IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!

161. ssendra ( 26/10/2008 10:48)
:-D
162. ni81 ( 26/10/2008 10:50)
njay ary ny anareo rankizy fa manomboka mitsangana ny volondohan-dra-Caprio,fa hilaza ny heviny farany hono Endrinka,sady tonga dia vali-teny mahavaky sarom-bilany no ho avy eo; draii draii draii aza hitako marina
Raha toa ka ENY, dia arahaba soa arahaba tsara, fa raha sanatria kosa TSIA, dia izao no torohevitra: lehilahy hono tsy boka herintaona, ary raha indray mandeha no manta vary dia aza mandevin-tsotrobe e! Aleo mantsy miomana dieny mialoha mba tsy hidona @ pôtô :-D :-D :-D
163. caprio ( 26/10/2008 14:31)
N81: enga anie ka ho ENY fa raha sanatria zavatra hafa de zay vao tena ho voa mafy sika mianakavy kely :lol: :lol: :lol: :lol:
164. rakaroka ( 26/10/2008 20:03)
Adray ! Manja nama izany raha film an. :D Tsy atakaloko ity ny Roméo et Juliety, sady ilay "actrice" tena Milay e, lé "acteur moa dia "aoka ftsn.
Aleo haka toerana tsara hanaraka ity valiteny sispensy bbbeee e .
Dia "ahoana "hoy 'zao izy .... :roll: :roll: :roll: Sarotra ho azy ihany ny hamaly an'i Caprio koa na ho "eny" na tsia" koa! Ka na mazava an-tsaina aza ny desizio mbola sainina koa lé fomba hi-prezenté-na izany koh! :^) :^) :P
Dia miandry isika e....(PS 'za aloha efa liana "invitasio an :wink: ) :-D :-D :-D
165. sakaizakely ( 27/10/2008 11:27)
Ka ny faran'ilay hira dia

[center]Ka ny hany faniriako dia izao :
Mandrakizay ho ahy ianao.[/center]

de raikitra izany e



166. endrika01 ( 27/10/2008 17:30)
caprio:

Diamondra27: tsy azonao ny tiako holazaina fa haiko tsara ny mampiditra ny saryko ato fa ilay saikely fanampiny tahaka an-tony( no tsy nadeha teo :) :lol: :x fa reo zao izy lasa nadeh ndray,de enao rah stylo aza manoro hevitra fopla eo fa sao dia ampiharin'i Endrika eo zany ka lasa marary kibo eo ny tenanay an



=))=))=))=))=))=))
167. caprio ( 27/10/2008 20:20)
Izato endrikao ry Endrika
dia tena maparendrika
ilay bikanao mafatifaty
de manaitra hatrany an'aty

Tsarovy fa misy iray any ho any
Izay vontotseto sy tomany
Miandry anao amin'alahelo
Ry Endrika Tsiambaratelo

Tsy iza fa i Caprio hiany ity
Ilay nanolotra anao fiti (l)
Ka aza atao ela loatra akia
Ilay valin-teninao we:Eny sa Tsia
168. ni81 ( 27/10/2008 21:08)
Izato endrikao ry Endrika
dia tena maparendrika
ilay bikanao mafatifaty
de manaitra hatrany an'aty

Tsarovy fa misy iray any ho any
Izay vontotseto sy tomany
Miandry anao amin'alahelo
Ry Endrika Tsiambaratelo

Tsy iza fa i Caprio hiany ity
Ilay nanolotra anao fiti
Ka aza atao ela loatra akia
Ilay valin-teninao we:Eny sa Tsia
=)) =)) =D> =D> ary samy manana talenta kay nareo roa ireo kou
169. rakaroka ( 27/10/2008 22:34)

Tsy iza fa i Caprio hiany ity
Ilay nanolotra anao fiti
Ka aza atao ela loatra akia
Ilay valin-teninao we:Eny sa Tsia

:-D :-D :-D :-D ha!ha!ha; hi!hi!hi
'zany hono akia ry "Endrika iry"
Mahafinaritra akia
ny lhl mbô manana (l) mitia
Mba afaka mihevitra andria
fa tsy irony (l) vato na vy
Dia asakasak'indry!...:-
jereo 'ty izy nahavita "poezia"D :-D :-D


