IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!

141. sakaizakely ( 24/10/2008 16:38)
siksé fou mits ty dinika ty
tokony mihira an le siksé fou in caprio fa tena mety hilay

de awona ? raikitra sa tsy raikitra alou sa lozana manao endrik'i tsiambaratelo njay ry oliviah ;-) ;-) ;-) ;-)
142. ni81 ( 24/10/2008 18:14)
de awona ? raikitra sa tsy raikitra alou sa lozana manao endrik'i tsiambaratelo njay ry oliviah
dia asa mihitsy fa toa tsy nisy tohiny angamba izy ity fa samy efa nandalo harivariva teo daholo izy mi-2 fa tsy nametraka hafatra kely teto akory :lol:
143. kelly13 ( 24/10/2008 18:18)
efa notohizandry zareo any @ takotakona zany, kiii, za nefa nividy pop corn sy coca bdb ary tsihy hanarahana film =)) =)) =))
144. ssendra ( 24/10/2008 18:21)
mety tsy ho izay ihany kou! mety tsy raikitra dia samy naka ny lalany satria i capiro hitako arokatra am informatiki moa i endrika any am antson'ny fo liban foana :wink: :-D
145. ssendra ( 24/10/2008 18:22)
enga anie mba tsy hoe nafàna amboalohany fotsiny de zay :-P 8-) 8-)
146. kelly13 ( 24/10/2008 18:23)
=))
147. ni81 ( 24/10/2008 18:26)
mety tsy ho izay ihany kou! mety tsy raikitra dia samy naka ny lalany satria i capiro hitako arokatra am informatiki moa i endrika any am antson'ny fo liban foana
=)) =))
enga anie mba tsy hoe nafàna amboalohany fotsiny de zay
Ho hita eo fa aleo klou handrasana ihany akia a :-D :-D
148. caprio ( 24/10/2008 21:01)
Andray kosa ity nareo; i Caprio anie miandry fotsiny fa i tsiambaratelo sy Endrika no tsy hita mintsy izay heviny e! sady na tsy mbola tapa-kevitra aza izy tokony hilaza izay ao am-pony fa za anie mijanona ho namany foana eto @serasera e! sady i caprio anie tsy mikafara izany e :lol: :lol: fa refa tsy raikitra dia tohizana ny maha-pinamana fa tsisy ny olana saa ahoana hoy nareo? :lol: :lol: :lol:
149. ssendra ( 24/10/2008 21:31)
sao de efa nametraka ny tonkira hoe:...CAPRI C FINI.....
Any ho any izy ry caprio :wink: :-D
akoho tsy naneno otrzay efa lanin'ny kary hono :^)
150. ratonga ( 24/10/2008 22:12)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Basse_cour/coq-disney.gif[/IMG]

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Basse_cour/chasse-poule.gif[/IMG]
151. ni81 ( 25/10/2008 06:57)
Andray kosa ity nareo; i Caprio anie miandry fotsiny fa i tsiambaratelo sy Endrika no tsy hita mintsy izay heviny e! sady na tsy mbola tapa-kevitra aza izy tokony hilaza izay ao am-pony fa za anie mijanona ho namany foana eto @serasera e! sady i caprio anie tsy mikafara izany e fa refa tsy raikitra dia tohizana ny maha-pinamana fa tsisy ny olana saa ahoana hoy nareo?
tsara ilay toe-tsaina, fa ny tenin'i endrika01 sisa ho henoina ary e! :lol:
sao de efa nametraka ny tonkira hoe:...CAPRI C FINI.....
Any ho any izy ry caprio
akoho tsy naneno otrzay efa lanin'ny kary hono
tsy hay intsony koa aloha raha toa ka efa nisy nisongona e! :roll: fa mba tsory ny marina ry tsiambaraendrika raha toa ka izany na tsia fa miandry ty tovolahy a! Nareo kosa marina tssssssss :lol:
152. caprio ( 25/10/2008 09:22)
ssendra:Dia sanatria tokoa ve ka efa lanin'ny kary; aza hitako marina
153. endrika01 ( 25/10/2008 11:36)
Nareo kou ou,tsy moramora anié zany wé fitiavana izany é.Ka raha manaiky lay namana iray sahy milaza ampahibemaso zao i endrika01,nefa kou ohatra,ohatra wa ah,misy namana any ho any tsy sahy milaza ny heviny sy ny ao am-pony eto @dinika,nefa manana fo mitempo fitiavana mangina!Aza misy anié izany! Avy eo i endrika01 andefasany SMS tampoka be eo wé de natakalonao an iny namana iny ve zah ,ohatra wa ah.i endrika01 alou ry zareo mbola matahotra a =)) matahotra ny hitia:cry:
154. ni81 ( 25/10/2008 12:06)
Nareo kou ou,tsy moramora anié zany wé fitiavana izany é.Ka raha manaiky lay namana iray sahy milaza ampahibemaso zao i endrika01,nefa kou ohatra,ohatra wa ah,misy namana any ho any tsy sahy milaza ny heviny sy ny ao am-pony eto @dinika,nefa manana fo mitempo fitiavana mangina!Aza misy anié izany! Avy eo i endrika01 andefasany SMS tampoka be eo wé de natakalonao an iny namana iny ve zah ,ohatra wa ah.i endrika01 alou ry zareo mbola matahotra a matahotra ny hitia
oadray, izay milaza mivantana ihany fa ianao ve ilaozana hitady izay vavan'ny olona tsy misokatra rehetra izao kosa? :lol: :lol: Dia tsory @ caprio izany raha matahotra ny hitia ianao fa aza avela hanantena ny tsy misy izy fa aleo hamoy ... :(
155. ssendra ( 25/10/2008 12:07)
caprio: enga anie mba tsy ho izany :wink:

ni81: marina klou koou io e! ka tsy aleo ve tonga de lazaina ny marina na izany ...ANDEFASANA afatra manokana i caprio hoe aleo namana ihany fa zà efa lasan'oul fa sasamiandry anie lay zanak'oul e!
fa ny tsy azoko, i mendrika miutsy no nanokatra dinika niantso avo mihintsy indray an'i caprio , izany hie namaly antso an'i capiro nefa zany izy tsy nalmaly izay heviny...NY antso aloha efa nifamaly fa ny fo izao no tsy hay na mifamaly marina na tsia :-D
156. ni81 ( 25/10/2008 12:13)
ni81: marina klou koou io e! ka tsy aleo ve tonga de lazaina ny marina na izany ...ANDEFASANA afatra manokana i caprio hoe aleo namana ihany fa zà efa lasan'oul fa sasamiandry anie lay zanak'oul e!
fa ny tsy azoko, i mendrika miutsy no nanokatra dinika niantso avo mihintsy indray an'i caprio , izany hie namaly antso an'i capiro nefa zany izy tsy nalmaly izay heviny...NY antso aloha efa nifamaly fa ny fo izao no tsy hay na mifamaly marina na tsia
zany ange no tena mahagaga ahy koa e! Raha efa manana olon-kafa dia mba hazavaina @ lay zanak'olona ny resaka fa tsy avela hitarazoka eo nefa handà, dia amin'izay izy mba afaka mitady olon-kafa indray ...
157. endrika01 ( 26/10/2008 04:59)
sakaizakely:
siksé fou mits ty dinika ty tokony mihira an le siksé fou in caprio fa tena mety hilay de awona ? raikitra sa tsy raikitra alou sa lozana manao endrik\'i tsiambaratelo njay ry oliviah ;-) ;-) ;-) ;-)
zay vô hitako ity ry sakaiza:-P bedin i oliviah eo fa atôvy tsala mou.Ssshut,izy alou toa tsy nandalo serasera mintsy zay tao ho ato:D
158. endrika01 ( 26/10/2008 09:47)
ni81:

Nareo kou ou,tsy moramora anié zany wé fitiavana izany é.Ka raha manaiky lay namana iray sahy milaza ampahibemaso zao i endrika01,nefa kou ohatra,ohatra wa ah,misy namana any ho any tsy sahy milaza ny heviny sy ny ao am-pony eto @dinika,nefa manana fo mitempo fitiavana mangina!Aza misy anié izany! Avy eo i endrika01 andefasany SMS tampoka be eo wé de natakalonao an iny namana iny ve zah ,ohatra wa ah.i endrika01 alou ry zareo mbola matahotra a matahotra ny hitia
oadray, izay milaza mivantana ihany fa ianao ve ilaozana hitady izay vavan'ny olona tsy misokatra rehetra izao kosa? :lol: :lol: Dia tsory @ caprio izany raha matahotra ny hitia ianao fa aza avela hanantena ny tsy misy izy fa aleo hamoy ... :(




ni81>Alefaso njay ary alou le hiran'i Rija Ramanantoanina iny é

lay misy wé : HAY VE KA NISY ,RAOZY NOKOLOINAO ......


kay tsy haiko akory aza ny tononiny kou,

tandremo ary sao mikorapaka eo doly raha hilaza ny heviny farany
i endrika01 an,ho vaky hatramin'ny sarom-bilany eo =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
=)) =)) =))
159. ni81 ( 26/10/2008 10:35)
tandremo ary sao mikorapaka eo doly raha hilaza ny heviny farany
i endrika01 an,ho vaky hatramin'ny sarom-bilany eo
Zahay ange mpitazana fotsiny fa ianareo roa ihany no tompon'ny teny farany eo e! :lol: :lol:

Ity ary ilay hira dia vetsoy tsara

Hay ve

Hay ve ka nisy raozy nokoloinao haniry tamiko
Fa ny foko no nandà tsy hamokatra intsony
Nefa tsy kivy ianao
Hay koa ve nisy finiavana hikarakara taminao
Fa ny saiko no ninia tsy hafantatra ireny
Fony naha teo anao

Fa lasa ianao vao tsapako
Niditra ianao tsy tazako
‘Njay nilentika lalina am-poko ao
Lalim-paka ilay raozinao

Fa teo ianao tsy hitako
Niteny ianao tsy reko koa
Taitra ianao, ninia natory irery aho
Taitra avy eo aho nilaozanao

Raha mbola misy ‘zay voatahiry tamiko ao anatinao
Ento ho ahy, fa hokoloiko ireo hiroborobo
Toy izay nataonao ahy
Raha mbola ao koa ‘lay dikan-teny sy ambentin-dresakao
Ento aty f’izay vao fantatro ny tena hevin’ny
Nolazainao taloha

Fa lasa ianao vao tsapako
Nony niditra ianao tsy tazako
‘Njay nilentika lalina am-poko ao
Lalim-paka ilay raozinao

Fa dindo tsy hay kosehina
Am-poko ilay fitiavanao
Ka ny hany faniriako dia izao :
Mandrakizay ho ahy ianao.


:D
160. caprio ( 26/10/2008 10:43)
njay ary ny anareo rankizy fa manomboka mitsangana ny volondohan-dra-Caprio,fa hilaza ny heviny farany hono Endrinka,sady tonga dia vali-teny mahavaky sarom-bilany no ho avy eo; draii draii draii aza hitako marina :( :( :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095