FORUM - CONFERENCE NATIONALE CITOYENNE juillet 2009

1. nygasysoafifameno ( 21/10/2008 00:52)
A tous les Malagasy patriote à Madagascar et à travers le monde
Notez et informez
du 15 juilet au 31 juillet 2009
A Madagascar le lieu sera précisé ultérieurement
Forum Conférence Nationale Pédagogique Citoyenne et Patriotique
Sur la stratégie de Développement de Madagascar
des tables rondes, mise à plat, Analyse-diagnostiic et solutions des défaillances de ces 48 années ( 1960 / 2008 ) régimes Tsiranana-pisodia, Ratsiraka-arema, Ravalomanana-TIM...
Consultez le site http://madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
Une communication en Malgache sera publiée d'ici deux jours
Et n'oubliez pas de visiter le premier site citoyen
http;//wwwmadagascar-animation-culturelle.net
novalian'i nanas ny 27/10/2008 18:26
2. saranga ( 21/10/2008 12:10)
Chèrs amis malgaches à l'étrangers, j'aime pas que ce forum aura lieu à Madagascar car Ravalomanana ne parle pas très bien le français comme moi. Merci de votre comprehension.
saranga
3. nanas ( 21/10/2008 13:47)
Bon a la limite, on s enfou de lui ( le8 bougre)
4. penguin ( 21/10/2008 15:55)
Ary nanas moa inona no ilaina anao?
5. naughtyboy ( 21/10/2008 16:01)
ny otranazy no ho avy firenena fa i zanety nop ho aviny 18 (kominina Anjanamasina=)) =)) =)) =)) O.K
:-$ :-$
6. nanas ( 21/10/2008 19:01)
naughtyboy:

ny otranazy no ho avy firenena fa i zanety nop ho aviny 18 (kominina Anjanamasina=)) =)) =)) =)) O.K
:-$ :-$



Mercie naughty a! kenda ndray zanety t@ iny a! efa mikotrana be lery fa efa fantany fa ho lany president ny adala vendrana eny Anjamasinina izy

o ry penguin zanety a! ny tenanao aloha hanotaniana hoe misy ilaivana anao ve, fa aza mody za ndray no hamadihana resaka eto.
7. bazylou ( 22/10/2008 01:03)
dia hatao inona koa izany ?? handaniana andro fotsiny indray ve dia avy eo mibontsina eran'ny lalana??? tssss, connerie!!!! :-D :-D
8. ravatorano ( 22/10/2008 05:19)
asa aloha fa toa misy mitady hihaopefy mihitsy amin'ny fomba fitenenana ato amin 'ity lihahevitra mikasika ny politika ity.
Izaho dia mba miangavy antsika antanandroa re ry zareo mba aleo asiana fanajana na ny fomba fiteny na ny eo amin'ny firesahana mba tsy hisian'ilay famafana ny lahatsoratra izay avoakanareo
Misaotra indrindra ry namana hajaina rehetra !
:D
9. naughtyboy ( 22/10/2008 13:50)
misy ho tsakotsakoina izany ravato fa misaotra ...nefa ny vy tsy mikotrana irery fa atr@ nidirany i zankely na i zanety de niseho io tranga io ka efa nisy nangataka aza sy nitaraina ny nataony tato ka anjaranareo mpikarakara izay fa za de tsoriko fa tsy azony itondrany ny adalany eto na kely aza....na amanarivony na amanalina otrany io aza no itambatra amiko eto de laniko foana fa aleo izy ho avy fa zay no maha notty ahy tsy mitsatsaka anreny za..
10. penguin ( 22/10/2008 15:10)
HAHAHAHA fa iray ve sa aman'alina no midona aminao ? Sao manao resaka mifamototra nefa ny filoham-pirenena ara-dalana aza no asianao hafatra. notty ve mitapy éééé?
Namana hajaina tokoa ravatorano fa ny filoha ompaina an ?
11. ni81 ( 22/10/2008 15:17)
asa aloha fa toa misy mitady hihaopefy mihitsy amin'ny fomba fitenenana ato amin 'ity lihahevitra mikasika ny politika ity.
Izaho dia mba miangavy antsika antanandroa re ry zareo mba aleo asiana fanajana na ny fomba fiteny na ny eo amin'ny firesahana mba tsy hisian'ilay famafana ny lahatsoratra izay avoakanareo
Misaotra indrindra ry namana hajaina rehetra !
=D> =D> =D>
12. penguin ( 22/10/2008 15:47)
Mandrabiraby filoham-pirenena aminay mihoam-pefy ka asa na fanajana ny akama ny fanapepoana ny sainy, ny vahoaka ao aminy hatrany amin'ny madinika mipaka any amin'ny filohany ?
13. nanas ( 22/10/2008 16:25)
penguin:

Mandrabiraby filoham-pirenena aminay mihoam-pefy ka asa na fanajana ny akama ny fanapepoana ny sainy, ny vahoaka ao aminy hatrany amin'ny madinika mipaka any amin'ny filohany ?



