Inona ary no tokony handoavan'ity Ranamana ity douane?

1. Bita ( 14/10/2008 11:44)
Nisy Rangahy nitondra bisikileta misy fitondrana entana teo alohan'ilay bisikileta ary nandalo ny douanier, tsy nisy ny problema fa afaka nandalo tsy voasakana ilay Rangahy. Niverimberina matetika anefa ilay Rangahy ka nahatonga ilay douanier hisava azy: ny zavatra entiny anefa mitovy foana. Tsy naharitra ilay Rangahy fa nanankana azy efa in-5 ianao izay nandalo teto fa inona no entinao? Fasika hoy ilay Rangahy... Nojeren'ilay douanier ilay fasika ary narosony tao ny tanany ary dia fasika tokoa ary dia nahazo nandeha ilay Rangahy. Saingy mbola niverina fani6 indray ilay Rangahy ka tsy naharitra ilay RDouanier: Mijanona ianao fa tsy mazava mihitsy ny entinao fa inona indray no entinao? Fasika hoy ilay RAngahy..... Ary dia tsy nino ilay Douanier ary nosokafany ila ykitapo feno fasika ary nasainy nasainy nosivanina hijerena izay tao anatiny saingy tsy nahita ninoninona izy ary dia nalefany. Mbola niverina indray ilay Rangahy mitondra mitovy @ teo ihany ary farany hoy ilay Douanier mialatsiny fa raha mbola fasika no entinao dia tsy maintsy alefanay any @ Laboratoire ho jerena. Tsy maninona hoy ilay Rangahy ary dia nomeny tany ny fasika fa izy mahazo mandeha...... T@ farany mbola nandalo ihany ilay Rangahy mitovy @ fitondrany ihany ary hoy ilay Douanier tsy nahita na inona na inona izahay tao anaty ny fasika saingy inona no mampivezivezy anao eo? Valio raha mba afaka manampy ny Douanier nareo?
novalian'i andrywui ny 15/12/2008 10:44
2. ganakely ( 14/10/2008 12:15)
Satria ao anatin'ny enceinte ny port izy no mivezivezy.
3. nathie86 ( 14/10/2008 12:24)
tsy azoko mintsy, fa aƓna mo izy no tokony handoa doane eh
4. harybe ( 14/10/2008 13:46)
ilay bisikileta no hamidin'ilery rah izany!! :lol:
5. xxx ( 15/10/2008 07:52)
ka mety mpitondra camion mpitatitra fasika no asany dia vaky pneu lay camion dia voatery taterina amin'ny bisikileta :wink:
6. mananja ( 15/10/2008 10:28)
mety misy bisikileta maromaro ho avoaka ao d avokanlery atsokosoko d mody mitondra fasika fona nedala nefa maninon ary refa miditra ao izy ts voasakan? zany oe rehefa mvoka ian iz vo mitondra le bisikleta d le fasika no raison hivoahan, sa mety oe in hoy ianareo???
7. endrika01 ( 15/10/2008 10:30)
Bita:

Nisy Rangahy nitondra bisikileta misy fitondrana entana teo alohan'ilay bisikileta ary nandalo ny douanier, tsy nisy ny problema fa afaka nandalo tsy voasakana ilay Rangahy. Niverimberina matetika anefa ilay Rangahy ka nahatonga ilay douanier hisava azy: ny zavatra entiny anefa mitovy foana. Tsy naharitra ilay Rangahy fa nanankana azy efa in-5 ianao izay nandalo teto fa inona no entinao? Fasika hoy ilay Rangahy... Nojeren'ilay douanier ilay fasika ary narosony tao ny tanany ary dia fasika tokoa ary dia nahazo nandeha ilay Rangahy. Saingy mbola niverina fani6 indray ilay Rangahy ka tsy naharitra ilay RDouanier: Mijanona ianao fa tsy mazava mihitsy ny entinao fa inona indray no entinao? Fasika hoy ilay RAngahy..... Ary dia tsy nino ilay Douanier ary nosokafany ila ykitapo feno fasika ary nasainy nasainy nosivanina hijerena izay tao anatiny saingy tsy nahita ninoninona izy ary dia nalefany. Mbola niverina indray ilay Rangahy mitondra mitovy @ teo ihany ary farany hoy ilay Douanier mialatsiny fa raha mbola fasika no entinao dia tsy maintsy alefanay any @ Laboratoire ho jerena. Tsy maninona hoy ilay Rangahy ary dia nomeny tany ny fasika fa izy mahazo mandeha...... T@ farany mbola nandalo ihany ilay Rangahy mitovy @ fitondrany ihany ary hoy ilay Douanier tsy nahita na inona na inona izahay tao anaty ny fasika saingy inona no mampivezivezy anao eo? Valio raha mba afaka manampy ny Douanier nareo?



Mitovy eritreritra @ harybe kou zah,hi hi hi:-P
8. arson ( 30/10/2008 05:32)
inona ary ny tena valiny marina fa za to tsy mahita havaly ko
9. endrika01 ( 01/11/2008 17:46)
Alefaso le valiny e!
10. andrywui ( 15/12/2008 10:44)
satria le fasika tao anty bicyclette misy douanier de le douanier tia fasika satria le bicyclette mety hovidianle douanier ra atao analyse miaraka le ranga sy fasika mivoaka miditra aminle douanier manana bicyclette le ranga mpiasan'ny douanie ihinana fasika raha mbola mivoaka miditra eo le ranga manana analyse fasika in-6 nosavaina fa le douanier tsy manaiky!! ZAY NY ANA NY VALINY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1268