mofo voatavo

1. mabloo ( 10/10/2008 09:41)
mba atoroy ny resety fanaovana mofo voatavo ry zareo raha mahay nareo ah!!
misaotra mialoha e!!
2. Noue ( 10/10/2008 10:28)
25 beignets eo ho eo io aaaaaaa

800g purée voatavo ( ny tsara dia ilay atao hoe potimaron satria io efa somary mamy no matevina tsara ny nofony)
1 atody
150g siramamy
150g lafarina
1/4 l ronono
beurre 1 sotro lehibe
menaka

andrahoana ny voatavo cuisuer vapeur no tena mety aminy @ zay dia tsy misy ranony

atao purée rehefa masaka

afangaro ny atody , lafarina , dobera , ronono , siramamy

bien mélanger

@ tanana dia atao ohatran'ireny galettes ireny zay tianao ny halebehany

hafanao ny menaka , atao mafana tsara , dia harotsaka ao ny galette

faire dorer de chaque coté

mazoto homana ary eeeeeee :)
3. fahamarinana ( 10/10/2008 10:53)
:arrow: merci e,mba andramako koa satria voatavo atao laoka tsy dia mamiko loatra fa atao beignet mety ho telina ihany sady mamy rahateo fa tsy masira.. :) (l)
4. vale ( 10/10/2008 10:58)
miciiiiiii Noue!!!!! =D> =D> =D> :D :D :D :miam: :miam: :miam: :miam:
5. mabloo ( 10/10/2008 11:22)
misaotra an'i Noue fa tena afapo amin'ny fanazavana e!!
misaotra e!!
6. Noue ( 10/10/2008 12:45)
dia aza hadino fotsiny ny anjarako rehefa vita eeee :-D :-D :-D :-D :-D
7. mabloo ( 13/10/2008 12:11)
Misaotra Noue fa tena milay be le izy ah! mahatsiaro ny fahazazana tam'ilay izy e! hiihhi!!
alefako any amin'ny hafatra any ary ny anjaranareo e!! de mazotoa ary e!!
mankasitraka e!!
8. fahamarinana ( 13/10/2008 15:24)
:arrow: fa ilay famoasana voatavo koa zalahy z'histoire an,naratra hatramin'ny tanana..tanako manja kely iny !!..Matsiro be ilay izy e..inona indray no re7 manaraka omenareo ahy ? :D (l)
9. Noue ( 13/10/2008 16:26)
fahamarinana:

:arrow: fa ilay famoasana voatavo koa zalahy z'histoire an,naratra hatramin'ny tanana..tanako manja kely iny !!..Matsiro be ilay izy e..inona indray no re7 manaraka omenareo ahy ? :D (l)
ouille ! ouille ! tena adinoko nilaza hoe tsy halana zany ny odiny fa andrahoana @ zao dia rehefa masaka dia miala ho azy ny odiny sniffff

fa raha tena masaka indray ilay izy dia azo mixéna miaraka saingy--------misy potiny kely manahirana


10. mabloo ( 14/10/2008 09:49)
ny ahy aloha tsy nalana ny odiny e! natao tao anaty cuiseur à vap de esorina fotsiny avy eo !!
mazotoa e!!
11. Noue ( 14/10/2008 09:53)
mabloo:

ny ahy aloha tsy nalana ny odiny e! natao tao anaty cuiseur à vap de esorina fotsiny avy eo !!
mazotoa e!!
mabloo aaaaa bravoooooo hihihihhi tena hainao tsara ny nanao azy aaaaaa ! milay be ô ô ô ô ô


:)
12. fahamarinana ( 14/10/2008 10:37)
:arrow: ndry kosa ry noue tena tsy lasa an,efa lany andro teo aho fa tsa maninona satriua tsara ilay izy e.. :) (l)
13. Noue ( 14/10/2008 11:11)
fahamarinana:

:arrow: ndry kosa ry noue tena tsy lasa an,efa lany andro teo aho fa tsa maninona satriua tsara ilay izy e.. :) (l)
ouille ! ouille ! a tena hadinoko ankia aaaaaa

fa ity misy resety iraika mangahazo pour me faire pardonner hihihihhii


resety mofo mangahazo

mangahazo 1kg
siramamy 350g
dobera 200g
vanille
1/2 c soupe menaka isaky ny galette
3c à soupe rhum

hanala ny odiny ny mangahazo , sasana fafana tsara dia rapéna.

Afangaro daholo : mangahazo , dobera , siramamy , rhum sy vanille

zarao 6 io avy eo dia ataovy boribory

hafanaina ny menaka dia arotsaka ao ny boulette fa fisahana @ sotro ! zay tiana hanaovana ny epaisseur-ny

hendasina de chaque coté atao dorée tsara aaaaa

mazotoa homana eeeeeee

14. rose4u ( 19/10/2008 10:25)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000atyahoo.co.in)forum.serasera.org
15. Noue ( 20/10/2008 12:14)
maninona hoe eeeeeee????
16. Ratoa ( 29/03/2009 11:51)
Ataovy salade indray fa milay be

trancher -na manify (@ ny antsy na ilay râpe manao tranche). Tsy ilaina voasana. Dia ahandroina 3 à 4 mn @ ny cuit-vapeur (la durée dépend de l'épaisseur des tranches). Masao @ izay itiavanao azy. Tsy atao malemy an! Dia asio izay sauce salade tianao na vinaigrette na ailloli . Tsarovy aho rehefa mihinana azy.
17. diamondra00 ( 18/09/2012 17:03)

Ratoa:

Ataovy salade indray fa milay be

trancher -na manify (@ ny antsy na ilay r�pe manao tranche). Tsy ilaina voasana. Dia ahandroina 3 � 4 mn @ ny cuit-vapeur (la dur�e d�pend de l'�paisseur des tranches). Masao @ izay itiavanao azy. Tsy atao malemy an! Dia asio izay sauce salade tianao na vinaigrette na ailloli . Tsarovy aho rehefa mihinana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2963