MANGA ESY SY TSIVAKIA ( patsa fotsy )

21. mirana5 ( 20/10/2008 20:13)
Noue:

xxx:

Fotoana fiakaran’ny manga izao eto M/car. Ity misy soso-tsakafo kely ho antsika izay te hanandrana fa tsara sady matsiro izy ity :
Zavatra ilaina:
Manga esy (saoma mavo ): 02
Tsivakia ( patsa fotsy ) : tapa-kapoaka
Voatabia ( masaka tsara ) , tongolo sy menaka.
Atao ny sôsy voatabia sy tongolo avy eo arotsaka ny tsivakia. Rehefa avy nangotraka 5min de arotsaka indray ny manga esy efa voavofy sady voatetika. Andrahoina ho masaka ary aroso avy eo.
Azo asiana fangaro hafa (hanitra) araka izay itiavanao azy ihany koa
Mazotoa homana ary ô!

ilay saosy voatabia hono toa hoe faran'izay ratsy nefa @ fahasalamana ???? sa tsy marina izany aaaa ?

Koa raha tena ratsy zany ny saosy voatabia tsy efa las marary mitsipatsipaka daholo ny italiana rehetra rehetra, saosy tomate marai-tsy hariva ny sakafony!

voambaka ndray ianao t@ io resaka io!




:lol: :lol: :lol: :lol:
22. diamondra27 ( 21/10/2008 06:03)
sakaizakely:

xxx7> hahaha
ny efa zatra miafina ihany no mibolisatra any am "tsy lazaina" rehefa manoratra :-D :-D :-D

de tokony firy grama isany ny voatabia sy ny tongolobe ? misy manko ohatra fotsiny ny voatabia kely otran'ny paiso de misy ngozabe otran' ny fonomby, de ny aiza am zay no ampesaina ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)


----------------------
saika tsy hamaly aho fa hamaly ihany
ra serera , a as
io ndray fa miseho milay le sakaizakely hahahha tapaka akia ny tsinaiko a

za koa miombon-kevitra amindry fa dia maninona no miafina xxx nefa re7 nge ny resaka sa sao de bedy kosa akia izy miditra eto a,
misy an'izan nge akia ato e, we bedy miditra serasera de manao xxx am zay de tsy fantatra
23. ainaheri ( 21/10/2008 11:10)
Mapmé mitsy nareo reto oooooooooo :-D :-D :-D :-D
24. fahamarinana ( 22/10/2008 04:05)
:arrow: :-D :-D misy bedy zany tokoa moa !! ,sao kosa tratra nanao resaka tany amin'ny dinika manokana tany ohatra..dia mba xxx vao afaka miditra..
(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1587