Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
arialy ( 11/10/2008 12:39)
mony mihamafy
:) iza aminareo kay no efa nahita olona nisy na nisy mony lehibe dia lasa mafy be otry ny kiste ? dia ahoana ny manala azy? sa afaka hoazy eo? misaotra zay mamaly e... tohiny
novalian'i volazara ny 02/01/2009 12:37
gasyjean ( 11/10/2008 12:17)
sambos!!!
Manahona daholo sao dia mba misy afako manoro ny fanmboarana patena Nem na Sambos rangah fa dia mba te hihinana aa nikaroka ihany fa tsy nahita ee. misaotra... tohiny
novalian'i rurik ny 20/12/2008 17:59
Alaina ( 11/10/2008 09:59)
Famadihana
Fomba malagasy tsy misy izay maharatsy azy ny famadihana ho an'izay manao azy. Kanefa toa lasa fandaniana be sy fitadiavana voninahitra ankehitriny. Tsy maintsy ilaina ve sy tsy maintsy atao ve ir... tohiny
novalian'i ni81 ny 21/07/2009 11:12
Alaina ( 11/10/2008 09:54)
Tsy efa tara ve?
Marina fa ny fitiavana tsy azo faritana hoe tara na tsy tara. Kanefa misy vehivavy efa 35 taona vao mikarakra hanao mariazy. Tsy tara loatra ve izany indrindra eo amin'ny fanabeazana izay ho zanany? ... tohiny
sipagasy ( 11/10/2008 06:36)
tohano fa antsika
Miarahaba Mba manainga antsika mpankafy ny mozika malagasy mba handray anjara hanohana ity mpiray tanindrazana amintsika ity ô! http://www.rfi.fr/concoursfr/articles/105/article_645.asp ndao... tohiny
niryna ( 11/10/2008 03:42)
Inona no antony hideranao an'Atra ?
Samy nomen'Atra fahasoavana avokoa isika rehetra .Mety tsy ho tsaroana angamba indraindray ary mety hoe ny fahaizako no nahatonga ahy toa izao .Ny heriko sy ny tenako ihany no nahatonga ahy toa izao.F... tohiny
novalian'i niryna ny 18/10/2008 00:08
rajeux ( 10/10/2008 21:29)
mba mitady ny tononkira samoela
Mba mitady ny tononkiran'i Samoela Areheto ny poto azafady indrindra Misaotra betsaka... tohiny
sakaizakely ( 10/10/2008 20:28)
mailaka mampiomehy
Faran'ny halako de le mahavoaray publicités isankarazany @ mailaka ireny, avy hatrany de alefako am fako fa ity iraika ity mba nanapaka ny tsinaiko [quote]Re: bonjour S'il vous pla?t,... tohiny
ssendra ( 10/10/2008 15:27)
saino
mba mitady ny tonokiran'i blanc(AMBONDRONA): "SAINO" vaovao izay mba manana ô! misaotra mialoha..... ^:^ ... tohiny
novalian'i ssendra ny 13/10/2008 11:40
notron ( 10/10/2008 14:05)
Tany Bankôka hono izy e!
Tantara tena nisy ity ary marina fa somary namboarina kely mba hampihome. Ezahako atao fohy sady mazava ary miady rima. Tonga omaly avy any Bankôka Fa hoe hiantsena sy hitsangatsagana Ny aina... tohiny
novalian'i Lejoba ny 24/11/2008 12:35
endrika01 ( 10/10/2008 11:44)
NY TARIMO !
Manaona dôly e! Hono ho aho,fa inona kay no mahatonga ny tarimo?Misy ny sasany eo ampoto-pe eo ;tena maharary mintsy hono izy ireny.Ny sasany ndray eo ambany ny valanorano eo koa misy mivonto mamatov... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/10/2008 11:15
loulougaste ( 10/10/2008 10:35)
Tsika gasy eto chine
Mba manoratra aminarea eto chine mba tokony misy serasera atontsika eto :* ... tohiny
novalian'i niryna ny 18/10/2008 01:45
mabloo ( 10/10/2008 09:41)
mofo voatavo
mba atoroy ny resety fanaovana mofo voatavo ry zareo raha mahay nareo ah!! misaotra mialoha e!!... tohiny
jlan ( 10/10/2008 08:48)
Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
Important be ny firaisana, tokony hatao isan'andro mba hampisokatra kokoa ny couple iray. Izahay 2 izao lasa samy mifampilaza fantasme, ka niafara t@ fitadiavana vie sexuelle à 3 (moi, elle, et une ... tohiny
novalian'i perlin15 ny 28/02/2016 22:28
Noue ( 10/10/2008 07:32)
Tompo ô , ekeko tsotra izao
tena mba tiako loatra ity hira ity dia mba zaraiko anareo eto eeeee :-* :-* (l) Tompo ô ekeko tsotra izao ity antosnao miangavy mitalaho fa ny fotaky ny fahotako no italahonao mba ialako ... tohiny
novalian'i Noue ny 10/10/2008 14:49
karinah ( 09/10/2008 22:07)
Soso-kevitra...
Miarahaba ô! ...Mba lasa ny saiko hoà oe maninona kay raha asiana "rubrik" momba ny ankamantatra??? , mety hoe hatsikana sy lalao le izy, fa raha atao any am hatsikana sy lalao manko dia tsy hitohy... tohiny
novalian'i karinah ny 10/10/2008 10:14
badboy ( 09/10/2008 21:42)
Ambalavelona : devoly? odigasy? aretina tsotra??
Ambatondrazaka Misy misitery ny ambalavelona Samy manana ny fijeriny momba ny ambalavelona na ny mpimasy sy ny mpitsabo. Samy mahasitrana an'ity aretina ity avokoa izy ireo. Dr Roger Randrianari... tohiny
Razouzou ( 09/10/2008 20:19)
Cote d'ivoire VS barea en direct sur internet
ito misy lien mety hahafahantsika mijery ny fifandonany Elefanta ivoirianina sy ny omby masiaka gasy http://www.abidjan.net/ tsindrio Regarder en direct la TV. :P :P ty mba pronostikako 6 - 0 any ... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/10/2008 16:00
tigrou ( 09/10/2008 17:53)
tononkira omeo toky an'i vola sy noro
mitady ny tonon'ilay hiran'i vola sy noro "omeo toky" Misaotra mialoha... tohiny
nosyfaniry ( 09/10/2008 12:20)
arovy ny tontolo iainanao!
aleo reto mividy zavatra lafolafo kely elaela vao simba toy izay ividy zavatra mora tokoa nefa afaka andro vitsy dia ariana. tsarovy fa ireny zavatra ariantsika ireny ange manimba ny tontolo iainana e... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0957