Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny

21. badboy ( 03/10/2008 15:31)
Fa misy dikany firy moa ilay antsoina hoe "adihevitra"???????
22. ikaretsaka ( 03/10/2008 16:40)
le fomba fijerinny ankamaroan'ny mpidinika sy famaritana le sehatra "fivavahana sy finoana" mihitsy sy hoe inona no voakasika @ izany no samy manana ny definition-ny letsy ra badboy an!

dia nefa tsy nety nivelatra t@ fanovana io domaine de definition io ny ankamaroany

voalohany aloha dia misy ny mieritreritra hoe vokatry ny maha hoe fivavahana sy finoana ilay raha dia efa atsipy antsisin-tosy iznay izay "tsy mino sy tsy mivavaka"=stereotype-na

misy ny manao hoe fivavahana sy finoana =kristianisma fotsiny izay... de lasa voasokajy hoe hafa sy marginaliser-na izay tsy mivoy ny kristianisma

de eo @ le hoe soratra masina koa de efa tsy "defini" hoe ahoana marina (baiboly fotsiny ve sa inona)
misy manao hoe ny fahaizana fitanisana sy ny fanaovana tsianjery ary ny fitsimponana andalana "soratra masina" no maha mpivavaka sy mpino azy...misy ny manao hoe ny fampiharana izay zavatra masina aminao @ alalan'ny fanasoavana anao sy ny manodidina anao ary ny fampiharana izany eo anivon'izao tontolo izao amin'ny fanasoavana azy no atao mivavaka aminy

de eo @ izay le debats na ady hevitra:

iza no marina sy mety?... honestly tena tsy fantatro.. fa ny mahatonga ilay clash matetika dia ny fidrikinana @ le hoe ny izay eritreretinny tsirairay ho marina aminy ihany de mnisy tsy te hahalala afa tsy izay fantany ihany.. betsaka no manao heo ratsy ny krispijo sy mitsimpona sy manao saple ohatra..nefa tsy fantany akory ny antony fa juste hoe tsy azoazony sy somary manohitohina izay "fivavahana" nasesika tao aminy

23. zoupi ( 06/10/2008 06:45)
ka eto kosa anie ts miady evitra fa fanehon kevitra e
24. ikaretsaka ( 06/10/2008 18:24)
ka le fanehoan-kevitra ko mbola olana : amiko raha hoe maneho hevitra iznay ka tiana ho henoina sy heken'ny olona dia au moins mba hoe zao ny hevitro (dia lazaina le izy) satria izao ny arguments .....

Fa le mi forcer olona hanaiky ny heviny nefa tsy fantatry ny olona sy hisy hosaintsaininy akory ny momba ilay hevitra fa bontolo be fotsiny .. dia aby eo nefa tsy mahatanty rehefa anontanian'ny olona ny hoe fa maninona sy manakory momba iny
25. badboy ( 06/10/2008 21:00)
Fa ny maneho hevitra angaha moa tsy iray @ ireto : na manohana ilay hevitra mmisy eo, na manohatra @ alalan'ny fanehoana hevitra vao² na efa nasehon'ny hafa, na mitondra hevitra mifampitohy @ iray @ izay efa eo!! Dia ireo rehetra ireo anefa no antosina heo mampiady hevitra!!

Ary izay no tena sakana be satria na dikan'ilay teny aza tsy tena voafehy, ka manjary miteniteny foana rehefa mampiseho hevitra iray!! Izany rehetra izany no mitambatra, dia tena lasa fandanianandro ny adihevitra ny fivavahana sy ny fiainana antany satria ny hevitra tiana hambara aza indraindray tsy dia tena voafehy!!!!! :-o :-o
26. ikaretsaka ( 06/10/2008 23:26)
badboy:

Fa ny maneho hevitra angaha moa tsy iray @ ireto : na manohana ilay hevitra mmisy eo, na manohatra @ alalan'ny fanehoana hevitra vao² na efa nasehon'ny hafa, na mitondra hevitra mifampitohy @ iray @ izay efa eo!! Dia ireo rehetra ireo anefa no antosina heo mampiady hevitra!!

Ary izay no tena sakana be satria na dikan'ilay teny aza tsy tena voafehy, ka manjary miteniteny foana rehefa mampiseho hevitra iray!! Izany rehetra izany no mitambatra, dia tena lasa fandanianandro ny adihevitra ny fivavahana sy ny fiainana antany satria ny hevitra tiana hambara aza indraindray tsy dia tena voafehy!!!!! :-o :-o


eka ozy...
27. tywa68 ( 07/10/2008 08:48)
zoupi:

