fitiavantena diso tafahoatra
21. sakaizakely
(
10/10/2008 08:04)
fijo>
tsy masiaka fa mba manontany knou
enao kou aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa :-D :-D :-D :-D :-D
tsy masiaka fa mba manontany knou
enao kou aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa :-D :-D :-D :-D :-D
22. ratonga
(
10/10/2008 08:34)
ny tsy tia ny tenany no mamono tena :°) ny ambony tia tena daholo ary tsy misy mah atsy anizany :-D :-D :-D
23. ainaheri
(
10/10/2008 17:45)
fahamarinana:
:arrow: ainaheri : mba lalina koa ise ity,nandeha naninona hijery tany zao ? :-D (l)
:-D :-D :-D Za mba mitsikilo kely fotsiny ka hahahaha
26. Herimiafina
(
11/10/2008 15:19)
Ny tia tena tsy ratsy satria reflexe naturel.
Ny tia tena diso tafahoatra ka manimba ny fitiavan'ny olona hafa ny tenany no ratsy satria manao tsindry hazo lena. Ny olona hafa koa mantsy mba tia ny tenany iany koa. :^)
Ny tia tena diso tafahoatra ka manimba ny fitiavan'ny olona hafa ny tenany no ratsy satria manao tsindry hazo lena. Ny olona hafa koa mantsy mba tia ny tenany iany koa. :^)
28. cartina
(
14/07/2010 15:11)
izao aloha tia tena ,raha amiko hoe vazaha je aveo tu, tsiposible tu aveo je
