Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny

1. badboy ( 01/10/2008 17:54)
Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny fiainana iainana antany satria ny tena ao ambadika dia fampisehoan'ilay miady hevitra ny tenany fa tsy dia zvtr hafa loatra!!!!! :evil: :evil: :evil:
répondu par ikaretsaka le 30/10/2008 18:20
2. booboo ( 01/10/2008 18:25)
Amiko manokana dia araka² ny tsirairay ihany no maha fandaniana andro na tsia ilay raha. Miankina @ antony, ny tanjona hanaovany ilay raha...

Na izany aza marina ny an'i Badboy hoe lasa fandaniana andro sy rora ilay adi-hevitra rehefa tsy mahay miady hevitra ny mpiady hevitra. Lasa tsisy échanges intsony fa samy borné @ heviny...
Ny adi-hevitra fivavahana sy fiainana iainana @ ankapobeny no resahiko fa tsy ny eto @ serasera manokana a.
3. tywa68 ( 01/10/2008 19:33)
misy tsy mandany andro zany k ! manala azy =)) =))

Zay tsy voa-ova finoana mety maha-tarika ondry vaovao :-D :°)
4. fijo ( 01/10/2008 20:21)
tariko aty amin'ny krispijo,fa aty no misy ny mpiandry tsara e
5. cutie ( 01/10/2008 20:38)
nga mbola tsy ampy kil foana :-D
6. fijo ( 01/10/2008 20:53)
ka tsy misy fetrany fa izay te hiditra dia malalaka foana ny trano e
7. cutie ( 01/10/2008 20:54)
hay ve e
faly haka rakitra fotsiny :-D
8. fijo ( 01/10/2008 20:55)
ka izay le sekta ko.ny rakitra miditra ny revy mitohy
9. cutie ( 01/10/2008 20:56)
de atao in le rakitra ? :-D
10. fijo ( 01/10/2008 21:06)
hirevena ko.
11. niryna ( 02/10/2008 04:31)
badboy:

Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny fiainana iainana antany satria ny tena ao ambadika dia fampisehoan'ilay miady hevitra ny tenany fa tsy dia zvtr hafa loatra!!!!! :evil: :evil: :evil:

toi ity hoy aho tena tss !

:oops: :cry:
12. prime ( 02/10/2008 10:55)
Itoviako hevitra i badboy satria mitombina amin'ny endriny roa ity lohahevitra entiny ity...

Ny tenin'Andriamanitra mihitsy no mampianatra fa tsy tsara ny miady hevitra ny tenin'Andriamanitra... mazava ho azy fa dia tsy tsara ny miady hevitra amin'ny finoana, ny fivavahana, ny fiainana... fa saingy tsara kosa ny mihaino sy mandray ary mino ny tenin'Andriamanitra....

Ny faharoa dia mampitandrina ny amin'ny "fomba" fitondra ny tenin'Andriamanitra ity lohahevitra ity satria ndrao tokoa ny tena no ambara fa tsy i Kristy...

Misaotra an'i badboy... =D
13. fahamarinana ( 02/10/2008 12:37)
:arrow: misy hodinihana tsara tokoa raha samy raisina ny any badb sy prime miaraka...(l)
14. simplex ( 02/10/2008 12:52)
badboy:
Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny fiainana iainana antany satria ny tena ao ambadika dia fampisehoan'ilay miady hevitra ny tenany fa tsy dia zvtr hafa loatra!!!!
misaotra anao nandany andro nanokatra an'ity lohahevitra ity mba ahafahan'ny olon-kafa toa ahy mandany andro miadihevitra. Manasa anao ihany koa handany andro miaraka aminay :P

;-)
15. booboo ( 02/10/2008 13:09)
16. rijadolly ( 02/10/2008 15:13)
Misaotra marina Badboy a! Tandremana marina sao ny tena no manao izany hoe fampisehoana ny fahaizana miresaka sy fanehoana ny fahaizana sy fampiderana fotsiny.
Ho anay Mpino indrindra araka ny tenin'Prime sy Fahamarinana dia mila mandini-tena sao tsy Kristy no torina fa ny tenanay,hoy izay hira iray zay hoe: Ampangino aho ra hitory izay tsy nolazainao,sao e! izaho indray no hita ao fa tsy Ianao,mba tsy ho menatra aho raha ho avy ilay andro iray,fa Ianao ny hampandroso ahy ao an-tranony Ray.