ka eto kosa anie ts miady evitra fa fanehon kevitra e

Raha maneho hevitra tsy olana, fa ilay manindronindrona manao mafy loha, nefa efa impiry no tenenina @ arguments manazava ny tsy azo, dia modiana tsy hita na tsy henoina fa ny copier-coller ao @ baiboly no asesika :°)
28. Mandefitra ( 07/10/2008 09:38)
Raha finoana an'i Kristy noresahina dia ny tenin'i Kristy no entina hanohanana ny hevitra : tsy mety ve?
29. prime ( 07/10/2008 10:56)
Mandefitra> Itoviako hevitra... mety raha ny hevitro... :)

badboy> Samy hafa ny atao hoe miady hevitra sy mifanakalo hevitra... ilay iray voalohany dia manambara fa samy manana ny marina aminy avy ny ankolafiny ka misy ny ady hevitra sy ny fifandresen-dahatra mba ileferan'ny hevitry ny hafa... ilay faharoa dia manambara fa na samy manana ny fahamarinany avy aza ny ankolafiny dia ifanakalozana ny hevitra amin'ny fahavononana hifampihaino sy handinika ny an'ny tena mba hanatsarana ny fomba fijery amin'ny ho avy...

Ilay endrika fiziriziriana no mampisy adihevitra... ary raha ho amin'izany no antony iresahana finoana, fivavahana dia averiko indray fa ny tenin'Andriamanitra aza dia tsy dia mankasitraka loatra...

Raha mikasika ny fahazoana sy fahatakarana ary fahalalàna ny teny no tianao ahatongavana hoe tsy voafehy mialoha ny isiany "ady hevitra" dia zavatra hafa mihitsy indray izay... tsy resaka mahatsara na maharatsy ny firesahana ny finoana sy fivavahana fa zavatra ankapobeny izay tsy dia mitombina loatra satria ny fahalalàna sy ny fahaizana dia azo tovozina ary tsy mitsahatra ny mivoatra...

Izaho mino fa hatramin'ny nanombohan'ny nisian'ny serasera, dinika "fivavahana sy finoana", dia efa maro no efa nahita zavatsoa sy fahombiazana, fahendrena sy fifaliana, famonjena sy fiadanana na dia fotoana fohy ihany aza satria tafahaona tamin'i Kristy tamin'ny alalan'ny teknolojia toa izao... (Misaotra sy mankasitraka an'i hery)
30. tywa68 ( 07/10/2008 13:32)
Mandefitra : tsy misy mandà ny tenin'i Kristy f'ilay olona mizara an'ilay izy no manova (sy mampitombo) an'ilay izy ka farany very an-dalana ny tena marina :lol:
31. badboy ( 07/10/2008 16:14)
prime >> Mahafinaritra ilay ezaka. Ny indro kely dia ilay famehezana ilay teny hatrany ary eto dia tena mibaribary hoe tsy voafehy ilay izy!!!!! Tsy diso ilay voalaza fa tsy ampy noho izany tsy voafehy ilay dikan'ilay adihevitra sy fanehoankevitra!!!

Ny adihevitra (débat) dia ilay efa voalazako ery ambony izay tsy maintsy mifandray akaiky @ fanehoana hevitra!!!

Ny fifanankalozankevitra (échange d'idée) dia tena hafa mihitsy satria raha toa ka mifanakalo hevitra dia tsy mbola misy hevitra 1 efa mipetraka sy tohanana, fa tanjona ho tratrarina 1 no hiaingana ary ny hevitra aseho hasehon'ny tsirairay no atambatra ka entina hanaovana hetsika (manifestation, opération...), na hananganana zavatra (construction) mba hahatratrarana ilay tanjona!!!

Ny fanehoankevitra @ fianana sy ny fivavahana anefa tsy hoe mianga @ tanjona hanagana zavatra 1, fa miainga @ fanohanana sy fanoherana hevitra efa misy izay ao anaty baiboly na koa hiainana, izay ataon'ny tsirairay @ alalan'ny fanomezana dika ilay SM!!! Ary izay izao io ataon'i prime eo ambony io!!

Ka fehezo tsara aloha ilay hevitra ambara prime izay vao ampitaina!! ;-) ;-) ;-)
32. rijadolly ( 07/10/2008 17:46)
Mandefitra:
Raha finoana an'i Kristy noresahina dia ny tenin'i Kristy no entina hanohanana ny hevitra : tsy mety ve?
Mety ary tena tsy misy Kiana noho izy teny marina.
tywa68:
Mandefitra : tsy misy mandà ny tenin'i Kristy f'ilay olona mizara an'ilay izy no manova (sy mampitombo) an'ilay izy ka farany very an-dalana ny tena marina
Izay indrindra no ilaina an'ilay mifanohana sy mifanitsy ary manazava ilay ampitanao,am-pitiavana ho voninahitr'Ilay Nahary sy Jesoa Kristy ZanaNY.

