Firankaofonia: nadresy sa resy i madagasikara?
1. kidoropamba
(
20/10/2008 09:53)
Hampiatrano ny fihaonambe an'i firankaofonia @ 2010 i Madagasikara. "Ady" be hono tao t@ congo sy gasy ravalo ka nilaza ry zareo nivaoka avy tao fa ny gasy no nandresy.
Fa nadresy amin'inona moa izy io?
Ny hampiantrano ity firankaofaonia ity ve dia lazaina fa nadresy? Tsy ry zareo vozongo ve no tena nandresy satria nahita ireto afirikana miady taolana (firaokaofonia)? Indrindra fa ity filohantsika izay mampiseho ny tsy fitiavany ny firantsay kanefa dia mandady sy miankohoka mba hanandratgra ny tenin'ny firantsay (amin'ity firankaofonia ity)?
Amiko dia i lafirantsa no nandresy tamin'ity satria nasehony fa tena tsy afaka miala azy isika gasy satria na ny filohantsika aza dia nidongy hiala ao raha tsy omena azy ilay "bonbon firankofaonia". hin!hin!hin!hin!hin!nohomehezan-dry BaongO sy Senogaly e. Io ary fa miady taolana. hin!hin!hin! ingahy Kabila koa amin'izay dia tsy rototra akory ny hampoiatranao an'io ka ireto ministra-ny foana no nalefany tany niady taolana tamin'ny filohan-tsika.
Ka nadresy hono ny filohantsika. hin!hin!hin!hin! tena tiantsika ny deradera aloha an.
Avy eo dia haninona? hanao bilodingY mijoalajoala izay azo avy @ vola notrosaina amin'ny vozongo? (nadresy hoa ny vozongo), ka hanantatra sy hilohaloha ny tenin'ny vozongo? Amini'zay ny "gasy pataloha rovitra" (GPR) dia faly manononfy fandrosoana mahita an'ireto bilogingY ireto kanefa ny vary ao ankibony dia mihena isan'andro.
Mampalahelo ahy ny mahita isika gasy efa omena fanjakAna, omena fahefAna, omena fanAnana dia mbola mora ambakain'ny vozongo foana. Hampandihiziny eo isika dia mandihy tokoa ireto rahitsikitsika ireto. tsssssss. day klé lé

novalian'i naughtyboy ny 30/10/2008 21:12
2. tenagasy
(
20/10/2008 12:18)
Mankamamy!
Sady mivanika kely @ ila-molotra aho kibokiboin'ny fanontaniana hoe:
Ary raha nomena an'i RDC ilay izy dia inona indray no mety nolazaina?
Mba efa noeritreretina vare sa dia efa mandeha hoazy ny fitsingolohana?
Tsy miaro na momba aho eto fa manamarika ihany!
Mirary soa!

3. lolabe
(
20/10/2008 13:15)
Ny fivorian'ny firaisambe afrikanina @ herintaona ary efa hahamenatra fa ho afa-baraka isika ko oe frankaofonia a frankaofonia, aza ty deraina ra8 a, jereo alo ny vahoakanao efa maro ny maty ny hanohanana vao mieritreritra an'izany de ho boka firehitra ny trosa lava eto ty gasikara tsy mety tafavoaka ny tonelina t@ andron'i Ratsiraka ty.
4. nanas
(
20/10/2008 21:36)
Marina mihitsy zany ra-kidoro a! le8 sy ny tropiny reny le atao hoe ambava tsy mila fa ampo taralila. Tsy mahalala menatra intsony fa efa jamba ny vola sy ny fitiavan-tena. Olona tsy ampy fahalalana marina
Raha tsy voafidy handray ny francophonie vao maika voakora lavitra satria mitetateta @ zavatra tsy hatonona ny tena. Tsy menatra akory manaratsy frantsay nefa hay mbola milelaka sy mirazona ny vodim-patalohany ihany. Nandresy marina ny vozongo @ zao, fa mba inona kosa aloha ny takalony e! mahazo vola hanaovana ny map ve sa hi-subventionena ny TIKO sy ny orin asany hafa ohatra ilay fanaovan-tsakafombiby vao hatsangany.Sa angamba kosa mba mety manamora ny hanondrany "fromazy sy aorta" makany @ lafrantsa ka.

