very vakana zavavy

1. rajary ( 14/10/2008 19:02)
manaôna daholo nareo ze mamaky ty soratra ty ; sao de mba misy mahalala kay le hira we VERY VAKANA ZAVAVY INY fa mila maika za rireto an ok
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 15:36
2. miranto81 ( 14/10/2008 23:45)
Tsy tadidiko tsara mety ho diso

Very vakana zavavy
k'indro tonga mba hiangavy

Vakana inona hono izany?
Sao mba ho hitako eny ihany?

Vakana iray toa arivo
Filamatra soa ka tsahivo

Mahery ka tsy mety levona
Pepoina vao maika matevina

Tena vakana tsara indrindra
TENA VAKANA TSARA INDRINDRA
Tsy miova ary tsy mba mifindra
TSY MIOVA ARY TSY MBA MIFINDRA
Ilay vakam-pirenena
tena kanto raha jerena

LOTOINA
LOTOINA VAO MAIKA MADIO
TSAROVY SY MBA TADIDIO
Ilay vakam-pirenena
tena kanto raha jerena

Fa aingon-drazana
(tsy tadidiko)
Tsy azon'olona takonana
Raha izy no am-bozonana

MBA ANDRAMO MOA
Mba andramo ho hitanao
Fa ho ety izy atao

dun d lunluntun tun tun
3. lazounet ( 15/10/2008 00:06)
(Hoy ny bandy);
-Very vakana aho zavavy
k'indro tonga mba hiangavy
(hoy ny joba):
-Vakana inona hono izany
sao mba hitako teny ihany
(mamaly indray ny kôfyboay)
-Vakana iray toa arivo
Filamatra soa ka tsahivo
(miara-mihira)
-arendrika tsy mety levona
Pempoina vao mainka matevina.
(ny bokaka indray)
-tena vakana tsara indrindra
(mamaly ny bandy mitovy @ izay ihany)
(lasa indray ny pasi)
-Tsy miova àry tsy mba mifindra
(mamaly ry zalahy mitovy @ izay ihany)
(miaraka)
-Lotoina,lotoina vao mainka madio
-Tsarovy àry koa tadidio
-Fa io ilay vakam-pirenena
tena kanto raha jerena.
(ny sipa indray)
-Haingon-drazana
(ny tary)
-tena misy tsy tadidiko eto fa iverenako eo radem. G

ôtraka loatra
4. miranto81 ( 15/10/2008 04:27)
lol

tena eo amin'ilay tsy tadidiko koa :-D
Ohatra ny mingoningonina kely izay eo dia tsy tadidy :-D

Fa ilay an'ahy mahery ka tsy mety levona =)) =)) =))
5. ni81 ( 15/10/2008 06:36)
Io ny tohiny ary e


Haingon-drazana
Fahiny izay mbola
Hita tsisy tsiny
Tsy azon’olona takonana
Raha izy no hiambozonana
Andramo, andramo ho hitanao
Fa ho mety izay hatao


6. tsiambaratelo ( 15/10/2008 14:46)
lazounet:

(Hoy ny bandy);
-Very vakana aho zavavy
k'indro tonga mba hiangavy
(hoy ny joba):
-Vakana inona hono izany
sao mba hitako teny ihany
(mamaly indray ny kôfyboay)
-Vakana iray toa arivo
Filamatra soa ka tsahivo
(miara-mihira)
-arendrika tsy mety levona
Pempoina vao mainka matevina.
(ny bokaka indray)
-tena vakana tsara indrindra
(mamaly ny bandy mitovy @ izay ihany)
(lasa indray ny pasi)
-Tsy miova àry tsy mba mifindra
(mamaly ry zalahy mitovy @ izay ihany)
(miaraka)
-Lotoina,lotoina vao mainka madio
-Tsarovy àry koa tadidio
-Fa io ilay vakam-pirenena
tena kanto raha jerena.
(ny sipa indray)
-Haingon-drazana
(ny tary)
-tena misy tsy tadidiko eto fa iverenako eo radem. G

ôtraka loatra



Inona kay zany bokaka?:-P
7. endrika01 ( 15/10/2008 15:36)
Zany ve de tsy hay:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048