Tany Bankôka hono izy e!

1. notron ( 10/10/2008 14:05)
Tantara tena nisy ity ary marina fa somary namboarina kely mba hampihome.
Ezahako atao fohy sady mazava ary miady rima.


Tonga omaly avy any Bankôka
Fa hoe hiantsena sy hitsangatsagana
Ny aina no lany, ny entana gôka
Ny sôsy tsy azo fa ny tratra no mangana


Ny ranjo narary ny kiraro niongotra
Zara raha akanjo no nentina nody
Hatreny Ivato no nandeha tongotra
Hivarotra ihany ka hivarotra v...

... Dia mba tohizo e!
novalian'i Lejoba ny 24/11/2008 12:35
2. ainaheri ( 10/10/2008 18:02)
D ouzy fran6 zay oe ,andé ho any laréniô hividy 974 nefa izy tany ... :roll:
3. xxx ( 10/10/2008 22:17)

Ny ranjo narary ny kiraro niongotra
Zara raha akanjo no nentina nody
Hatreny Ivato no nandeha tongotra
Hivarotra ihany ka hivarotra ovy
4. tsiambaratelo ( 11/10/2008 11:35)
Tsy ratsy ndray iny!
5. tsiambaratelo ( 11/10/2008 11:35)
Tsy ratsy ndray iny!
6. apache ( 04/11/2008 12:30)
Tonga omaly avy any Bankôka
le mpivarotra ovy mahay dia mahay
fa menaka diso tsy fanao @ laoka
no naha voadàka azy mandrakizay

ny ovy nitsovaka ny lapoaly gaoka
ny mba sovenira noentina nody
tsy sahy notantaraina imasom-bahoaka
fa bizina hono ... nibizina ... ovy


7. Lejoba ( 24/11/2008 12:35)
=D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1461