5. nirasia
(
21/10/2008 06:16)
Mba ampiasao wa le saina fa aza de faly hitsikera fotsiny! tsy i France ange no ivavahana ry baina vendrana isany fa misy firenena manana ny valeur-ny betsaka ao @ francophonie fa le avendranana mba asio fetrany iany e, mba saino kely fa ny Canadiana izay manao investissment eto @ tanàna ange ka ao anatin'io francophonie io e, fa tsy oe tsy tia frantsay nefa mbola mirangorango any aminy iany, izany frantsay zany baina vendrana isany ts'isy lanjany tsony fa ny membre ao @ francophonie no jerena izay azo iaraha-miasa a, le oe inona no tombony ho azon'ny gasy @ 2010 dia aleo hoazavaiko na de tsy mahay firy aza aho fa vola miditra ho an'ny Gasy ze liam-pandrosoana io fa tsy ho an'ny kamo lahy sy vavy kosa aloha (tourisme, etc), adala zany ny RDC niady ny andray an'io @ 2010 (fa elisany no efa sasatra ny miady tolana sy mi-critique fotsiny isan'andro) ho itan'lisany tsara eo moa fa misy haino aman-jery hitsangana eto aoriana kely eo fa ho tapaka daholo ny lohan'lisany tsy mahay afa-tsy ny mitsikera sy mivovo sahala @ alika tsy ampy kaly rehetra ireo
6. kidoropamba
(
21/10/2008 07:36)
Mazana hoa enao ry filoha hajaina Ravalomanana satria io Ary fa vaky vava ny @ tena antony hitiavanao an'ireo fivoriana iraisam-pirenena ireto:
hita tao @ lekisipiresy:
"Nous allons montrer au monde entier notre capacité d'organisation. D'ailleurs des pays comme le Canada ont déjà assuré de leur soutien pour la tenue du Sommet de la Francophonie chez nous. " VOLA IO.
na ato koa: "C'est dans l'intérêt du pays d'accueillir les deux rendez-vous internationaux. Cela nous oblige à améliorer nos infrastructures. Les coûts des investissements seront réduits de moitié grâce aux deux sommets ."
Raha tsy misy sommet hoa dia tsy misy zavatra ho vita eto na koa efa lany dôlidôly ireny trosa ireny. Ka ilaina ny sommet mba ahazoana vola. Io sisa no hany irika hanambarana ny "zava-bita" fa raha tsy izany dia maina be ilay vary.
Efa nametraka adEziOn any @ TGV izahay fa toa tsy lasa ity TIM ity. Ka miandry ny valiny. 8O 8O

7. lolabe
(
21/10/2008 10:14)
Mba misaina ko ry Nirasia a, fa nahazo tombotsoa tamin'izao fitondrana zao nga nareo? Mba misaina ko ve nareo fa volabe anie no holany hanaovana an'izany eto e, maninona ra omena ny gasy zay efa maro no matin'ny hanohanana ny vola hanomanana an'izany? de maninona ko i Canada? sheritt sy ambatovy ve no tianareo resahina amin'izany? ampidirina eto daholo ny vozongo rehetra ve hangorona ny harenan'ity firenena ty? Fa mitampina inona ny masonareo sa efa notapenan'i ra-8 yaourt sy fromazy? Mba misaina, aiza le MAP dedadedahana, na firenena iray aza tsy mbola nisy nanome vola, mampalahelo nareo sy ra-8 nareo ra Nirasia a. Efa nomen'i ra-8 toerana ambonimbony any aminy sa nasainy namafa ny tain'alikany isa-maraina?
8. kidoropamba
(
21/10/2008 11:06)
Ampelatanan'ingahy TGV mantsy ny kitapom-bola fangalarana hatr'izay ka tsy misy atelina intsony izao. kenda ry patou tiramiway kalasa nitsaoka any ivelany. Ka sommet sisa mba hijerevana ranondranony. hin!hin!hin!hin!hin!
Aiza izy ity ry filohanareo hajaina e? Toa ry fillon (praiministra) sisa no mba zakan'i gabarit an-tsika fa ry sarkozy dia tsy te halala mihitsy.
Inona indray ny sommet manaraka mba hanaovana gabOne na bazary kely ery ampitatafika fa toa tsy ho hita ity vola ity?
Tim-taloha ary mbola miandry ny famerenan'i MAGRO ny volan'ny adEzion-nay t@ farany teo, tompoko.
8O 8O 8O

