fitiavantena diso tafahoatra
1. zary
(
08/10/2008 12:53)
iza aminareo no mahatsapa tena fa tia tena aaaaaaaaa :x
novalian'i cartina ny 14/07/2010 15:11
3. Noue
(
08/10/2008 13:48)
zary:ary ianao????
iza aminareo no mahatsapa tena fa tia tena aaaaaaaaa :x
:/ :/ :/ :/ :/ :-D :-D :-D :-D :-D
5. Noue
(
08/10/2008 15:22)
fa tsy azoko ilay hoe iza no tsy tia tena @ fitiavantena diso tafahoatra??? :^) :^) :^)
fa marina zany ainaheri aaaaaa :^) :^) :^)
fa marina zany ainaheri aaaaaa :^) :^) :^)
8. mbaliana
(
08/10/2008 20:18)
tiavo ny namanao tahaka ny tenanao .., ny tenanao koa mila tiavina raha te ho tia olon-kafa fa aza atao mihoatra na latsaka . atao mitovy e :-D :-D :-D :-D
11. MMS
(
09/10/2008 05:44)
Adino kely eh! Za rehefa tena tia vao tsy tena, fa na izany ary de tiko fona tena. =)) =)) =))
14. sakaizakely
(
09/10/2008 08:54)
iza aminareo no mahatsapa tena fa tia tena aaaaaaaaa
de maninn kou no asiana aaaaaaaaa be otran'io refa miteny :roll: :roll: :roll: :roll:
15. zary
(
09/10/2008 08:55)
ka izao e lay tia tena dia hoe tia ny tenany marina daholo ny lazainareo fa adala zay tsy tia ny tenany fa saingy ....... :?: :wink:
16. fahamarinana
(
09/10/2008 09:07)
:arrow: inona marina aloha izany ilay fandehan'ny dinika ato fa tsy arako loatra nefa mbo te hamaly agnay... (l)
17. fijo
(
09/10/2008 19:40)
sakaiza an,mba te hiaaaaaaaaa be kosa izy e.ndry wa aza masiaka be toa io.
18. ainaheri
(
10/10/2008 04:58)
zary>> io zao ianao efa tia tena satria ny momba²nao tsy feno :lol: Sa efa teo iany fa ity vao²? :roll: :lol:
19. fahamarinana
(
10/10/2008 05:05)
:arrow: ainaheri : mba lalina koa ise ity,nandeha naninona hijery tany zao ? :-D (l)
20. nathie86
(
10/10/2008 06:38)
ka iza mo no tsy ho tian'ny tenanay eh, ohatra may ny trano tsy maintsy ny ainao iany aloha no ao andohanao zay enao vao mihevitra tampka oe oay i an kay tena hadino ao.
