Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ni81
(
03/10/2008 06:52)
Matetika...
Mba lasa ny saiko manontany hoe: misy mpivady ve mitovy toetra? sa ny mifanohitra.
Ohatra:
- ramose be tsy miteny beuu, dia toy izany koa madama
- madama sarika beuu, fa ramose zara raha mijery ila...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 04:48
lazounet
(
02/10/2008 23:35)
ma petite maman
Sao mba misy manana ny tonon'ny "[u]ma petite maman[/u]" ianareo? Raha tsy diso aho dia "los matadores" no mpihira azy.
Merci mialoha ô....
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 05/10/2008 18:37
niryna
(
02/10/2008 17:08)
Avelao ho karakainay fa hianareo aza mba sahirana
Efa niresaka ny hoe inona no tokony atao raha toa ka any an-tany lavitra (tsymipetraka any dago ) ny olona raha sanatria misy manjo.
Ity nisy tantara iray izay vao nitranga.
Fantan'ilay mpikarakara...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/10/2008 01:59
kelly13
(
02/10/2008 16:18)
rano
miarahaba,
aôna kay ny ataonareo refa le idiran'ny rano ny sofina refa manao douche? mandreraka b mantsy fa za tratra fôna
misaotra ô!...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/10/2008 20:14
kalm
(
02/10/2008 14:40)
Hoan'zay nipetraka ao Fianaratsoa, na izay mety mahalala.
Salama daholo,
Hifindra any fianarantsoa ny zanako, ka haka permis atao ho ato. Ny fanontaiana: mba misy afaka manome addresy ny auto ecole mba mahay tsara sy atokisana ve?
De maharitra hafiriana ho...
tohiny
novalian'i sytl ny 03/10/2008 07:36
kmikse
(
02/10/2008 14:37)
mila fanapiana
manaona dahlo mba mangataka solution za rah mba mis: manana pc socket 478 zah ram ddr1 (pc2100-128mo) napiako ram (pc2700-128mo) le iz d vo nalefako tonga d may le ram-ko taloh. Mety mahafaty carte me...
tohiny
novalian'i neo83 ny 06/10/2008 20:55
Randria2007
(
02/10/2008 14:18)
Mila fanampiana
Mbô ampio kely za zareo fa raha lany @ desambra ny licence antivirus-ko de miàbànà eo zà.
Kanefa ry zalà sasany tô mitady an'izay @ le oe fitadiavana crack?
Azo tadiavina ve izany? De aôna ...
tohiny
novalian'i Randria2007 ny 07/10/2008 07:52
riha
(
02/10/2008 14:03)
Ampy ahy (Ambondrona)
Salut,
mba mangataka io hira io izay manana o! Misaotra...
tohiny
novalian'i Aino ny 02/10/2008 18:11
sytl
(
02/10/2008 14:03)
"Ny lehilahy",tsy mahalala afa tsy ny hanamboatra...
slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 15:08
DABE
(
02/10/2008 13:13)
Salegy mafana ( Mima )
Mahafinaritra ahy ity hira ity....
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2008 21:11
xxx
(
02/10/2008 08:47)
Fara ANDRIAMAMONJY "Misaora"
"Misaora an'i Jehovah ny fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko,misaora ny anarany Masina..."
..."Izay mamela ny helokao rehetra..."
Mangataka ny tonony feno dé raha possible miaraka amin'ny dér...
tohiny
ni81
(
02/10/2008 06:32)
Halatra atody no namonoana zaza
Il surprend une femme en train de voler un œuf. Il, un garçonnet devient alors un témoin gênant. Et ceci a amené la voleuse à l’éliminer. En le décapitant. Ce crime odieux s’est produit à...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 13:27
anjaro
(
02/10/2008 06:17)
Lalàna
Anisan' ny tsy mampandroso antsika ny tsy fampiharana ny lalàna araka ny tokony ho izy fa dia taitaitra fotsiny.
Raha eo @ fifamoivoizana dia taitra amboalohany ary mihenjana ery fa dia tapabolana ...
tohiny
novalian'i orona ny 03/10/2008 07:54
anjaro
(
02/10/2008 05:53)
Ny avo ihany é!
Dia hita sy re t@ fanokanana tranon' ny Fitsarana teny Anosy ireny izany fa dia hanaovana trano sy omena tombontsoa manokana ny mpitsara..... Vao taona vitsy anefa izay no niakatra ambony ny karama! ...
tohiny
novalian'i vetsoko ny 14/10/2008 13:27
niryna
(
02/10/2008 04:56)
Tsara ho fantatra,avereno foana ny fanontaniana ...
Ny tenin'Atra dia azo am-piasaintsika amin'ny fiainana iray manontolo.Ohatra amin'izany ny fakam-panahy,fangalarina a,fanana toetra ratsy ...Ireo no anaovako ohatra fa samy mahalala ny tokony atao sy ...
tohiny
novalian'i cutie ny 01/11/2008 18:40
bazylou
(
01/10/2008 23:23)
milivre gazety hebdo de mada any aminao ity
iemessagerie@yahoo.fr
2e ny 1
:wink: :wink: :wink: ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 05/10/2008 21:14
ainaheri
(
01/10/2008 18:23)
Bagagites tao Roissy
Tsy vao indray mandé fa mateti-piavy otran'ny sotrokely,t@ 2006 ny nahatratrarana farany d zao ndray,ary tsy ho hisy fiafarany satria zay maha-olombelona;tsy mahatohatra ny fakampanahy!!!Mino ve nare...
tohiny
novalian'i booboo ny 24/07/2009 21:18
badboy
(
01/10/2008 17:54)
Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny
Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny fiainana iainana antany satria ny tena ao ambadika dia fampisehoan'ilay miady hevitra ny tenany fa tsy dia zvtr hafa loatra!!!!! :evil: :evil...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 30/10/2008 18:20
xxx
(
01/10/2008 17:31)
ny ist ve azo tsaboina tsy miverina intsony
ny ist ve kay azo tsaboina tsy miverina intsony de inona ny fanafody tena mahafaka azy de mety tsy mitarika zavatra hafa ve na efa tsaboina ary...
tohiny
novalian'i arialy ny 09/10/2008 09:09