9. nanas
(
21/10/2008 14:08)
nirasia:
Mba ampiasao wa le saina fa aza de faly hitsikera fotsiny! tsy i France ange no ivavahana ry baina vendrana isany fa misy firenena manana ny valeur-ny betsaka ao @ francophonie fa le avendranana mba asio fetrany iany e, mba saino kely fa ny Canadiana izay manao investissment eto @ tanàna ange ka ao anatin'io francophonie io e, fa tsy oe tsy tia frantsay nefa mbola mirangorango any aminy iany, izany frantsay zany baina vendrana isany ts'isy lanjany tsony fa ny membre ao @ francophonie no jerena izay azo iaraha-miasa a, le oe inona no tombony ho azon'ny gasy @ 2010 dia aleo hoazavaiko na de tsy mahay firy aza aho fa vola miditra ho an'ny Gasy ze liam-pandrosoana io fa tsy ho an'ny kamo lahy sy vavy kosa aloha (tourisme, etc), adala zany ny RDC niady ny andray an'io @ 2010 (fa elisany no efa sasatra ny miady tolana sy mi-critique fotsiny isan'andro) ho itan'lisany tsara eo moa fa misy haino aman-jery hitsangana eto aoriana kely eo fa ho tapaka daholo ny lohan'lisany tsy mahay afa-tsy ny mitsikera sy mivovo sahala @ alika tsy ampy kaly rehetra ireo
Aleo aloha hazava tsara ty resaka ty ry ngah nirasai a! le company canadianna aloha na ao anaty ny francophonie izy na tsia tsy misy hiraharahianay an izany, fa ny fantatray dia tsy misy valeurny ireo satria manararaotra ny fahantran ny gasy no mbola manimba ny tontolo iainanany koa. Noho zany tsy manaja ny zon ny maha-olombelona, donc tsy misy valeurny aminay. Nareo fanjakana sy zay mpanohana azy, miray petsapetsa aminy ao no ratsy loha tia-kely sy vendrana.
Ianao aloha ve mba nampianarina nandrasa teny taloha, avy @ inona ny root hoe franco? mbola vendrana be ianao zany. Inona no hilelafana ny praiministra frantsay Francois Fillon mikasika io 2010 io raha lazaina fa tsy misy valeurany ny frantsay. Aza miatsara-velatsihy rehefa tsy tia fa mba manana hambo hatramin ny farany.
Hoy ianao hoe ny kamo lahy sy vavy no tsy hahazo tombony amin io, Mba farito kely eto zany malagasy kamo zany ra-zoky? Za kosa aloha manaiky fa zay mahazo tombon-tsoa amin io toa ny le8 sy ny tropiny dia tena mahazo be tokoa. Fa ny 85% ny vahoaka kosa tsy ahazo tombontsoa amin io mihitsy na ohatran ny tapak hoho aza, ka raha io hevitrao io no ampiharina dia kamo ny 85% ny gasy. Dia inona tokoa ary moa zany no antenaina amin io raha zany satria ny avo ihany no mahazo anie, nareo aza efa mibaboka. Ny tsy mahazo tombontsoa dia lazaina foana fa kamo,dadany zany leaza
10. kidoropamba
(
21/10/2008 14:21)
Lany "zava-bita" hidokAfana ny filohanareo ka mandany volambahoaka eran-tany mitady sommet. hin!hin!hin!hin!hin!
Raha ny vola lany nandehanana nitsangantsangana izay dia efa ampy nanaovana ny firankAofonia valo be izao. Iny mandany fotoana mitady "deradera" eran-tany kanefa na ny vahoaka malagasy aza ity dia manena isan'andro ny isan'ny vary atelina. tsssss! tena ravalomanana e: zesta lafariny e: indray mikobana fotsiny dia lasa miparitadritaka avy eo.
Ataovy sommet "distim" sy "disreg" ary "disfokont" koa amin'izay mba misy zava-bita hanaovana fety e.
Iny fa mandohalika amin'ny vozongo mamela-pe mba ahazoana vola...din!din:din:din! tsy ao e.
aleo antsagako ny kilioban'ny "GAT-MAG" (Gasy Antitra Tsy MAnaiky Gisitra) fa tena manala-baraka ny zana-gasy ity filohanareo ity e.

