleo aloha tonga dia hiomana @izay tena vali-tenin'izy roa
64. ssendra ( 22/10/2008 19:40)
AO miakara anaty borety aza de hatosiko ho lasa lavitra nareo roa :-D
hainao moa ilay sipa mody mampifilafila ireny, ireny note tena tia aminy fa tsy inona akory ilay tsy mety milaza ny valiny eny sa tsia ireny....
Tretrika ianareo roa raha tanteraka satria hitako mifameno izany :wink: :-D
65. ni81 ( 22/10/2008 19:44)
AO miakara anaty borety aza de hatosiko ho lasa lavitra nareo roa
=)) =))
hainao moa ilay sipa mody mampifilafila ireny, ireny note tena tia aminy fa tsy inona akory ilay tsy mety milaza ny valiny eny sa tsia ireny....
Tretrika ianareo roa raha tanteraka satria hitako mifameno izany
ilay menatra be ve dia miondrika sady manoratsoratra @ tany ny ankihiben-tongotra! =)) =)) sa ilay rantan-tanana no apoapoaka eo :-D
66. ssendra ( 22/10/2008 20:00)
ilay menatra be ve dia miondrika sady manoratsoratra @ tany ny ankihiben-tongotra! sa ilay rantan-tanana no apoapoaka eo
ary izy efa specialiste am lay izy an! de lay mody tazomina lay zipo :-D
67. ni81 ( 22/10/2008 20:06)
ary izy efa specialiste am lay izy an! de lay mody tazomina lay zipo
=)) =)) =)) =))
68. ni81 ( 22/10/2008 20:07)
Ny sasany misy sanga ny volo dia somary miondrika, dia mitraka kely manakipily ilay volo manarona maso :-D :-D
69. endrika01 ( 22/10/2008 20:24)
ssendra:
AO miakara anaty borety aza de hatosiko ho lasa lavitra nareo roa :-D hainao moa ilay sipa mody mampifilafila ireny, ireny note tena tia aminy fa tsy inona akory ilay tsy mety milaza ny valiny eny sa tsia ireny.... Tretrika ianareo roa raha tanteraka satria hitako mifameno izany :wink: :-D
Aiza kou ry i Ssendra no hisy fitiavana wé tac tonga de poinsy zany a,ny coup de foudre alou misy e,izy 2 samy tia .Fa lay wé ny 1 mandroso dingana telo,ny iray mbola tavela de tsy mety raha tsy wé miara-mamindra:-P
70. karinah ( 22/10/2008 20:35)
[quote=caprio]
Iny eny fa nipohitra ilay iray,dia ahoana zany fa toa tsy miteny mintsy nareo roa we eny sa tsia?saaa ve atao resaka tsiambaratelo izy ty? na tonga @ilay fitenenana we:manaiky matoa tsy miteny :D tena tsy mbola hitanareo nidinika ela teto za raha tsy t@ity dinika ity; ny antony de tena potika sy tara @ endreky Endrika01 mintsy ny tenako, de ahona zany fa tena mangitakitaka mintsy za :^) :^) aza hitako draidraiii aingana re Endrika mba valio fa aza atao an'io an (l) (l) (l) (l) (l)
----------------------------------



:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :wink:
71. tsiambaratelo ( 23/10/2008 05:08)
Bediny Papanay sy Mamanay enao e e,fa izao sahady aho de itorianao fitiavana!!!!......hi hi zah irery zay no nanolotra dedikasy a!=D
72. tsiambaratelo ( 23/10/2008 05:09)
Bediny Papanay sy Mamanay enao e e,fa izao sahady aho de itorianao fitiavana!!!!......hi hi zah irery zay no nanolotra dedikasy a!=D
73. ssendra ( 23/10/2008 05:32)
ni81:

Ny sasany misy sanga ny volo dia somary miondrika, dia mitraka kely manakipily ilay volo manarona maso :-D :-D

ary ilay inôsanto kely be lelo kely de somary mitroka lelo

:-D
74. ni81 ( 23/10/2008 05:38)
Bediny Papanay sy Mamanay enao e e,fa izao sahady aho de itorianao fitiavana!!!!......hi hi zah irery zay no nanolotra dedikasy a!
Mbola bedy foana? Dia rahoviana indray izany? :lol: :lol:
75. fahamarinana ( 23/10/2008 05:39)
:arrow: =)) (l)
76. endrika01 ( 23/10/2008 05:50)
ni81:
AO miakara anaty borety aza de hatosiko ho lasa lavitra nareo roa
=)) =))
hainao moa ilay sipa mody mampifilafila ireny, ireny note tena tia aminy fa tsy inona akory ilay tsy mety milaza ny valiny eny sa tsia ireny.... Tretrika ianareo roa raha tanteraka satria hitako mifameno izany
ilay menatra be ve dia miondrika sady manoratsoratra @ tany ny ankihiben-tongotra! =)) =)) sa ilay rantsan-tanana no apoapoaka eo :-D
Ary lay tsy tafihetsika eo ambony seza. :-P hitsangana toa hoatry ny wé miraikitra be eo ny akanjo na ny pataloha,hamindra toa mitady hifamadika zany ny tongotra!!! Raha ny tovovavy hamborahana sentiment no tsy mamaly,dia mbola mametraka fanontaniana anarivorivony izy zay:-P:-D:-D:-D
77. ni81 ( 23/10/2008 05:52)
ary ilay inôsanto kely be lelo kely de somary mitroka lelo
:-D :-D :-D io koa no tena lalina akia

Raha izao firesaky endrika01 tsiambara3 izao aloha dia toa tsy hisy fanantenana ny an'i caprio e! Izy aza mbola milaza fa bedy koa! :-D :-D Tsy manakivy anao aho fa toa mitady hanao fialan'ny jiosy ity izy an! :-D :-D
78. endrika01 ( 23/10/2008 06:09)
ni81:
Bediny Papanay sy Mamanay enao e e,fa izao sahady aho de itorianao fitiavana!!!!......hi hi zah irery zay no nanolotra dedikasy a!
Mbola bedy foana? Dia rahoviana indray izany? :lol: :lol:
Refa tonga lé sentimanka:-P
79. endrika01 ( 23/10/2008 06:13)
Fantarina alou le olona:-P
80. ni81 ( 23/10/2008 06:23)
endrika01
Raha ny tovovavy hamborahana sentiment no tsy mamaly,dia mbola mametraka fanontaniana anarivorivony izy zay
ka ny famaliana tsy midika hoe tonga dia manaiky akory
Refa tonga lé sentimanka
:lol: :lol:
Fantarina alou le olona
marina mihitsy ka izay no ilaina ny firesahana. Atao ahoana no haminavina fotsiny an-tsaina raha tsy miresaka aloha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0762