Ny avo ihany é!
1. anjaro
(
02/10/2008 05:53)
Dia hita sy re t@ fanokanana tranon' ny Fitsarana teny Anosy ireny izany fa dia hanaovana trano sy omena tombontsoa manokana ny mpitsara..... Vao taona vitsy anefa izay no niakatra ambony ny karama! Tsy azoko intsony fa dia malahelo ny tena ... ny sahirana: rava trano, ny ambony: hanaovana trano. Mba lojika ve hoy nareo? Io angamba araka ilay ohabolana hoe:"...................ka ny avo ihany no tovonana!"
répondu par vetsoko le 14/10/2008 13:27
2. kidoropamba
(
02/10/2008 07:44)
Norimaly io e. Mangansanga ny TPI lazain'i rahalahin'ingahy Marisely ka matahotra ny anao.
aleo tambazana 4x4 sy trano vaovao ary fitafiana vaovao ireto mpitsara mba hanagadra hatrany ireo mpanohitra sy handoro ny dosiE rehetra mikasika ny filoha raha vao mikilaty ny laGera ao dago ao.
Ra...valomanana 8O 8O 8O

3. karavasy
(
03/10/2008 15:34)
Ny avo mijanona ho avo tokoa ary hanontanio Andriamanitra hoe ahoana no mahazo masoandro aloha ny avo.
4. nanas
(
04/10/2008 16:47)
anjaro:
Dia hita sy re t@ fanokanana tranon' ny Fitsarana teny Anosy ireny izany fa dia hanaovana trano sy omena tombontsoa manokana ny mpitsara..... Vao taona vitsy anefa izay no niakatra ambony ny karama! Tsy azoko intsony fa dia malahelo ny tena ... ny sahirana: rava trano, ny ambony: hanaovana trano. Mba lojika ve hoy nareo? Io angamba araka ilay ohabolana hoe:"...................ka ny avo ihany no tovonana!"
Vao saika hanokatra hevitra mikasika an io mihintsy aho, izay anie no antony mahatonga ahy miteny foana eto hoe tsy misy fijerevana interet ny madinika zany @ ity fitondrana ity fa izy samy avo ao ihany no mifampijery ny interet-ny. Ilay tena mahalagy dia ventesina foana hatsangana iry, amboarina iry, etsetra fa moa ve misy fiantraikany @ vahoaka madinika any ambany volo ny fananganana ny tranon ny Fitsarana ohatra sy ny maro etsetra sa inona ilay tena objectif. Zay no ilazako hoe fanjakana loham-boto ny anareo, tsy misy principe tsy misy tanjona fa zay takatrin ny ati-dohakeliny no ataony dia zay heveriny fa mety aminy dia forceny hankatoavin ny vahoaka, mba misy ihany ny manam-pahaizana fa matin ny anaram-boninahitra sy vola kely dia aleo miray petsapetsa @ le8 vendrana ao ihany.
5. penguin
(
06/10/2008 11:41)
le8 vendrana hoe e ? Izany marina no hoe variana mi-nanananas =)) =)) =)) . Tsy hinanankanina ny hafatrareo
6. nanas
(
06/10/2008 16:07)
penguin:
le8 vendrana hoe e ? Izany marina no hoe variana mi-nanananas =)) =)) =)) . Tsy hinanankanina ny hafatrareo
Tsy misy hinananao hanina miaraka @ le8 vendrana oe, manimba ny appetie-anareo ny filazana ny marina an! touchE hoy ny vozongo izay.
7. vetsoko
(
11/10/2008 23:38)
vendrana kosa rangahy ra8 intéléctuellement parlant a!de penguin kosa ve de ts mahita an'zany???fa atention nefa an! prezidà leiry!!!
8. nanas
(
12/10/2008 21:05)
vetsoko:
vendrana kosa rangahy ra8 intéléctuellement parlant a!de penguin kosa ve de ts mahita an'zany???fa atention nefa an! prezidà leiry!!!
Na prezida aza izy ry vetsoko, rehefa vendrana dia vendrana a! prezida zany indrindra no tokony ho intello fa tsy vomanga be hoatran ireny. Ny tena nahalany azy t@ 2002 anie de hoe tsy nisy nahasahy nifandrina t@ Ratsiraka afatsy izy e! Zay fotsiny fa raha hoe niveau intell @ fitondrana firenena zero, moins que nulle.
10. nanas
(
13/10/2008 22:14)
vetsoko:
marina koa aloha zany e! :D bisous akia nanas a!
F'angaha misy bisou zaraina fotsiny eto @ serasera eto leaza a! ianao ry vetsoko a!:oops: idiran-doza eto ny hiafarana. :D :D :D :D :D :D
Politika be ny eto
11. vetsoko
(
14/10/2008 13:27)
ka teto @ rubrique politique enao no hitako de nalefako aloha ko 8) ,politika koa anie zany e!raha tsy eto @ serasera ary de aiza e