arovy ny tontolo iainanao!

1. nosyfaniry ( 09/10/2008 12:20)
aleo reto mividy zavatra lafolafo kely elaela vao simba toy izay ividy zavatra mora tokoa nefa afaka andro vitsy dia ariana. tsarovy fa ireny zavatra ariantsika ireny ange manimba ny tontolo iainana e!
ohatra: briquet, pile, na irony firavaka kely fantaisie mora b etsy sy eroa irony aza, satria tsy mateza fa vetivety dia ariana de mividy indray, na ny fonon'izy ireny aza de efa fandotoana b (sôlefana sy baoritra kely misy azy)
hetsika kely avy@tsirairay de afaka isorohana izany
misaotra!
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:10
2. Noue ( 09/10/2008 13:12)
nosyfaniry:

aleo reto mividy zavatra lafolafo kely elaela vao simba toy izay ividy zavatra mora tokoa nefa afaka andro vitsy dia ariana. tsarovy fa ireny zavatra ariantsika ireny ange manimba ny tontolo iainana e!
ohatra: briquet, pile, na irony firavaka kely fantaisie mora b etsy sy eroa irony aza, satria tsy mateza fa vetivety dia ariana de mividy indray, na ny fonon'izy ireny aza de efa fandotoana b (sôlefana sy baoritra kely misy azy)
hetsika kely avy@tsirairay de afaka isorohana izany
misaotra!
ka ilay izy kosa anie miankina @ fananan'ny tsirairay avy eeeee! misy ny olona mba te hanana tahaka anao ohatra,saingy atao ahoana fa izay mora indrindra no takatriny volany.
eto dago koa moa dia ny vita sinoa sady mora vidy no mora simba nefa ny tena mba te hanara-damaody dia ahoana??????? saingy tokony ohatra hoe misy toerana fanariana manokana ny pile , na sac en plastika, saingy toa mbola lavitra zany aaaaaa


:^) :^) :^) :^) :^)
3. tsanginoary ( 09/10/2008 13:20)
Slt!
Tena marina mihintsy izany ka. Toa tahaka ny manary vola fotsiny ny fahiharana indraindray satria tsy mahazo ampiasaina ela be e!
4. karinah ( 09/10/2008 22:01)
:^) :^) :^) :°) zà aloha de anisan'ny tia an'ireny firavadravaka madinidinika ireny ee, tena tiko mihintsy ilay mividy azy matetika, na very sy simba aza d tena fahafinaretana ho ahy mihintsy ilay mividy azy, sy mijery azy bdb ao anaty trousse ao! :lol: .... :°) hiezaka izany e, araka izay azo atao!!! :°) :^) :^) :^) :^) :^)
5. zoukimi ( 10/10/2008 01:08)
Namita iraka tany Hong Kong izaho fa tena madio! madio! madio!
Vao tonga ao amin' ny aéroport ianao dia soratra mivandravandra be hoe 5000HKD izay manary tai-tsigara eny an-dalana, ny mandrora, manary piti-javatra sns eny an-dalana dia misy sazy avokoa ary tena miatra! Ankoatry ny cam eraky ny lalana dia feno polisy ihany koa, tsy manotra fa mijery izay ataonao!
Aiza no havitantsika an'izany? Ny antsika ary tratra mipipi eny an-dalana isika indray no avo vava hoe aiza ary zay no hamany?
Fa ny tsirairay marina angamba no mihezaka mety ho voaaro ny tontolo saingy firy % ny malagasy no hiron-tsaina amin' izany?
Ezaka tena mbola dezaka be ity!
6. fahamarinana ( 10/10/2008 03:24)
nosyfaniry:
aleo reto mividy zavatra lafolafo kely elaela vao simba toy izay ividy zavatra mora tokoa nefa afaka andro vitsy dia ariana. tsarovy fa ireny zavatra ariantsika ireny ange manimba ny tontolo iainana e!

:arrow: tsy ho voatery ho ratsy daholo ny zvtr mora fa arakaraky ny qualité-ny io,misy vidina lafo be nefa rahampitso dia ahitana olana.Ary na lafo na mora rehefa ariana dia manimba ny tontolo iainana araka ny voalazanao daholo...Efa misy ezaka atao aloha ny mikasika ny selofanina sns... fa mandeha tsikelikely io.Ny any Dago ndray dia mila ovaina tanteraka daholo amin'ny lafiny rehetra fa tsy azo ampitahana amin'ny firenen-dehibe tahaka any hong-kong kosa fa raha mahatratra izay dia ho lafatra tokoa e. (l)

7. rafitia ( 11/10/2008 04:53)
zah koa miombon-kevitra @ Fahamarinana fa ilaina miova daholo ny zavatra rehetra indrindra fa ny TOETSAINA. Ny zvt mora simba ange efa resaka varotra no hanaovana azy io satria lasa miteraka krizy toy ny t@ 1929, ra vao tsy lany ny entana.
8. rhina ( 15/08/2009 10:10)
ka io anie reto le oe bizzina e!!!
ny sinoa no tena mpanao an'io
tsy misy tsony ny atsaran-javatra fa ny habetsany no itondrana azy. Raha manao zavatra 1 tsara be mantsy d sady mandany fotoana, akora, ..sns vo vita fa raha manao zavatra 1 betsaka @ fotoana fohy ... sns d mitondra tombony aingana kokoa.

fa zao e !!!
aleo ihany ny vita gasy raha ireny vita sinoa ireny no jerena na dia lafo aza
ohatra tsy manao dokambarotra aho a!!
ny elo vita gasy tena amin' le Oui mints sa ahoana hoy nareo !!!
fa ny elo vita sinoa tena fozaorana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2202