MANGA ESY SY TSIVAKIA ( patsa fotsy )

1. xxx ( 20/10/2008 07:09)
Fotoana fiakaran’ny manga izao eto M/car. Ity misy soso-tsakafo kely ho antsika izay te hanandrana fa tsara sady matsiro izy ity :
Zavatra ilaina:
Manga esy (saoma mavo ): 02
Tsivakia ( patsa fotsy ) : tapa-kapoaka
Voatabia ( masaka tsara ) , tongolo sy menaka.
Atao ny sôsy voatabia sy tongolo avy eo arotsaka ny tsivakia. Rehefa avy nangotraka 5min de arotsaka indray ny manga esy efa voavofy sady voatetika. Andrahoina ho masaka ary aroso avy eo.
Azo asiana fangaro hafa (hanitra) araka izay itiavanao azy ihany koa
Mazotoa homana ary ô!
2. sakaizakely ( 20/10/2008 12:05)
ko ratsy hanapoizina oul kou hanome resety avy de anaovana xxx


:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
3. ni81 ( 20/10/2008 12:07)
ko ratsy hanapoizina oul kou hanome resety avy de anaovana xxx
:-D :-D :-D iny indray no tsy hitako!
4. Noue ( 20/10/2008 12:13)
xxx:

Fotoana fiakaran’ny manga izao eto M/car. Ity misy soso-tsakafo kely ho antsika izay te hanandrana fa tsara sady matsiro izy ity :
Zavatra ilaina:
Manga esy (saoma mavo ): 02
Tsivakia ( patsa fotsy ) : tapa-kapoaka
Voatabia ( masaka tsara ) , tongolo sy menaka.
Atao ny sôsy voatabia sy tongolo avy eo arotsaka ny tsivakia. Rehefa avy nangotraka 5min de arotsaka indray ny manga esy efa voavofy sady voatetika. Andrahoina ho masaka ary aroso avy eo.
Azo asiana fangaro hafa (hanitra) araka izay itiavanao azy ihany koa
Mazotoa homana ary ô!

ilay saosy voatabia hono toa hoe faran'izay ratsy nefa @ fahasalamana ???? sa tsy marina izany aaaa ?


5. sakaizakely ( 20/10/2008 12:18)
ratsy @ ninn aaaaaaaaaaaaaaaaaaa
6. ainaheri ( 20/10/2008 13:03)
sakaiza>> efa za-dratsy @ilay xxx d tsy afaka tsony ,tssss
@ zay lay re7 tsy ampy akory,firy ny votabia??firy ny tongolo?? Refa andrahoana firy mn??

Noue>> Iza no niteny oe ratsy @ fahasalamana ny saosy tomaty?? Mety nasinao dobera ny anao zany kou lol
7. sakaizakely ( 20/10/2008 13:17)
aina> zay le resety môrôra
aleo tsy manandrana aaaaaaaa :-D :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 20/10/2008 13:26)
ko ratsy hanapoizina oul kou hanome resety avy de anaovana xxx
Zany ny efa zatra manenjika xxx, rehefa tsy hanaraka enao tsy koà fa tsisy gadra io ry petite a! :p :p :p
9. xxx ( 20/10/2008 13:30)
sakaiza>> efa za-dratsy @ilay xxx d tsy afaka tsony ,tssss
@ zay lay re7 tsy ampy akory,firy ny votabia??firy ny tongolo?? Refa andrahoana firy mn??

Tsy mpanao xxx fa sendra lasa any @ le hoe: tsy lazaina de aleo tohizana ny fanaovana xxx ary tsy fanapoizinana araka ny nambaran'ny hafa io. Indro omeko anao ny isan'ny voatabia (02) sy tongolobe (02). Saika hadinoko fa tsy alain-drony io fa atao ketsaketsa.
10. sakaizakely ( 20/10/2008 13:48)
xxx7> hahaha
ny efa zatra miafina ihany no mibolisatra any am "tsy lazaina" rehefa manoratra :-D :-D :-D

de tokony firy grama isany ny voatabia sy ny tongolobe ? misy manko ohatra fotsiny ny voatabia kely otran'ny paiso de misy ngozabe otran' ny fonomby, de ny aiza am zay no ampesaina ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
11. xxx ( 20/10/2008 13:53)
aleo tsy manandrana aaaaaaaa

de tokony firy grama isany ny voatabia sy ny tongolobe ? misy manko ohatra fotsiny ny voatabia kely otran'ny paiso de misy ngozabe otran' ny fonomby, de ny aiza am zay no ampesaina

F'angah te hanandrana indray isekely, ataovy 155grs oh ny lanjan'ny tabia de eo ho eo @ 100grs ny tongolo. Ataovy tsara masaka fotsiny fa rah tsy izany de eno be le tsiro somary makirana @ manga. :miam: :miam:
12. sakaizakely ( 20/10/2008 14:15)
:-D :-D :-D :-D
13. Noue ( 20/10/2008 14:20)
sakaizakely:

ratsy @ ninn aaaaaaaaaaaaaaaaaaa
ka ny nolazaina ahy aloha dia hoe ny saosy tongolo, tongolo gasy, voatabia miaraka dia saosy ratsy @ fahasalamana ka izay no nahatonga ahy nanontany hoe
sa tsy marina izany aaaa ?
na koa hono hoe ny vonin'ny votabia dia alana daholo fa tsy ho hanina ????? fanontaniana mba hapetrako io aaaaa :)


14. ainaheri ( 20/10/2008 17:14)
Za minana tomaty cerizy hateliko ambakan'ny voniny aaaaaaaaa,tsy maninn zany ka aaaaaaaaa :lol:
15. ni81 ( 20/10/2008 17:32)
Za minana tomaty cerizy hateliko ambakan'ny voniny aaaaaaaaa,tsy maninn zany ka aaaaaaaaa
:-D :-D :-D ty famalinao e
16. ainaheri ( 20/10/2008 19:19)
Inn ndray zao ny eritreritry ni @zao aaaaaaaaa :-D :-D :-D :-D
17. Noue ( 20/10/2008 19:22)
ainaheri kooo oooo mangalatahaka aaaaaa aaaaaaaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. ni81 ( 20/10/2008 19:57)
Inn ndray zao ny eritreritry ni @zao aaaaaaaaa
:-D :-D :-D
ainaheri kooo oooo mangalatahaka aaaaaa aaaaaaaa
=)) =)) =))
19. sakaizakely ( 20/10/2008 20:10)
ka mba variana ihany am le aaaaaaaaaa sy eeeeeeeee mitarazoka be kou :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
20. ni81 ( 20/10/2008 20:12)
ka mba variana ihany am le aaaaaaaaaa sy eeeeeeeee mitarazoka be kou
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3303