Mbola averiko aminao ry zanety penguin, aminay rehefa tsy manaja ny sata sy ny zon ny vahoaka malagasy dia tsy asihanay hajany. Ka raha te-hohajaina dia be it fa na hifendrofendro eto isan andro @ hoe mandrabiraby filoha ori ora aza ianao rehefa mbola tia-kely sy tia-tena mpampijaly vahoaka dia mbola mitovy @ ireny fatritran olona ireny ihany tsy asianay hajany.
Ary rehefa tsy tianao ilay sujet aza miditra fa mandoto rano ny sujet n olona fotsiny, aleo izay te-hiady hevitra no miady hevitra ato mba hisian ny fifanajana.

14. ravatorano ( 23/10/2008 05:16)
amiko aloha dia ilay fanehoan kevitra no tokony hasiana fandanjalanjana mba tsy hisy fitenenena "maloto" na ankolaka na mivantana .
eto indray dia antsika rehetra ary samy mahazo mamoaka ny ao anatin'ny sainy sy izay araky ny fahalalany ny tsirairay nefa aoka fotsiny hifanaja e

Misaotra anareo namana hajaina rehetra e
:D
15. penguin ( 23/10/2008 08:53)
Antsoi ni kidoropamba fa filoha hajaina io ra-mpi-nanananas-be aaaa. =))
16. nanas ( 23/10/2008 19:29)
amin ra-kidoro zany fa tsy aminay, nanas tsy kidoro, olona roa samy hafa reo
17. penguin ( 24/10/2008 15:21)
Ny lohanao no tena misaritaka kara kidoro ka tsy mahay manaja vahoaka sy ny filohany.
18. nanas ( 24/10/2008 19:01)
penguin:

Ny lohanao no tena misaritaka kara kidoro ka tsy mahay manaja vahoaka sy ny filohany.



Aza mitomany ho hajaina hoa rehefa tsy mahay manaja tena aloha. Ary rehefa vendrana dia vendrana , pokaty, tia-tena, tia-kely sy ny sisa tsy voatanisa. Tsy misy olona hanao hosanna hosana olona vendrana zany raha tsy ny vendrana tahaka azy ihany angaha. Ka na hifendrofendro eto aza ra-zanety penguin tsy hampiova ny zava-misy ( reallite fa tsy actualite).
Zao zao ny ekonomista manampahaizana gasy milaza foana hoe tsy maintsy misy impact @ fiainam-pirenena ny krizy, tonga avy any ny vendrana zay tsy nanao etude na kely akory dia milaza fa tsy misy fiatraikany hono io fa vao maika hahazo aina aza ny ekonomie gasy. Aza mi-degany hoa fa mahaiza manetry tena fa tsy talentanareo hoe “ filoha” e!
19. karavasy ( 27/10/2008 15:03)
Fa iza no mitady anao hanao "hosanna hosana olona vendrana". Tsy mila vendrana hanao hosana azy ny favy. Porofon'izany tsy azonao ny fitondrana na milaza misy loha aza ianao. Variana mampidera taiby fotsiny fa tsisy azonao akory. Iza no hanaraka maivana sahala izany ??? ANDRASO EO :-D :-D :-D
20. nanas ( 27/10/2008 18:26)
karavasy:

Fa iza no mitady anao hanao "hosanna hosana olona vendrana". Tsy mila vendrana hanao hosana azy ny favy. Porofon'izany tsy azonao ny fitondrana na milaza misy loha aza ianao. Variana mampidera taiby fotsiny fa tsisy azonao akory. Iza no hanaraka maivana sahala izany ??? ANDRASO EO :-D :-D :-D



Justement, nareo samy vendrana ao ihany no mifanao hosana hosana ao! na efa mitrongy @ tany aza ny ekonomy dia vendrana isany mbola milaza fa miakatra hatrany. Na faly ianao ra-karavasy na hibotsina hotran ny trano aza ny fonao, zahay tsy maintsy milaza ny tsy mety sy tsy rariny. Hafa hahay raha mba manampahaizana sy ampy traikefa no mitantanana fa tsy zao vosa-lahy rehetra zao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1481