11. nanas
(
23/10/2008 13:57)
kidoropamba:

Fa zany eo ihany ry kidoro fa ity koa zava-misy @ zao fotoana zao: ny vozongo hono vao mahita gasy hoe mitady fiaraha-miasa dia ny ao antsain ny vozongo avy hatrany dia hoe hangataka ndray ty zao. Vokatr izay simba ny images ny gasy any andafy satria ny filoha mihitsy aza zao no mitety tanana hangataka cent, miaraka @ air force one io an!
13. xxx
(
25/10/2008 03:45)
ka na iza na iza teo @ fitondrana ange de nitady vola tany ivelany foana e. ary mirotsaha daholo ianareo mpitsikera ireo refa tonga ny fifidianana e
14. karavasy
(
27/10/2008 15:13)
Okay ra xxx. Ny nanabe manaintana ny lohany dia mitabataba ry zareo. Ny vendrana tsy voazeranao koa inona no maha favy anao?????
15. nanas
(
27/10/2008 18:17)
karavasy:
Okay ra xxx. Ny nanabe manaintana ny lohany dia mitabataba ry zareo. Ny vendrana tsy voazeranao koa inona no maha favy anao?????
mba hovay @ zay ty toe-tsaina lomorina ty e!, tsy rehefa miteny ny tsy mety akory dia mitady seza zay no dikany! Ny mahavendrana azy mihitsy no tokony hahatsapany tena hoe tokony miala izy fa tsy mahavita azy , mba mahalala menatra satria bougre na vendrana. hoatranao eto zao, tsy mahay miady hevitra fa rehefa tapona salosana dia mi-nananas e! ori ora, efa mila hofanakaiky ny tranon-tainy sy ny fony rehefa tsy mahita havaly intsony
16. naughtyboy
(
28/10/2008 15:37)
fanampiny volazany nanas ,i xxx mo de i zanety ihany ...
tsy anjera fa anorina zv maharitra sy itondra soa no tedaviny rehetra,politika fanarenana fa tsy famarinana ankady ny firenena io no tsy ekena atr@ zay..
ary ny Malagasy akory tsy sovaly atao miantobilona natao ampifaly sy amela ny mpangorokarena toy an'i le8 ..
nirasia ko mo tsy ampy fandinihana fa mitsatsaingoka ambolony mba enaro aloha @ tantarany politika ny atao oe sphere of influence de fantatrao mazava ny lanjany frantsay eo @ tontolony politika erantany,fa tsy entiny tsy fitiavana frantsay fotsiny ka tsy mahalala ny toerany @ sehatra avo erantany..

17. penguin
(
28/10/2008 16:00)
Tsy alehany mitady mpanampy sahala anareo mivonto ireo. Azerao raha azonao fa aza mikonetaka. Tsy raharahan'ny olona fa lany andro mitady ranondranony amin'ny vahoaka Malagasy. lelafo ihany ny vazaha any fa anay ny anay aty
18. kidoropamba
(
28/10/2008 17:13)
Magala-baraka ny gasy ity hata-dava ity Ravalomanana a. Mba mahalala menatra amin'izay fa efa be be taona ihany ianao. Nanohana anao foana aho hatr'izay fa izao kosa dia leo tanteraka an'ity lainga be anao ity.
Gisitra be ianao ra-filoha fa tena gisitra isika gasy. Hata-dava, tomany lava, mifikitra ambodim-bazaha, mandohalika amin'ny mpanjanatany mangataka firakAofonia, hihomehezan'izao tontolo izao, jejojejon'ampombo, ....gisitra e.
Tssssssssss....... henatr'Iarivo ity ianao satria tena balita be tsy nambinina. tsssssss!

19. naughtyboy
(
29/10/2008 12:37)
o ry zankely a, fa nga tsy voazerany zankely no miantso vonjy aty e..tsy alehany nge zany matoa mimila vonjy e =)) =)) de in fotsiny no nataony zanety tany atr@ zay
20. penguin
(
29/10/2008 14:18)
Elah mitady hanjera sy miowaowaowa le8 isaky ny mihetsika no tsy mahazera fa tsy ny olona faly mijery ny tetikasa efa mandeha. Manja anie ny Hotel vaovao ho vita eny Ivato atsy ho atsy ééé. Inona no vitan'elah isany ? Milelaka any andafy dia ny fandrosoan'olona no saviliana.