Lasa nandositra i... tandremo ry ...
1. xxx
(
14/10/2008 11:49)
Lasa nandositra any La Réunion i Sylvain Rabetsaroana ary any Maurice kosa i Edgard Razafindravahy raha misy tsy mahalala an'izy ireo dia alefaso ny fanontaniana fa ho valiana fa ry zareo dia mpandraharaha malagasy anisan'ny matanjaka eto @ tanàna ka tandremo ry mpandraharaha malagasy fa efa manomboka ny haza lambo anareo fa aza dia tia seho seho loatra,aleo mipiripirina ..... (à suivre)
novalian'i MANAKASINA ny 23/11/2008 08:43
6. rastafarai
(
14/10/2008 23:13)
:°) Aona ny fika hipetrahana any!??????????? Mba ampitsoahana ny akama mpanao vinany...
7. xxx
(
15/10/2008 07:55)
Andraso ho lehibe i andry dia solointsika i RAVALO
fa raha izao dia tsy hirotaka mihintsy i iarivo, fa aleo miaritra, satria tsy mbola misy merina hasolo azy eo
fa raha izao dia tsy hirotaka mihintsy i iarivo, fa aleo miaritra, satria tsy mbola misy merina hasolo azy eo
8. nanas
(
21/10/2008 14:13)
misy ary betsaka ny azo asolo azy, fa saingy tadidio foana hoe hiverina hirotaka hoatran ny t@ 2002 ve, nefa asa aloha e!. Dia ho potehan-tsika indray ve anefa ny fiainan ny olona. Ny fahapotehana teo aloha vokatry ny 2002 aza ty mbola tsy tafatsangana, vao miha-milentika. Nefa koa @ lafiny iray, mbola avelan-tsika hamotika ny tanindrazan-tsika ve ny tsy mataho-tody sy mpangalatra isany? Anjaran-tsika no mieritreritra e!
10. nanas
(
22/10/2008 16:35)
penguin:
Soloy an'i nanas-be fa efa mivontobe izy io ééé.
zanety penguin zao no mivonto mitady hipoka ny lohany, efa mivadika lakoraika. Ary ianao ra-zanety aza manimba sujet n olona fa rehefa tsy m interesse anao aza miditra ato a! Efa fantatray ny tsy fahampian-tsainanao fa aza simbaina ny sujetn olona.
13. Stone
(
14/11/2008 21:43)
Mbola tsy misy mahavoan'ilery (R8) aloha izao, mba nihezaka hanongana ny jeneraly be Fidy, Ra-Eugene, ry Faharo, ry Pety, ry Marson Evariste fa eeeh! Herizo aza gli mihitsy (manao azafady raha misy tafitohana). Ry Jao Jean lasa pro tampoka indray. Ry Bazouly marary fo marain-tsy-hariva. Aiza ilay opposition e ?
14. Stone
(
14/11/2008 21:51)
Miverina amin'ilay sujet aho. Fa maninona Edgar no mandositra izany hono?
Haza lambo izany tsy antony, fa inona ny zavatra nataony nahatonga izany ?
Izaho aloha efa nahare tantara hafahafa (magouille) momban'ireo olona ireo taloha efa ela.
Haza lambo izany tsy antony, fa inona ny zavatra nataony nahatonga izany ?
Izaho aloha efa nahare tantara hafahafa (magouille) momban'ireo olona ireo taloha efa ela.
15. MANAKASINA
(
23/11/2008 08:43)
sao kosa mba misy antony e, matoa ejena e, mampanotany tena nge ny fananan'ireo nefa be ny gasy no mahantra , sao harena azo t@ tsy rariny ny azy ireo matoa matahotra di mandositra