fitiavantena diso tafahoatra

1. zary ( 08/10/2008 12:53)
iza aminareo no mahatsapa tena fa tia tena aaaaaaaaa :x
novalian'i cartina ny 14/07/2010 15:11
2. mandresyfoana ( 08/10/2008 12:59)
ary iza ndray no mahatsapa ary fa ts tia tena e?
3. Noue ( 08/10/2008 13:48)
zary:

iza aminareo no mahatsapa tena fa tia tena aaaaaaaaa :x
ary ianao????


:/ :/ :/ :/ :/ :-D :-D :-D :-D :-D
4. ainaheri ( 08/10/2008 14:49)
Adala zay tsy tia ny tenany ,nefa kosa aza atao diso tafaoatra
5. Noue ( 08/10/2008 15:22)
fa tsy azoko ilay hoe iza no tsy tia tena @ fitiavantena diso tafahoatra??? :^) :^) :^)
fa marina zany ainaheri aaaaaa :^) :^) :^)
6. karinah ( 08/10/2008 17:24)
zà alou tena ty tena be mintsy ee, fa tsy égoiste ah!!! :°)
7. ainaheri ( 08/10/2008 17:28)
Inn marina alou ny tian'i zary tenenina ee??
8. mbaliana ( 08/10/2008 20:18)
tiavo ny namanao tahaka ny tenanao .., ny tenanao koa mila tiavina raha te ho tia olon-kafa fa aza atao mihoatra na latsaka . atao mitovy e :-D :-D :-D :-D
9. fijo ( 08/10/2008 20:20)
iza nefa no tsy tia ny tenany???????
10. MMS ( 09/10/2008 05:40)
Hoy ny vazaha hoe : "charité bien ordonné commençe par soi_même;"
11. MMS ( 09/10/2008 05:44)
Adino kely eh! Za rehefa tena tia vao tsy tena, fa na izany ary de tiko fona tena. =)) =)) =))
12. sytl ( 09/10/2008 08:16)
fa na izany ary de tiko fona tena
=)) =)) =)) :-D
13. booboo ( 09/10/2008 08:42)
:-D
14. sakaizakely ( 09/10/2008 08:54)
iza aminareo no mahatsapa tena fa tia tena aaaaaaaaa


de maninn kou no asiana aaaaaaaaa be otran'io refa miteny :roll: :roll: :roll: :roll:
15. zary ( 09/10/2008 08:55)
ka izao e lay tia tena dia hoe tia ny tenany marina daholo ny lazainareo fa adala zay tsy tia ny tenany fa saingy ....... :?: :wink:
16. fahamarinana ( 09/10/2008 09:07)
:arrow: inona marina aloha izany ilay fandehan'ny dinika ato fa tsy arako loatra nefa mbo te hamaly agnay... (l)
17. fijo ( 09/10/2008 19:40)
sakaiza an,mba te hiaaaaaaaaa be kosa izy e.ndry wa aza masiaka be toa io.
18. ainaheri ( 10/10/2008 04:58)
zary>> io zao ianao efa tia tena satria ny momba²nao tsy feno :lol: Sa efa teo iany fa ity vao²? :roll: :lol:
19. fahamarinana ( 10/10/2008 05:05)
:arrow: ainaheri : mba lalina koa ise ity,nandeha naninona hijery tany zao ? :-D (l)
20. nathie86 ( 10/10/2008 06:38)
ka iza mo no tsy ho tian'ny tenanay eh, ohatra may ny trano tsy maintsy ny ainao iany aloha no ao andohanao zay enao vao mihevitra tampka oe oay i an kay tena hadino ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077