170. ratonga ( 28/10/2008 00:04)
ay vé i rakaroka ko poéty é!!! :-D :-D :-D
171. rakaroka ( 28/10/2008 07:21)
Tsy "poety 'zany 'za Ratonga fa mbô manaraka ny "kanton-drizareo eto ftsn e.
:-D :-D :-D , dia lasa koa ny sentimanka. Mahafinaritra anie ny olona mbô manana (l) mitia izany fa tsy irony antaravelon'ny fiainana , sy ilay "mpanambanimbany sy tsy mahita afa-tsy ny lafiratsin'ny hafa ", sy midaroka sy manenjika sns....dia mba miara-miaina aminareo eto e :-D :-D :-D
172. ratonga ( 28/10/2008 08:26)
ntsôôôô...
Foiko anao tsisy fetra
Ny fitiavako rehetra
Omeko anao raha sitrakao
Ireo nofinofy matory ao anatiko ao
:} :} :} :-P :oops: :-D :*
173. ni81 ( 28/10/2008 08:33)
ntsôôôô...
Foiko anao tsisy fetra
Ny fitiavako rehetra
Omeko anao raha sitrakao
Ireo nofinofy matory ao anatiko ao
=D> =D>
174. sakaizakely ( 28/10/2008 10:22)
tena be pôety manantalenta kay ity serasera ity ry zareo a

tena =D> =D> =D> =D> =D> =D> aby nareo menakavy
175. rakaroka ( 28/10/2008 17:16)
ratonga:

ntsôôôô...
Foiko anao tsisy fetra
Ny fitiavako rehetra
Omeko anao raha sitrakao
Ireo nofinofy matory ao anatiko ao
:} :} :} :-P :oops: :-D :*


'zay ilay "valin-tenin'i Endrika" :roll: Ianao 'zany lé mpitondra-teny :-P :-D :-D :-D
176. endrika01 ( 28/10/2008 18:37)
fahamarinana:
:arrow: :-D :-D dia mody tsy mijery rehefa slows,sady manantena no menatra koa hipetapetaka eo...aza mba sarokenatra ihany. (l)
Hi hi,zah njay raha vao mivadika ny diska ka slows zay no mandé eo:-P tonga de manaradrindrina,mitady varavarana ivoahana:-D:-D:-D raha natao hoan olon-droa tsy misy manelingelina ndray ,mmhh tena lafatra be!!! Andraso alou,mety ho hors sujet kely fa tsy maninona a,hono wa é,aza mémézana zah a:-P refa le mandihy slows ireny,de mba inona wa le resaka atsipiny kofa e,zah mahita bdb mibitsika amle sipa,nefa le sipa tô tsy mamaly mints:wink: tanjemo mimémé anah eo an!
177. fijo ( 28/10/2008 22:18)
ohatra izao ,mandihy amiko ndry,dia bitsiako hoe "vao niditra tato aho,de varian amihitsy nijery anao,de tsy nety niala taminao mihintsy nymasoko,ary izao dia ny saiko koa n omanomboka lasa any foana,ka aleo avy dia homeko anao koa nyfoko,satria haiko fa tsimaintsy hovoasarika any koa izy ny hiafarany"
178. arson ( 29/10/2008 07:02)
izay tina ane de mitombo daho ze zavatra rehetra any aminy e! :lol: :lol: :lol: :lol:
179. rakaroka ( 29/10/2008 07:23)
[quote=fijo]
ka aleo avy dia homeko anao koa nyfoko,satria haiko fa tsimaintsy hovoasarika any koa izy ny hiafarany"
: :roll: :roll: :roll: 8O :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))


180. endrika01 ( 29/10/2008 11:47)
ni81:

tandremo ary sao mikorapaka eo doly raha hilaza ny heviny farany
i endrika01 an,ho vaky hatramin'ny sarom-bilany eo
Zahay ange mpitazana fotsiny fa ianareo roa ihany no tompon'ny teny farany eo e! :lol: :lol:

Ity ary ilay hira dia vetsoy tsara

Hay ve

Hay ve ka nisy raozy nokoloinao haniry tamiko
Fa ny foko no nandà tsy hamokatra intsony
Nefa tsy kivy ianao
Hay koa ve nisy finiavana hikarakara taminao
Fa ny saiko no ninia tsy hafantatra ireny
Fony naha teo anao

Fa lasa ianao vao tsapako
Niditra ianao tsy tazako
‘Njay nilentika lalina am-poko ao
Lalim-paka ilay raozinao

Fa teo ianao tsy hitako
Niteny ianao tsy reko koa
Taitra ianao, ninia natory irery aho
Taitra avy eo aho nilaozanao

Raha mbola misy ‘zay voatahiry tamiko ao anatinao
Ento ho ahy, fa hokoloiko ireo hiroborobo
Toy izay nataonao ahy
Raha mbola ao koa ‘lay dikan-teny sy ambentin-dresakao
Ento aty f’izay vao fantatro ny tena hevin’ny
Nolazainao taloha

Fa lasa ianao vao tsapako
Nony niditra ianao tsy tazako
‘Njay nilentika lalina am-poko ao
Lalim-paka ilay raozinao

Fa dindo tsy hay kosehina
Am-poko ilay fitiavanao
Ka ny hany faniriako dia izao :
Mandrakizay ho ahy ianao.


:D



(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) Sambatra zay sendra ny tia sy ny tiany e,hummm :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6523