nisy adala folo

1. miranto81 ( 15/10/2008 15:20)
Tadidiko aho ilay mpiandy vavahady tany amin'ny toby fitsaboana adala. Nanontany ahy ry zalahy.
- Inona no ataonao eo razoky?
- Miandry vavahady. Hoy aho namaly
Dia nihomehy ry zalahy,
- Vavahady hono ka andrasana

:/
novalian'i miranto81 ny 31/10/2008 03:56
2. MMS ( 16/10/2008 05:19)
Kiani'ny adala zany ialahy ! hi!ihi!hi :-D
3. olite ( 16/10/2008 11:33)
adala misaina izy roalahy izany koa :-D :-D :-D :-D :-D
4. miranto81 ( 31/10/2008 03:56)
lol, tsy tena izaho fa nampihomehy ahy fotsiny dia nataoko copier coller :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2252