Misaotra badboy,eny mety tsy araka ny heritreritry se ny valiteninay eto fa kosa tsy misy zv kisendrasendra aminay Mpino,i se aloha no mitondra ny teny dia samy manindro-tena izahay ary mandini-tena avy eo.
17. ikaretsaka ( 02/10/2008 15:41)
prime:


Ny tenin'Andriamanitra mihitsy no mampianatra fa tsy tsara ny miady hevitra ny tenin'Andriamanitra... mazava ho azy fa dia tsy tsara ny miady hevitra amin'ny finoana, ny fivavahana, ny fiainana... fa saingy tsara kosa ny mihaino sy mandray ary mino ny tenin'Andriamanitra....

Ny faharoa dia mampitandrina ny amin'ny "fomba" fitondra ny tenin'Andriamanitra ity lohahevitra ity satria ndrao tokoa ny tena no ambara fa tsy i Kristy...

Misaotra an'i badboy... =D


ny tenin'Andriamanitra ihany ve no hiadiana hevitra??
aza ferana @ teniny fotsiny hoa fa izy manontolo fa lasa boloky be sy magnetophone sy le legaphoen ana argile verte eny analakely ireny


18. naughtyboy ( 02/10/2008 19:20)
badboy zao less no fijeriko azy io ankoatry ze efa voalaza,voajanahary fahasamihafany hevitry manoloana ny zv 1 na in zay na in,ary izay antony izay no mahatonga ny adihevitra samy mahalala .
Ny tsy tsara ny miady hevitra aloha na tenin\'A.tra na tenin\'ol de fantatra fa fiolonolonana izay satria tsy misy ny mahavita tena.Izao zany,ny tsy fahafenoana no mitarika fifanakalozana fa tsy ady na fifandonana ao anaty adihevitra ary izay no antsoina oe fampianarana avy @ lafiny isankarazany
misy filozofa sovy 1 zay nilaza Mikhail Baktin,momba ny fanadihadina ny lalanany fifanakalozany sy fifandraisany zvboahary \" Σημειωτικη (Semeiotike)/semiotic studies \"ao anaty akademika iraisampirenena(IEUC/vienna) fa iadina hevitra sy ianarana ny dikany hevitra(signification) sy ny teny,famantarana(sign+symbol) ary fironenany hevitra mba azava.Dia hita isan\'andro zany n\'aiza na aza ,ra ny kristianisma ndray no jerena de tsy afa miala @ io tranga io ko satria tsy nafafy fotsiny tety antany ny voa dia naniry fa nisy nikolokolo sy nampita ary nampianatra izy reny,izay fomba fampitana azy izay de mbola miteraka adihevitra atr@ zao ary mbola hitohy satria ao ny tsy fitovizany hevitry ny mpamafy sy ny mpamboly ary ny mpihinana manadrapahatapitry zao tontolo izao,oh. amaranako azy de na ny mpampianatra(Jesosy) aza ra nifidy reo olona tao @ ministerany(apostoly) de mbola nanao adihevitra sy fampianarana zay voalaza matetika ao @ baiboly fa tsy oe mpanaraka azy de tonga de mahalala ny hafatra nentiny,tao ko aza reo fariseo sy loholona izay voalaza fa niady hevitra t@ Jesosy ny fanjakan\'A.tra fa tsy nionona fotsiny oe efa zanak\'A.tra Izy de vita izay..
amitinako ny resako de tsotra ,ilaina foana ny adihevitra mba ialana ny hevitra diso na ny baiboly aza milaza fa mifananara @ ratsy sy mifampianara sns(tsy tadidiko ny toko sy andininy fa misy mahalala an\'io ato..)dikany ra ampiasainao ny rora sy ny andronao ahafantarana bb koko ny marina de nety tsy fandanian\'andro zay satria ny hevitra diso no ifanitsiana(tsy misy zay ho diso hoy ny ntaolo zay..)
19. prime ( 03/10/2008 09:45)
Mila hazavain'i badboy ihany tokoa aloha ilay hoe "adihevitra" fa ndrao tsy mitovy ny vala famaritana... :lol:
20. fahamarinana ( 03/10/2008 09:54)
naughty:
ilaina foana ny adihevitra mba ialana ny hevitra diso na ny baiboly aza milaza fa mifananara @ ratsy sy mifampianara sns(tsy tadidiko ny toko sy andininy fa misy mahalala an'io ato..)dikany ra ampiasainao ny rora sy ny andronao ahafantarana bb koko ny marina de nety tsy fandanian'andro zay satria ny hevitra diso no ifanitsiana(tsy misy zay ho diso hoy ny ntaolo zay..)

:arrow: misy fahamarinany koa io voalazanao io :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0617