sakafo maraina

1. Bita ( 20/10/2008 08:19)
Nisy Rangahy iray nikômandy sakafo maraina tao @ restaurant iray: Ireto avy no nokômandiny: Mba hanaovy Atody 2 azafady, ny 1 nandrahoana mafy ary ny iray manta miaraka @ pain griller atao mainty tsara ary kafe matimaty (sady tsy mamay no tsy mangatsiaka)...... Dia hoy ilay serveuse tsy misy an'izany ato aminay ary tsy hety hanao an'izany ny mpahandronay...... Dia hoy ilay Rangahy ka omaly aho nihinana tato nahazo ireo ko nahoana androany aho mikômandy tsy hahazo? :-D :-D :-D :-D
2. simplex ( 20/10/2008 21:40)

omaly ve ity napme? :)
3. simplex ( 20/10/2008 21:40)

tsy azoko :P
4. mbaliana ( 21/10/2008 09:22)
tsy nitovy fotsiny ny anarana le menu e
5. tsiambaratelo ( 29/10/2008 01:11)
Bita:

Nisy Rangahy iray nikômandy sakafo maraina tao @ restaurant iray: Ireto avy no nokômandiny: Mba hanaovy Atody 2 azafady, ny 1 nandrahoana mafy ary ny iray manta miaraka @ pain griller atao mainty tsara ary kafe matimaty (sady tsy mamay no tsy mangatsiaka)...... Dia hoy ilay serveuse tsy misy an'izany ato aminay ary tsy hety hanao an'izany ny mpahandronay...... Dia hoy ilay Rangahy ka omaly aho nihinana tato nahazo ireo ko nahoana androany aho mikômandy tsy hahazo? :-D :-D :-D :-D



Tsy niasa lay mpahandro de tsy nisy afaka nandray ny toerany ve:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3216