Ny hevitry prime sy badboy ny fahitako azy dia mifameno fa tsy mifanohitra.
33. fijo ( 07/10/2008 21:20)
izao ary e,ndao hangatahana i hery hanafoana ity resaka finoana ity de milamina isika.sa akory
34. fahamarinana ( 08/10/2008 03:39)
rijad:
Ny hevitry prime sy badboy ny fahitako azy dia mifameno fa tsy mifanohitra.

:arrow: itovizako hvtr ihany koa satria marina ny voalazan'ny badb ary ny any prime koa tahaka izay.
fijo:
izao ary e,ndao hangatahana i hery hanafoana ity resaka finoana ity de milamina isika.sa akory

:arrow:aleo eo ihany fa misy soa azo raisina daholo anie avy amin'ny maro e,eny na tsy mpino aza...misy lesona azo ampiharina ihany koa.Raha ny amiko aloha,zà moa mazana mandray fa tsy mahay mizara.:) (l)
35. prime ( 08/10/2008 10:24)
Efa somary nasiako "point d'orgue" ny hevitro... raha ny tsy fahampian'ny fahalalàna na ny tsy fifehezana hevitra no anafoanana na ilazàna fa "tsy ilaina ny adihevitra" dia tsy mitombina satria na ny omaly sy anio fotsiny aza dia zavatra maro no mety miseho... ohatra mivaingana ny lohahevitra nentin'ikaretsaka mikasika ny atao hoe "stigmates" amin'ny ekar... raha iray volana lasa izay, ny tena dia tsy nanam-pahalalàna loatra mikasika izany, ankehitriny manomboka misokatra satria ny fahalalàna sy ny fifehezana hevitra dia tsy mi-"stagner" fa mivoatra amin'ny fotoana sy ny toerana rehetra...

Raha hiandry ny fahafenoan'ny fahalalàna sy ny fifehezana hevitra vao misy ny adihevitra dia tsy hisy mandrakizay izany satria na ny fahalalàn'olombelona aza mbola tsy feno sy tsy mahafehy amin'ny fanaperana ny zavatra rehetra dia efa ho tonga ny farany...

Raha tsy mivoatra ny fahalalàna sy ny hevitra dia azo heverina ity lohahevitra ity saingy indrisy, mivoatra sy mandroso ny hevitra sy ny fahalalàna ka raha anio ianao ry badboy no mahatsapa tena fa tsy mahafehy ny hevitra iray tianao ambara, minoa fa rahampitso ihany dia efa azonao atao ny miresaka izany... "quelques clics sur net" dia efa azonao ny 20% ny "information" rehetra araka izay ilainao...
36. badboy ( 08/10/2008 15:26)
Ka tsy adihevitra izany no atao fa fifanankalozankevitra, ary io fifanavahana io no tsy dia voafeninao namana prime ka mapiahiahy satria ny eto tsy fifanankalozankevitra no tena misy fa adihevitra!!

Ireo manotany hoe "inona no hevitrao" na koa hoe "tena izany ve", rehefa mandeha lavidavitra ilay resaka, dia hita fa hay efa manana ny heviny manokana izay avoakany rehefa tsy hanaiky ny hevitry ny hafa izy avy eo!! Ka eto izany tsy dia fifanankalozankevitra loatra (échange d'idée) fa fiadiankevitra (débat) no ataon'ny rehetra!! Ary eo no hilazako hoe fandaniananadro satria efa samy manana ny heviny sy ny hevitra tiany tohanana!!

Efa misy ekipa matanjaka mifanohana lalandava, izay tsisy maharatsy azy, fa saingy tsy manaiky intsony ny hevitry ny hafa, na mody manaiky fa manesika hatrany ny tiany hatongavana!!! Eo dia ny tenany no tena omeny toerana avo fa tsy dia ilay lazainy loatra, izay tetezana ampiasaina hahatongavany @ tena tanjony!! 8-) 8-) 8-)
37. Noue ( 08/10/2008 15:29)
badboy:

Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny fiainana iainana antany satria ny tena ao ambadika dia fampisehoan'ilay miady hevitra ny tenany fa tsy dia zvtr hafa loatra!!!!! :evil: :evil: :evil:
aiza zany???? aiza izany tenany izany???


38. badboy ( 08/10/2008 15:48)
noue >> Ilay vatana ipetrahan'ny lohany f'inona ndray ary!! :^) :^)
39. fijo ( 08/10/2008 20:36)
ka ilaina ihany izy ity she akory fa hanay hanidy trano shefa ho tsa hisy tsotry an.
40. ikaretsaka ( 08/10/2008 21:12)
Hoy i Mandefitra:
Raha finoana an'i Kristy noresahina dia ny tenin'i Kristy no entina hanohanana ny hevitra : tsy mety ve?
Mety ary tena tsy misy Kiana noho izy teny marina.


tsy ny teniny ihany fa Izy 1 manontolo
aza ,mihonona @ teniny fotsiny hoa fa efa EO sy IOkristy rehefa eokaristia!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081